Président de la Chambre de commerce

1. ouioui ( 22/03/2010 13:18)
Albert Camille Vital, président de la Chambre de commerce, d'industrie et d'agriculture de Toliara devenu Premier ministre, a transféré samedi le service à son successeur Gilbert Zafera alias Gillot Zaza Club. Ex-DJ de France
Fanjakana DJ :-D :-D :-D :-D
novalian'i bekafara ny 24/03/2010 05:13
2. terrywui ( 22/03/2010 14:15)
mipetraha letsy zama91 tsara fa elah ary Bip-na tsy mamaly mitsy fa miavonavona ...! za nibipa anlah tsy raisinalah .....! rangorivao koa hono nibip-analh tam samedi fa tsy valinlah mitsy kou ! de eto elah no mody miwouwouwouw otran'ny TIM nahazo taolana eto ..!! na mitabataba otran'ny Magro nahazo fitenenanana ...hon hon hon :-D :-D :-D :-D
3. mirananarina ( 22/03/2010 15:16)
(l) (l) (l) :oops: :oops: :oops: (l) (l) (l)
4. pikatti ( 22/03/2010 18:39)
Fanjakana DJ
:-D :-D :cry: :cry: :cry:
Ministra spaoro koa moa le dj iny , de misy bandy mitomany prez zany koa toa dj de misy hafa koa any :-D :-D
Tsy mbola nisy fitantanan-draharaham-pirenena kitoatoa hotran'ity tgv ity hatramin'izay naha Gasy ny tany kléulé
5. terrywui ( 23/03/2010 17:52)
fa inon kou no mody mahatonga fofona anlah amboarimboarina eo e!! ...nisy fahotana mahafaty nataonalh zay teo de mody tezitra eo elah ! kobon'ny oul fona ane elah zao e!....mody mba manao ray amandreny be eo takaka refa avy nanota be ....!! :-D :-D :-D :-D
6. bekafara ( 24/03/2010 05:13)
terrywui:

mipetraha letsy zama91 tsara fa elah ary Bip-na tsy mamaly mitsy fa miavonavona ...! za nibipa anlah tsy raisinalah .....! rangorivao koa hono nibip-analh tam samedi fa tsy valinlah mitsy kou ! de eto elah no mody miwouwouwouw otran'ny TIM nahazo taolana eto ..!! na mitabataba otran'ny Magro nahazo fitenenanana ...hon hon hon :-D :-D :-D :-D

efa hitako eto ny IP nao ry wiwi fa dia handray ny andraikitro aho raha mbola ...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482