efa hanipy gant koa ny frantsay bientot
1. pikajunior
(
13/03/2010 22:06)
dia efa miomana ialahy ry tgvongany fa tsy misy na dia firenenana iray aza hanampy an'ialahy ,na ny frantay aza efa kivy
http://rasl.trib.mid.over-blog.com/article-tgv-lache-par-paris-46498456.html
http://rasl.trib.mid.over-blog.com/article-tgv-lache-par-paris-46498456.html
novalian'i pikatti ny 14/03/2010 22:07
2. ifiona
(
14/03/2010 08:17)
ontônaléééé!! pisopiso kel!! mampte hanongo be :lol: :lol: :lol: :lol:
3. terrywui
(
14/03/2010 14:14)
zanaky ny sipandrapika iany io alefalefany eto io Ifiona a! manana maro amin'io lery ! etsy à Belleville zao misy anakiray kou tamin'ny sinoa ! de etsy à corbeil esson misy iray tamin'ny vazah reraka zay ! fa io zanany tamin'i zakilinnn io no mba mafahafatifaty kely de io ataony PUB eto io sao mba misy manome S hono.... hon hn hin hin hin :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. pikatti
(
14/03/2010 14:23)
:-D :-D :-D :-D zazakely mahafatifaty io ve leisy de ialonan'elah klé
5. Bazilou
(
14/03/2010 14:23)
Ka i rawix bandy maty ozatra , dia mialona zanak'olona poorfotsiny :twisted:
6. terrywui
(
14/03/2010 14:27)
De mbola elah iany zao io bazilou fopla io !! efa nokozindrabatista tamiko daholo zay PS fopla nlah rehetra ..! kobo elah zayn alefaso ndray fopla hafa ndray .. :-D :-D :-D :-D
7. pikatti
(
14/03/2010 15:04)
Ny anelah mantsy de tsy mahalala afa tsy zah ihany , anontanio leisy i hery na i vatofototra raha zah ary io , ahoana sahy elah ,alaiko any @ lah any iny zakilin'elah iny raha tsy zah io, okay :lol:
8. Bazilou
(
14/03/2010 15:10)
De mbola elah iany zao io bazilou fopla io !! efa nokozindrabatista tamiko daholo zay PS fopla nlah rehetraMarenina rangahy ty fa tsy pikattin'ialahy izany aho :evil: :evil: :evil:
9. pikatti
(
14/03/2010 15:11)
Na averin'elah impolo aza anie leisy bazylou io kôzy io tsy hiditra ny lohan'i rawix mihitsy e :-D :-D cool leisy
10. diloo
(
14/03/2010 20:24)
efa hanipy gant koa ny frantsay bientot
Mety ho izay mahintsiny, mbola handany vola hanaovana 2ème tour élection régionale ny UMP fa petsan'ny PS, Europe Ecologie sy ny Front de Gauche.
Miezaka hikotikoty ny FN izay nahazo 12%.
Koa mety tsy ampy kaly ny frantsay hanampiana ny hat.
Dia ho hita eo ny vokany raha çà vaut le coup hoan'ny fransafrika ny handany fotoana hitazomana an'i rabitro voan'ny carries (marary nify be nedala izao, dia tsy mahazo bisous firy Mialy kely.Ndriiii) :wink:
11. MialyRajoel
(
14/03/2010 20:33)
Izaho diloo tsy mila an'iny intsony ,taolana fotsiny ,tsy mba misy tsapatsapaina akory ,tena tsy tia ntsony aho marina é, hiaraka @ Zafera @ zay zah ,manana ny marina anie iny rangahy iny e (l) (l) :*
12. diloo
(
14/03/2010 20:54)
hiaraka @ Zafera @ zay zah
Hummm, tandremo ihany ry Mialy fa voky THB anie i Zafera e. Sao dia miforetaka eo ianao fa mammouth be lery konko.
Tazomy ihany i rabotro fa izy no efa anajaranao.Ny blem dia mety mahazo vahana tampoka eo i Rabekely Nath.
Mety ho tara eo ianao fa mety afera be: entre ny Rabekely sy i Rabelety.=)) :wink:
14. diloo
(
14/03/2010 21:42)
Resaka mety hanipy gant ny vozongo.
Somary nitatra kely mikasika ny nifim-bitro izay goka ny carrie:
Any ka mitady hiataka an'i rabelety i Mialy, fa tara amin'i Zafera i madama kely.
Dia hoy aho hoe hendre tsara indry fa i rabitro no efa anjaranao. Manjara mahazao vahana i Nath Rabe i saosy an'i rafingotra.=))
Somary nitatra kely mikasika ny nifim-bitro izay goka ny carrie:
i rabitro voan'ny carries (marary nify be nedala izao, dia tsy mahazo bisous firy Mialy kely.Ndriiii)
Any ka mitady hiataka an'i rabelety i Mialy, fa tara amin'i Zafera i madama kely.
Dia hoy aho hoe hendre tsara indry fa i rabitro no efa anjaranao. Manjara mahazao vahana i Nath Rabe i saosy an'i rafingotra.=))
15. pikatti
(
14/03/2010 22:07)
Any ka mitady hiataka an'i rabelety i Mialy, fa tara amin'i Zafera i madama kely.:-D
Dia hoy aho hoe hendre tsara indry fa i rabitro no efa anjaranao. Manjara mahazao vahana i Nath Rabe i saosy an'i rafingotra.
Ento mora ihany ry Mialy e,mbola betsaka ny bandy sahaza anao
