Mirediredy amizany fati-na sazy eto zany nareo fa tsy mirarà

1. terrywui ( 23/03/2010 18:10)
Tsy mbola hainareo angah fa ny TGV tsy hiditra ho fidiana FILOHA zany !! fa kosa i dadanareo no condution voalohany napetrakay fa tsy mahazo milatsaka ho fidiana na miditra eto M/car akory aza satria !
--Be loatra ireo hadalàna nataony !
--Ireo oul matiny !
--Ireo fanan'oul norobainy na nangalariny (ex: tanin'ny TIKO sy MAGRO 80% )
--Ny volampanjakana nopaohany tao rehefa nitsoaka izy !
--Ny fandrangitana ny vahoaka hikomy amin'ny Fanjakana (fahotana mahafaty ! )


Ka ny ahy dia teny tsotra ihany ry mpiserasera.org ...aza de manantena loatra an'i dada satria na tsy hilatsaka aza i TGV (Andry Rajoelina ) dia afaka mampiditra oul hilatsaka kosa ankoatra azy ny TGV ...!

-De mazava ho azy zany fa raha tsy eo i dada (an'irotra) de voamboatavo sisa no hifaninana amin'ny BULLDOZER !! de mazava ho azy koa fa mbola an'ny TGV ny sehatra ;...!!!!! ! hon hon hon hon hon hin hin hin hin her her her her !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D


farany : Mirana ! aza manaiky fahanandry zalah reo lalitra enao fa oul tsisy ilana azy lereo !
novalian'i pikatti ny 24/03/2010 11:26
2. bobimarolahy ( 23/03/2010 19:46)
mitapy marina le bandy ty leaza a!
dia heverin'ngah fa pirina izany ny arema sy ny MTS a!
ompahy aho raha mba mahalany an'ireo izany TGV tsy misy mpahafantatra izany , iza no ho arotsaka sarlesy sa lelison ? sa ny hasina ve? firy isan-jato moa ilay iny tamzany fotoana dia nitombo ve ankehitriny? (mampatahotra ny haminany azy)
3. mitapiwui ( 23/03/2010 22:27)
ny dadanareo koa aloha mpangalatra rakotra ao @ fjkm ao eh ,mody manao vice president nefa milaiso rakitra fotsiny :-D :-D :-D
4. bekafara ( 24/03/2010 05:07)
:-D :-D :-D raha ny vavan'i wiwi ve no henoina tsy nolazain'i lery koa hoe i ra8
tratra nangalatra vomangan'olona teny antsaha
5. locl ( 24/03/2010 08:23)
izany ange milaza fa tena matahotra Dada foana ny TGV. Ny sazy eritreretina fa ny olona any lavitra any avelao any.
Mbola ho aiza koa anefa ny hanaovany anareo eo é! Jereo tsara ny tohiny
6. pikatti ( 24/03/2010 10:36)
raha ny vavan'i wiwi ve no henoina tsy nolazain'i lery koa hoe i ra8
tratra nangalatra vomangan'olona teny antsaha

:-D :-D hotran'izao mihitsy ny resak'irawix
7. terrywui ( 24/03/2010 11:09)
Voalaza teo :
raha ny vavan'i wiwi ve no henoina tsy nolazain'i lery koa hoe i ra8
tratra nangalatra vomangan'olona teny antsaha

hotran'izao mihitsy ny resak'irawix


kozy ve zany ??

fa elah tadiavin'i mirana mafy elah Rapika !! afaka ny hadalanlah raha mifanena aminy eto elah ! mba te hanapetsa anah ony lery de ny oul no hanaovany ps fopla ! mahamay elah .... :-D :-D :-D :-D raha tsy ompaompainlah ndray mirana zao refa mananatra anlah eo
8. pikatti ( 24/03/2010 11:26)
Refa tsy revin'oul leisy elah dia aza mitady fika hafa eto a, tsy zazaloha hotran'elah Mirana ka hinohino zay resaka elah eto akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0522