ny biby tsy manan-doha tsy mandeha ...

1. milamm ( 24/03/2010 08:43)
mitombina tsara io fitenenana io @ raharaha fitantanana fitondram-panjakana no resahina,tsy azo ailika foana @ frantsay ny rihatra fa manana anjara andraikitra sy adidy isika rehetra,indrindra ireo mpitondra rehetra tsy nahay nitsimbina ny hafa .Matetika odiantsika tsy jerena izany,1 ihany hatrizao no manana fijery mitsinjo lavitra,mpitarika mahay ary mpandalina nikoizana azo alaintahaka voafaritry ny Soa Toaviny lalam-panorenana Malagasy voalohany izany(fitondram-panjaka) dia ny \"Ombalahibemaso\"nosorotany Rafiakarana-Hagamainty mpanolotsaina sy mpitondra teniny Napoina avy ao Ikaloy
> ara-tantara politika sy fiaraha-monina 1787-1810,efa nisy rafim-pitondrana mazava nanakambanana ny Nosintsika sy loha nahay nitarika,aleo resahina kely ny tsara vitany androany
.mpitarika ady nikoizana avy ao avaradrano ary nanambatra ny foko maro2 toy ny sihanaka,bezanozano,bara,betsileo ...(2/3 M.kara)izy no namorona ny foloalindahy voalohany(military strategist)
.miara-midinika ireo didy sy lalana @ reo sojabe(legislator)
. niatombohany fanampariaham-pahefana/decentralisation du pouvoir),fitantanana ny farimpiadidiana rehetra isan\'ambaratongany na dia fohy aza toy zao
- Vadintany (l’époux de la terre--->traduction mot à mot) pour ses représentants auprès du peuple c’est devenu par la suite
-« Mpiadidy » (le Responsable), un nom qui a survécu à la colonisation et les deux premières Républiques
- Sakaizambohitra(les amis du village)
- Antily (guetteur), à peu de chose près ils sont tous l’équivalent de l’actuel Représentant de l’Etat
-Fokonolona (clan ou assemblée de personnes ou les personnes vivant dans le
méme lieu)
.Nahay nitsinjo ny vahoakany @ fitomboany vava homana >,tsy nila ny ekonomista na nindrambola tany ivelany izy @ zany
. Betsimitatatra(irrigation) nitariny ny faritra manodidina azo ambolena,ampitomboina ny vatsy(livestock),fefiloha ranon\'ikopa...
.@ maha diplomat azy dia izy no mpilaza matetika @ reo manamboninahiny hoe
\" ny hery tsy mahaleo ny fanahy ...\"
-clear vision\" ny ranomasina no valam-parihiko...\" tsy mbola nahita ranomasina hatrizay niainany Napoina,nefa nihitatra nahazo zana-tany atrany nosy Anjoany(komoro)printsy ramanetaka rehefa nalainy frantsay avy eo
dia manotany tena oe norebirebeny ireo mpitondra fotsiny v isika rehetra fa lany olo-manga i Madagasikara ? no lavanify saribakoliny frantsay sisa no avela hivarotra ny Tanindrazana ?
novalian'i nilex ny 30/03/2010 06:27
2. pikatti ( 24/03/2010 10:39)
Foza aloha tsy ati-doha ny ao an-dohany ,dikany mamantana any an-kady izay mety mbola ho taritiny :oops: :cry:
3. Noue ( 24/03/2010 10:57)
taiza no mbola nisy foza T() nandeha nefa eeee !!!
4. AndriambyII ( 24/03/2010 12:34)
Mba tsy hidirana @ culte de personnalité dia tsy aleo ve manadihady sy mitsikera izay programme 'ny HAT (raha misy ?) izay hinoako fa mbola eo ampanaovana ny assainissement 'ny toe-karena sy ny olana ara-tsosialy @ maha gouvernement de transition azy? Mino ve ianareo fa tsy mba manana hambom-po mikasika ny tantaran' i M/kara i Andry Rajoelina ?
5. milamm ( 24/03/2010 12:59)
tsy nilaza ny mbola hanadihady zany lavanify raha nitarika ol nilahatra teny @ 13 mai,hanova ozizy ary de niova ho nosy voafonja eo ambany vava basy @ fitondra-miaramila ny Tanindrazana izao 1 taona aty aorina,raha mbola apetraka ny fanontaniana

6. nilex ( 24/03/2010 13:30)
Raha tena madio fo RAJOELINA dia izao no ataony.Fifidianana filoham-pirenena no atao voalohany dia avela hilatsaka daholo tsy misy sivana izany eny na RAVALOMANANA aza.Aleo ny vahoaka no hitsara izay tianay dia ho hita eo.
Izay mahazo vato kely eo no midika fa tsy maminy vahoaka izany na i ANDRY na RAVALO aminizay mantsy mazava be ny safidimbahoaka ka hiravona eo ny olana rehetra .Rehefa tsy tiany olona tsony tokoa ravalo dia mety hahazo vato kely izy dia tsy lany intsony izany.Fa ny tena mampatahotra ny HAT dia mety mbola ho tiany olona RAVALO izay no tena olana.kanefa io fitondrana io raha mbola tsy lanimbahoaka dia tsy haharitra eo izany na anao inona na anao inona .Tsy aleo ve manao fifidiana mazava dia milamina tsy misy romoromo.
7. xxxw ( 24/03/2010 18:47)
Mba tsy hidirana @ culte de personnalité dia tsy aleo ve manadihady sy mitsikera izay programme 'ny HAT (raha misy ?)
:-D :-D :-D :-D
Misy dia misy e, intimidation ,arrestations, emprisonnement jusqu'à la mort pour certains,riduculisation,entétement,enfantisation|[...]
8. milamm ( 24/03/2010 19:27)
nilex ,tsy oe belazao za fa misy marina ny voalzanao ny indro kely hoy ny mpandrafitra eto de didy kofehy lehibe no itondrana ny firenena satria ny mpanjanaka no mibaiko ny masinina tgv,fandrika be ny fifidianana rehetra arosony hat satria ny fomba nangalarany fitondrana ihany no ampiasainy anaovana izany(basy).filma efa kobo iny,baikony mpanjanaka frantsay oe andao andramana atao toy ny tany mauritania alohany 26 izao ny fifidianana legislative sy referendum ary miaramila ihany no ampisaina itazona ny rehetra tsy hitroatra
9. nilex ( 30/03/2010 06:27)
ka izay mihintsy no tena olana satria tsy hisy dikany mihintsy io fifidianana io .Tsy hitondra vahaolana eto io fa voa maika korontana aza.Asa na ho entina aiza ity firenena ity,ireny izao teny ambohijatovo efa saiky niady ny samy gasy sady le TGV tena mitady ady mihintsy teny dia mijery fotsiny ny miaramila .Aleo anao ihany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0661