VATOFOTOTRA A! tena kozy vrai ty ....!!

1. terrywui ( 22/03/2010 14:29)
kobon-dravatofototra ve zao fa tsisy pokna mamaly sy mijery tsony le dinika vidaka REGARDER VIDEO..... alefalefanareo eto reny??....de jereo fa raha tsisy anah mba namaly an'ingahy de nangaina ny vidaka nalefanareo rehetra any ambany any...! porofo zay fa efa nivadihan'ny akamanareo tato nareo !
--faharoa : efa tenenina fona nareo fa tsy reven'ny oul tsony oa io vidaka alefanareo io ,tsy mahatoky anah mitsy !!!!! de io ny porofo ....!! tsisy mpijery akory ze vidaka jereo eto, jereo eto nareo raha tsy nisy anah...!
--fahatelo : jereo fa na i Noue mba mpandokandoka kely an'i vatofototra isaky ny misy REGARDER VIDEO Patati patata taloha ireny aza fa leo sy kivy iany kou ny farany de tsary niditra nisaotra an'i vatofototra tsony kou fa tonga de zavatra hafa no jereny...! de mbola mandefasa ndray hafa ndray!! :evil: :evil: ny farany anie ompain'i ra- Pikatti sy Bekafara sy Mirananirina sy ifiona sy Fijo sy hery eto nareo ra- Vatofototra zay vao ahatoky tokoa nareo fa tsy reven'ny pokon'ny serasera tsony marina tokou !! ..mikozy ah zay ...! miteny iany ah !! anatra voalo ho an'ingahy tato amin serasera zay avonavon'ny TIM amingahy zay !! :-D :-D
novalian'i rijadolly ny 27/03/2010 13:31
2. terrywui ( 22/03/2010 14:31)
minoa ahy ingahy fa afaka herinandro latsaka eo fotsiny de ompa variraraka sy vidaka porno mamoafady no avalin'i Rapika anareo eto ...!! hon hon hon hon :-D :-D
3. cbd ( 22/03/2010 14:35)
io indray fa tsy nahazaka lé moly takaka ty d mivôvô ato :evil: :evil: :evil: :evil:
4. antimpanahy ( 22/03/2010 14:45)
cbd --- marenina teo elah fa elah io kou efa koboko nanopa an'i vatofototra tatsy ambany tatsy ! ompa ankolaka no nataonalah fa kobo fona :evil: :evil: ----faharoa : mba ampianaro manamboatra koba ah letsy fa milay le namidinlah iny a...! :-D :-D :-D
5. antimpanahy ( 22/03/2010 14:46)
mba te-hivarotra koba otranlah ah letsy mba hitsinjovako ny fahanterako a .... :lol: :oops: :oops: :lol: :lol: :lol:
6. antimpanahy ( 22/03/2010 14:53)


abd ---- courage fona ...! :-* :-*
7. mirananarina ( 22/03/2010 15:15)
(l) (l) (l) :oops: :oops: :oops: (l) (l) (l)
8. Mirananirina ( 22/03/2010 15:20)
diso hevitra terry fa mijery an'i vatofototra eto foana aho isan'andro
9. mirananarina ( 22/03/2010 15:26)
tena i wuiwui mihitsy io manao ps fopila io fa faizo ry mirananirina a, ataovo petsa ao hon hon hon hon hin hin hin mbola ao lery :-D :-D :-D
10. mirananarina ( 22/03/2010 15:47)
maloto i ANGILETERA esorina fako i LONDRES , averina eny behoririka i Anosilava hon hon hon hin hin hin her her her je suis le meilleur !!!!!!!!!!!............ =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) diovy i ANGILETRA oa
11. ifiona ( 22/03/2010 16:07)
miasa aingana, miasa tsara zany admin zany! :lol:

:oops: :oops: :oops:
12. Mirananirina ( 22/03/2010 16:13)
miasa aingana, miasa tsara zany admin zany!

deraina mihitsy ,merci,merci
13. pikatti ( 22/03/2010 18:28)
Midegany elah rawix klé,ajanony bainn refa tsy zaka a :roll: :lol:
Mamaky eto daholo ny mpisera 65% na ny serasera.org na sobika na topmada na tribune na mydago na forum malagasy sns .... tazako ato daholo io , ny ordin'elah no jamba hotran'elah ihany
Fa naninona aloha elah no tonga fofna be e, ??? :lol: tao anaty listra koa angah l'ty zany ??? :?: :-D
Miezaha mafy lesy a, efa be no miady tsy ho ao anatin'io listra osy mainty io fa raha toa aka ao elah dia aza ketraka :lol:
14. rijadolly ( 23/03/2010 02:41)
Za koa mijery foana, deraina manoka mihitsy Vatofototra.
Fa za mahita fa misy hevitr' olona tena tsy mamp- te hamaly mihitsy ato, dia misy indray mivanivany fotsiny tsy manan - katokona,ao ny migafy ny adi- hevitr' olona, ary misy koa manova resaka ( na dia ny lohahevitrany aza).Ohatr' ireny tsy mazaka ady hevitra ireny ny fahitako azy dia te hamely totohondry ilay advany nefa tsy hafa manohatra dia mi- gafy sisa no azo atao.

Mahereza VATOFOTOTRA a! tsy hita hoe miasa tokoa anie ny olona raha tsy misy ny mpanaratsy e!
15. diloo ( 23/03/2010 07:25)
Tsy voatery manoratra, na mamaly rehefa mamaky,mijery sy mihaino.
Misaotra Vatofototra. :-*
16. terrywui ( 23/03/2010 17:50)
Midegany elah rawix klé,ajanony bainn refa tsy zaka a
Mamaky eto daholo ny mpisera 65% na ny serasera.org na sobika na topmada na tribune na mydago na forum malagasy sns ....
misy zava-doza vitanlah de mody tsara resaka eo elah an ...! mody tezitra , de mody be fananarana be ,! de mody ray amandreny tampoka zany !!! nefa vao avy nanao zavatra nahatezzitra oul elah io !.....kobo elah ee :-D :-D :-D
17. fijo ( 23/03/2010 23:15)
ny tsy mamaly anie tsy midika hoe tsy mijery ry saina voanjobory e;
18. swann ( 24/03/2010 11:31)
ka maha faty an'i Fijo voanjobory angaha ny mba mampahery kely anlery eo nefa aza izy mba reraka mampirevy anareo :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: sa impoli ko nareo ka tsy mahalala misaotra ? :-*
19. pikatti ( 24/03/2010 12:08)
ny tsy mamaly anie tsy midika hoe tsy mijery ry saina voanjobory e;
=)) =)) =)) mihinan'enganony rawix klé
20. vitalkamaoly ( 24/03/2010 12:44)
inona ary no imenomenonana @ zany.Mamaky elah refa tian\'la de afaka mamaly koa raha te-hamaly fa tsy anaovana zistoara be eo. Sa elah mba he hampaherezina ko???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4132