Manifestation mercredi 10

21. pikatti ( 10/03/2010 10:43)
Démenti Acte Aingavelo: Dans un communiqué, l'association Acte Aingavelo ne reconnait pas les personnes présentes en leur nom à l'Atelier Teny Ifampierana et condamne l'usurpation faite au nom de l'assocation, qui n'a plus d'activités selon leur dernier président Francois Radesa de Sales depuis 1997.
Kay rawix no usurpateur tato :lol:

Démenti AVAMAMI : Le parti de feu Francisque Ravony déclare dans un communiqué n'avoir jamais mandaté de personnes à l'atelier Teny Ifampierana et demande la publication des personnes ayant participées, dont celles présentes en leur nom sans mandat. L'AVAMAMI déclare soutenir le processus de Maputo.
Tato ndray i rabazylou tara avion :lol:

Zao anie no lazaiko an'lisany fa tsy miady hoa io manao unilatéral io, fikafika maloto tsy misy contre pouvoir politique,contre pouvoir managérial ..intsony fa de mpisolelaka iray trano sisa
22. terrywui ( 10/03/2010 16:31)
resa-bendrana ny anlereto kle...!! olona manamboninahitra ambony amantaona , mpampianatra mpikaroka ve amantaona nanagombola de tsy ahavita trano klééé??? ----rapika aza mpangaro-paosy sy manendaka fotsiny tao Andavamamba nefa nahavita WC 101 milay be izy..! hin hin hin her her her her ny an'i dadanareo aza nahavita Magro sy Tiko amanpolony mba tsy ilazako hoe amanjatony ! tany amanarivony hekitara , avion 2 ...nefa 7taona monja no teo !! ka ze fati-trano kely iray azon'ny olona manambola io no mankarary ny fo ..! olona mendrika ny ahazo trano izy mivady ireo raha ny asany !!

elah zao rapika tamin'ny nahavita an'ity angah nisy nialona anlah teo ..! hon hon hon
23. terrywui ( 10/03/2010 16:33)

miesona ery elah sy Zanety be ao nefa tsy misy mialona anlah akory teo ! :-D :-D :-D
24. fijo ( 10/03/2010 21:08)
hihihihihih milay letsy rawiwi an
25. mpanamosy ( 10/03/2010 21:21)
tsisy gabone lelaina aaaa
26. pikatti ( 10/03/2010 23:22)

Milay kosa zany tranon'elah sy rabazylou zany leisy :-D :-D :-D
Refa mba mahazo sôsy any @ zafera any leisy lisany de mba halebiazo fa mbola miandry rapaty e
27. fijo ( 11/03/2010 22:31)
mora mirehitra io tafon'ialahy io rawix an,
28. andrywui2002 ( 11/03/2010 22:47)
pikatti:


Milay kosa zany tranon'elah sy rabazylou zany leisy :-D :-D :-D
Refa mba mahazo sôsy any @ zafera any leisy lisany de mba halebiazo fa mbola miandry rapaty e

io ve izany villa an'i manorohanto any diego ,ary fanaka toa hoe bois de rose daholo

29. pikatti ( 11/03/2010 23:30)



Io leisy ny tranoko rawix a, de elah sy bazylou no mpiambina ,mbola karamaiko betsaka nohon'ny omen'i tgv lisany
30. esserra ( 11/03/2010 23:33)

Trano vitan'i wiwi azony t@ fandrobana ny TIKO, mihevitra fa tsy ho tratry ny aloka 8O 8O :roll: :roll:
31. pikatti ( 11/03/2010 23:41)
Aoka leisy ry zalahy a matinareo ny akama :-D :-D :-D :-D
32. katrikatry ( 11/03/2010 23:43)
=)) =)) kiiiiiiiiiiiiiii maty aho wiwi
33. pikatti ( 11/03/2010 23:59)
Nitsoaka ny kazy nedala zany bainnn a :?: :?:
34. xxxw ( 11/03/2010 23:59)

Voasambotra teny bois de Boulognes hono wiwi
35. pikatti ( 13/03/2010 10:17)
=)) =)) =)) =)) =)) tsy mbola nihomehy hotran'izao leisy aho rawix hatramin'izay nidirako tato zay , heritaona mahery kely fa tena gaigy ty lelika e, ary toa fisaka kely leity elah zany leuleu
36. katrikatry ( 14/03/2010 23:30)
Tena voronabe manan'elalatra wiwi leuleu o^o :@ :@ ,tapaka ny tsinaiko taiza =)) =)) taiza tao no misy an'i wiwi e??? tsy ho lafo be ve ny passage @ zao ???ary ahoana no hanitriahany ny fikany ??? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1044