Mandrimandry manan'aretina a?mb mihetsiketse ry Mpanohitra a

1. terrywui ( 17/03/2010 14:46)
Tsy ahavitana inona ny ranomaso sy ny toloko fa mifohaza de midira serasera. mba manao ze ho afaka eto nareo mifampahery e..! antsoy i Eugene heriniaina ho leader nareo mpanohitra eto hitarika ny fampaherezana atao ! na antsoy i Batista (feticon dit ramosekely =zama91) mba hanao fotoampivavahana ho anareo fa leiny manko mba Pasipasitera fopla zay ka sao mba mahavoa ihany hon hon hon hon sitrany ahay mba manala alaelo e! hin hin hin hin
ity hira iray ndray ary ho anareo mpanohitra fanjakana e...! fa izahay de tsy miala amin'azy

http://www.youtube.com/watch?v=537Fim-KtPo&feature=PlayList&p=4017E9E721BCBCA8&index=70

mazotoa mandihy letsy zama91 dit batista sy rangorivao69 dit Pikatti aa....!! hon hon hon hon


novalian'i pikatti ny 19/03/2010 08:23
2. pink ( 17/03/2010 18:19)
mahafinaritra be anao angaha ireny tifi-danitra hanapoahana ny lohany malagasy ireny...
3. bazylou ( 17/03/2010 19:02)
ireo anie lty ra tery tsy mihetsika rah atsy misy ividianam bary kely e, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. bekafara ( 17/03/2010 22:06)
i wiwi anie manao vavy toetra no sady mytho,mba miova amin'izay wa :^)
5. pikatti ( 17/03/2010 22:45)
:-D :-D :-D ahaoana ndray ialahy manao vavivay toetra zany rawix :roll:
efa tafavoaka ihany ve ialahy aloha sa ahona bainn
Mbola mamon'ny fanafody elah bainn a, tsisy mazava na dia kely aza ny resak'elah 8O :?:
6. fijo ( 17/03/2010 23:01)
voa tany ndray ngah rawiwi vavy izany leu leu.hiih
7. Mirananirina ( 18/03/2010 11:49)
:-D :-D :-D
8. bazylou ( 18/03/2010 12:34)
ka ny jamban'ny le8 sy ronon antaviny ihany anie no tsy mahazo resak eto e, beuuurrrk :-D :-D :-D
9. terrywui ( 18/03/2010 15:15)
i wiwi anie manao vavy toetra no sady mytho,mba miova amin'izay wa

:-D :-D :-D bekafara----mba anotanio ary bavinlah raha vavivavy toetra zany toko ah ...!! =)) =)) =))
10. pikatti ( 19/03/2010 08:23)
Mba firy mianadahy tokoa leisy lisany rawix,???sao mantsy mba mety misaina kokoa noho ilahay ny sasany de mba hiangavio leisy mba haketo a,kozio amiko fotsiny ny ps-ny ,le bavin'elah aloha no tena mety raha azao atao e :lol: tsy koi fa averiko @lah i Tatamo e, iny foana mantsy no mampalahelo anelah eto .............
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0489