17 mars 2010

1. diloo ( 16/03/2010 07:39)
Androany 16 Mars andro farany handrasan'ny GIC ny fanapahan-kevitra ny movansa rajoelina hanantona na tsia ny latabatra ny fiaraha-midinika eo hanatrehan'ny GIC ny ho avin'i Madagasikara: fifanarahana mihainga avy amin'ny Satan'ny Maputo sy ny Actes additionnels.
Raha tsia no valiny, dia rahampitso 17 Mars kosa no mivoaka ny sanctions sy ny lisitra ireo voampanga:
77 personnes seront frappées
Interdiction de voyager et gel des fonds, autres avoirs financiers et ressources économiques. Ces sanctions ciblées et individuelles seront à partir du 17 mars, appliquées à l'encontre « de tous les membres des institutions mises en place par les autorités de fait issues du changement anticonstitutionnel et de tous autres individus membres de la mouvance Rajoelina dont l'action fait obstruction aux efforts de l'Union africaine et de la SADC, visant à restaurer l'ordre constitutionnel à Madagascar ». 77 individus s'exposent directement aux risques de sanctions brandis par le GIC. Le président Andry Rajoelina se trouve en téte car il est le chef. Après lui viennent les 42 membres de la HAT, les 31 membres du gouvernement et trois de ses proches collaborateurs à Ambohitsorohitra. Ces derniers sont méme accusés par des partisans de la HAT de donner de mauvais conseils à leur boss. A cette liste de 77 individus s'ajoutent d'autres noms, ceux des chefs de partis membres de la mouvance Rajoelina, qui ne sont ni membres de la HAT, ni membres du gouvernement, mais qui s'opposent activement à la mise en Å“uvre des Accords de Maputo et de l'Acte Additionnel d'Addis-Abeba.
Acteurs principaux. La liste pourrait s'allonger si l'on remonte en mars 2009, date repère du changement anticonstitutionnel à Madagascar. Car l'événement du 17 mars à l'Episcopat d'Antanimena a eu ses acteurs principaux: les officiers supérieurs et les officiers généraux qui gravitent actuellement autour de Andry Rajoelina, qui maintiennent, si l'on puisse dire, le régime actuel. Puisque des membres de la HAT ne veulent pas étre les seuls à subir les sanctions du GIC, certains d'entre ceux tentent de pointer du doigt d'autres « responsables ». Selon eux, les 9 membres de l'actuelle Haute Cour Constitutionnelle (HCC) ne devraient pas étre à l'abri des sanctions « car ce sont eux qui étaient à l'origine de toutes les illégalités qui ont plongé le pays là où il s'enlise actuellement. » En effet, au lieu d'appliquer la Constitution en permettant au président du Sénat d'assurer provisoirement la présidence de la République après l'empéchement du président Marc Ravalomanana, la HCC a validé une « simple lettre », en prenant acte de l'existence d'une transition dirigée par Andry Rajoelina en tant que président et Monja Roindefo en tant que Premier ministre. En tout cas, c'est à la Commission de l'Union africaine, en étroite collaboration avec la SADC, d'établir la liste des individus visés par les sanctions du GIC.

RAJAOFERA Eugène :wink:
novalian'i pikatti ny 17/03/2010 23:13
2. Mirananirina ( 16/03/2010 15:33)
=D> =D> =D>
3. milamm ( 16/03/2010 18:12)
a l'heure actuelle ou toutes les sourcess du mal émmergent aux yeux du monde entier depuis l'affaire courant
4. milamm ( 16/03/2010 19:36)
zafady diloo fa lava b koziko a :wink: :lol: ampiko kely fotsn ,otrany reny aferany GMP 1975 Antanimora, kln bréchard rajaonarison mutin anisany voavidy namono an'i Itpkl Ratsimandrava,2010(corps d'armees no ravana fis,capsat,cnme ambohibao foibeny bianco taloha,tsy vitany mihinana ny volambahoaka fa mamadika sy mangalatra ny haren'izy reo),ireo no hozatra nampihorohoroana ny tgv frienena 1 taona mahery zay,nandripaka ny mpiray tanindrazana aminy,amboarina ireo fa ireo no sakana(hypocrite,lylison,sarla,organes sy cecile)mbola choc psychologique nationale no mahazo ny rehetra t@ namoizana ilay elite militaire Malagasy nilaza oe "...Tsy hiamboho Adidy aho...",ireo maritiora ny black Monday 26/01/09,vono olona sy tifitra adalambe teny Ambotsirohitra 07/02/09 de tsy misy hafa @ izany , efa miha-mangotraka ny mari-pana no sady mila actions ihany ko fa tsy sanctions fotsn ,mbo kozy e :-D
5. fijo ( 16/03/2010 21:38)
izay mihintsy,tokony ravana ireo corp nisy ireo mpanankorotana ireo,dia saziann'y fitsarana miaramila ry zalahy.ary ezahina,amin'izay ny hanaovana tafika pro,fa tsy ireo be isa tsy hanao inona ireo
6. diloo ( 16/03/2010 23:54)
Milamm-->
zafady diloo fa lava b koziko a

