tsy misy dikany le sazy mahazo ny faty ?
1. vitamatavy
(
22/03/2010 22:14)
araka ny hevitro manokana io sazy mahazo ny faty io toy ny mpanao baolina,
moa ve ny equipe resy no mitacle arriere dia mahazo carton rouge sa equipe mandresy no manao an'izany ?
TSY MATAHOTRA SAZY NY FAT NEFA MANAO VALIFATY
MBOLA HOAVY NY PROLONGATION F'AZA MAIKA E
:-D :-D :-D

novalian'i pikatti ny 24/03/2010 10:32
2. Ratoa
(
22/03/2010 22:27)
MANAO VALIFATYizany ve no atao hoe politika? izany ve no atao hoe londehibe mampiady hevitra nohon'ny fitiava-tanindrazana?
mahagaga ireto mitsolantsolana hitondra firenena.
3. Noue
(
23/03/2010 06:02)
tsisy dikany ahoana koa zany eee ??? mbola an-dalana ny manaraka fa aza maika oa eee !!!
4. nilex
(
23/03/2010 06:47)
Tena misy dikany be mihintsy io sazy io fa mampandry ny sain'ny vahoaka fotsiny ny mpitondra ny HAT fa tena loza ho andry zareo io ka.
Jereo tsara fa na nilaza aza ny HAT fa tsy dia ilaina ny any ivelany dia mbola miezaka foana izy ireo hatramin'izao mitady fankatoavana avy any ivelany satria tsy misy azony atao intsony eto e,maika moa fa tsy mahazo mankany ivelany mihintsy izy ireo.Raha tena lehilahy anefa ireo dia izao no izy,rehefa tsy manaiky ny accord tany Maputo ianao dia atao veloma ny fifandraisana sy ny fanapiana avy any ivelany.Tsy misy dinika sy fanazavana be io fa izay no izy.
Ny tokony hataon'ny HAT izany izao dia ny mampiodina ny ferenena @ zavamisy eto antorana fotsiny satria ny vahoaka mila miaina sy miasa daholo.Nefa rehefa nojerena ilay izy dia tsy mety mihintsy io satria tsy ho tafavoaka isika satria mbola mahantra e.Ka raha tsy tia hiajeran'ny fahatezeram-bahoaka eo ireo ao ariana kely ao dia tokony hifampidinika aingana satria rehefa noana ny vahoaka tsy te hahalala izay mpitondra sy tolona izany e.
Ny mampalahelo dia izao,tsy mety ilay fitondrana nefa ny jiolamboto rehetra ao arian'i TGV no tena gravy be ,nefa ry zalahy manararaotra mangorona harena daholo ao,lasa deba be daholo ny membre ao amin'ny HAT ao e.
Amiko tsy RAVALOMANANA na RATSIRAKA intsony no olana fa ireto mpangalatra mivantana ireto ka asa na ho entina ho aiza ity firenenna malagasy ity e.

5. milamm
(
23/03/2010 10:11)
vao manomboka io fa aza taitra mbola ho avy ny amnesty international ka,eo no hidirany tafika mpanelanelana hiaro ireo olompirenena takalonaina 1 taona zay tsara ilay fihetsika mangarahara @ reo sazy tsy afahany fat mampiasa ireo vola any soisa sy luxembourg ,sy ny fivoahany ny ivelany.Tsy ho voavahany vava basy ny olany fat fa mitohy ary ao ihany ireo no ho voasambotra fa tsy ilaina enjehany interpol any ivelany noho ireo heloka ambony @ fitondram-panjakana.
Misy farany raha jiaby ...
Misy farany raha jiaby ...
6. terrywui
(
23/03/2010 18:14)
VITAMATAVY = batista = zoam hon hon hon hin hin hin her her her :-D :-D :-D aleo avoaka eto letsy ny marina fa otran'ny za foana no petsainalh sy rapika lava eto kle...! zao laisany otran'ny lamba miahy ! kobo ...! :-D :-D :-D :-D mbola miandry andrapika kou ah fa nanaparanlery ny fahaizany ordi mitsy ah ...!
7. feticon
(
24/03/2010 04:54)
EFA TENA MIPANIKA MAFY MIHITSY RY ZALAHY AO @ HAT AO,MAFY LE SAZY
ATAO AIZA MOA IZANY IREO VOLA NANGALARINA,TSY HISY MIHITSY KOSA ALOHA HAMETRAKA NY VOLANY ANY @ BANKY GASY E
HIVOAKA TSY HO ELA INDRAY IREO PROMOTION LOOSER,ARY AZA BE VAVA IALAHY RY WIWI,VAO SAZIAN'I HERY IALAHY ETO DIA EFA MIKONAINAINA VAO MAIKA MOA LESY IZANY IREO FOZA BE RANCUNE IREO SY MATAHOTRA FIFIDIANANA
Une seconde liste de sanctionnés serait en cours d’élaboration. Elle serait au moins aussi longue que celle du 17 mars et comprendrait :
Les membres de la HAT oubliés
Des membres des forces armées et de la gendarmerie
Des civils apportant leur soutien à la non application des accords
mais surtout 5 entreprises privés apportant leur soutien financier aux dirigeants actuels.
La démission de trois ministres du gouvernement de la HAT serait évoquée, il s’agirait selon nos sources :
Gilbert Harisoa Raharizatovo, ministre de la Culture et du Patrimoine.
Rolland Ranjatoelina, ministre des Transports.
Athanase Tongavelo, ministre de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique

8. pikatti
(
24/03/2010 10:32)
Jereo tsara fa na nilaza aza ny HAT fa tsy dia ilaina ny any ivelany dia mbola miezaka foana izy ireo hatramin'izao mitady fankatoavana avy any ivelany satria tsy misy azony atao intsony eto e
Tsy marary a ,tsy marary nefa vao maika,mitomany mafy ihany ry FATY isany ao
La démission de trois ministres du gouvernement de la HAT serait évoquée, il s’agirait selon nos sources :
Gilbert Harisoa Raharizatovo, ministre de la Culture et du Patrimoine.
Rolland Ranjatoelina, ministre des Transports.
Athanase Tongavelo, ministre de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique
Tsy te hiaramaty @ vendrana isany ry zalahy manatsaina =D> =D>
Efa nanarina impiry tsy aleo ao ny tranony