VATOFOTOTRA A! tena kozy vrai ty ....!!

21. rijadolly ( 27/03/2010 13:31)
terrywui:
kobon-dravatofototra ve zao fa tsisy pokna mamaly sy mijery tsony le dinika vidaka REGARDER VIDEO..... alefalefanareo eto reny??....de jereo fa raha tsisy anah mba namaly an'ingahy de nangaina ny vidaka nalefanareo rehetra any ambany any...! porofo zay fa efa nivadihan'ny akamanareo tato nareo !
--faharoa : efa tenenina fona nareo fa tsy reven'ny oul tsony oa io vidaka alefanareo io ,tsy mahatoky anah mitsy !!!!! de io ny porofo ....!! tsisy mpijery akory ze vidaka jereo eto, jereo eto nareo raha tsy nisy anah...!
--fahatelo : jereo fa na i Noue mba mpandokandoka kely an'i vatofototra isaky ny misy REGARDER VIDEO Patati patata taloha ireny aza fa leo sy kivy iany kou ny farany de tsary niditra nisaotra an'i vatofototra tsony kou fa tonga de zavatra hafa no jereny...! de mbola mandefasa ndray hafa ndray!! ny farany anie ompain'i ra- Pikatti sy Bekafara sy Mirananirina sy ifiona sy Fijo sy hery eto nareo ra- Vatofototra zay vao ahatoky tokoa nareo fa tsy reven'ny pokon'ny serasera tsony marina tokou !! ..mikozy ah zay ...! miteny iany ah !! anatra voalo ho an'ingahy tato amin serasera zay avonavon'ny TIM amingahy zay !!
vitalkamaoly:
inona ary no imenomenonana @ zany.Mamaky elah refa tian'la de afaka mamaly koa raha te-hamaly fa tsy anaovana zistoara be eo. Sa elah mba he hampaherezina ko???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0669