Equilibré tsara le kozy ka, satria napetrakao tsara ny heloka nataon\'ny tsirairay.
Na dia izany aza mikasika an\'i R8, dia efa nanao mea culpa izy, ary mihaino tsara ny vahoaka manoloana ny ezaka tsy nety.
I deba kosa, mody fanina mikasika ny fampiasana ireo FRS sy Zimbo namonoina an\'i GL RATSIMANDRAVA (tsy masaky manao mea culpa).
I Andry moa, ny azy dia ireny itantsika ireny: famporisiana ny fis hamono olona atao sorona entina ho fampitahoram-bahoaka.
Hatramin\'izao i Andry, dia tsy mahasahy mijoro manao mea culpa mikasika ny vono olona nataon\'ny capsat sy ny fis ary i ramaroson. Au contraire, rehefa nitombo ny olona notifirin\'ny capsat sy ny fis, dia nahazo marimboninahitra sy galona ireo.Mitovitovy amin\'ireo polisy mpametraka pv any frantsa ny fomba fiasan\'ireo miaramila-faty ireo: izany hoe arakaraka ny fahazoana pv maromaro, no ahazoan\'ny polisy primes sy promotion. Dia toa izany koa ny mikasika ny capsat-fis, arakaraka ny ain\'olona maty natao sorona no ahazoana galona.
Ny fangalarana ny fananan\'olona sy ny fanjakana moa dia efa lasa ofisialy sy asa normal izay ataon\'ny phat ihany.
Rehefa mangalatra sy mamono olona ny fanjakana fat, dia afaka madiodio ireo mpanatanteraka. Raha tratra manao jerikina toa ireo mpanao gazety radio fahazavana ohatra, tonga dia gadraina.
Fehiny, ny système démocratique à la tgv dia izao fotsiny:
-mamono olona atao sorona=tsy mpanakorontana (spécialisation capsat-fis)
-mitsikera sy mitaky ny hisian\'ny fandriampahalemana=mpanakorontana.
Kii, lava koa ny koziko fa tapahiko. :-D
Mankasitraka e
7. fijo ( 17/03/2010 21:49)
mbola hiova io ka,rehefa ela ny ela ,di aho leo ihany koa anie e
8. pikatti ( 17/03/2010 23:13)
fehiny, ny système démocratique à la tgv dia izao fotsiny:
-mamono olona atao sorona=tsy mpanakorontana (spécialisation capsat-fis)
-mitsikera sy mitaky ny hisian'ny fandriampahalemana=mpanakorontana.

Aleo hifototra kely any aminy any zany fanaony zany ahalalàny tsara azy aloha

77 individus s'exposent directement aux risques de sanctions brandis par le GIC. Le président Andry Rajoelina se trouve en téte car il est le chef. Après lui viennent les 42 membres de la HAT, les 31 membres du gouvernement et trois de ses proches collaborateurs à Ambohitsorohitra. Ces derniers sont méme accusés par des partisans de la HAT de donner de mauvais conseils à leur boss. A cette liste de 77 individus s'ajoutent d'autres noms, ceux des chefs de partis membres de la mouvance Rajoelina, qui ne sont ni membres de la HAT, ni membres du gouvernement, mais qui s'opposent activement à la mise en Å“uvre des Accords de Maputo et de l'Acte Additionnel d'Addis-Abeba.
Acteurs principaux. La liste pourrait s'allonger si l'on remonte en mars 2009, date repère du changement anticonstitutionnel à Madagascar

Tsy mboal misy listra mandédé ve any ry zalahy :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569