Manifestation mercredi 10

1. pikatti ( 09/03/2010 13:51)
L’ambassade de France à Madagascar a interrogé différents partis politiques sur les risques pour la communauté français et ses intéréts lors des prochaines manifestations, dont celle prévue demain mercredi

Aiza elah rawix fa aza matahotra e,miandry anelah any ny fianakams ,mitondrà elah ranomangatsiaka sao safotra any ka alahelo anelah ry bazylou,ary aiza leity le gama iny klé ???? nibeurrrrk ve :-D :-D
2. Rajakoo ( 09/03/2010 13:56)
Le général Zafera, commandant du FIGN de Fort Duchéne, a remis sa démission. Le FIGN s’oppose depuis un mois et demi au Commandant de la Gendarmerie nationale, le Général Bruno Razafindrakoto.
3. pikatti ( 09/03/2010 13:56)
Des émissaires mandatés par Camille Vital ont fait la tournée des mouvances, ce week-end, pour faire un point sur une éventuelle collaboration.
Le remaniement ou élargissement gouvernemental est envisagé pour la fin de cette semaine ou le début de la semaine prochaine
Fanina tanteraka ny FAT , tsss, efa mitady vonjimaika etsy sy eroa lava , tsisy te halala zay tany @ teny ifampiesonana tany hoa ny pokna 8O ,mila bala eo lisany tgv reto fa ny sazy miandry foana , tsy ndray no mandrovitsihy eo :!: :!: :roll: :roll: :twisted: :twisted:
4. pikatti ( 09/03/2010 14:00)
K io zafera io no tena mpanodina afera atao zany , arty tonony tao daholo ny lista ry bainn afa aza misy afenina ,
5. Rajakoo ( 09/03/2010 14:00)
Cecile Manorohanta no tena mpangalatra tao , nahavitany trano be any Diego any,tokony salaina io trano io atao trano fitsaboana ho an'ny sembana , :oops: :oops: :oops:
6. pikatti ( 09/03/2010 14:10)
Avoaho tao zany trano be zany bainn ho hitan'olona , sahady ve dé nahavita chateau oz rawix :lol:
7. Noue ( 09/03/2010 14:37)
cette maison n'a rien d'un château vu de l'extérieur , trano rez de chaussée et à 2 étages , mangamanga ny lokony , rien d'un château ny ivelany fa ny ao anatiny no digne pour un château satria bois de rose daholo ny nanaovana azy sy ny entana eee !
marina aloha fa trano ngezabe ilay izy eee !! azo tsara hanaovana hopitaly eee!!
8. pikatti ( 09/03/2010 14:49)
Slt Noue :-* :-*
Ity no hitako tatsy(MyDago)

Ity trano ity dia mitentina 5 Milliards Fmg eo ho eo, Rtoa Cécile Manorohata no tompony. Misy milaza aty Diego fa chateau mihitsy io trano io, ny hazo rehetra ao anatiny dia bois de rose, ny meubles rehetra nafarana avy any Taiwan.
Avy aiza ary ny vola nanaovana io? sa tamin’ireo vola be nomen’ny filoha Ravalomanana ? sa vola taiza ? Ny fantatra mantsy, raha karama-na manamboninahitra ambonyeo anivon’ny Tafika (ny vadiny), miampy ny karama-na mpampianatra mpikaroka (Manorohanta) tsy hahavita toy izao.
Ny vahoaka Malagasy miha mahantra andro aman’alina, mitrongy vao homana, zara raha mitafy.
Ny mpitondra ambony… miha ambony..ambony…ambony hatrany.
9. nancy ( 09/03/2010 15:08)
Hiadana amizay rawuix amizao. Ay ve io no nanohanana an'i tgv hatrizay tao e, maika ny hiarasambatra amin'i cecile ao amity chateau ity ra wuix kay. Mbola mazana anie rawuix ny hanilika an'ilay manamboninahitra ambony eo anivon’ny Tafika (ny vadiny); nefa possible ho vitanareo sy cecile ihany io e, namadika an-dRavalo aza vitan'i cecily, nanao coup d'etat aza vita ka izay izany fotsiny ve....?

pikatti:

Slt Noue :-* :-*
Ity no hitako tatsy(MyDago)

Ity trano ity dia mitentina 5 Milliards Fmg eo ho eo, Rtoa Cécile Manorohata no tompony. Misy milaza aty Diego fa chateau mihitsy io trano io, ny hazo rehetra ao anatiny dia bois de rose, ny meubles rehetra nafarana avy any Taiwan.
Avy aiza ary ny vola nanaovana io? sa tamin’ireo vola be nomen’ny filoha Ravalomanana ? sa vola taiza ? Ny fantatra mantsy, raha karama-na manamboninahitra ambonyeo anivon’ny Tafika (ny vadiny), miampy ny karama-na mpampianatra mpikaroka (Manorohanta) tsy hahavita toy izao.
Ny vahoaka Malagasy miha mahantra andro aman’alina, mitrongy vao homana, zara raha mitafy.
Ny mpitondra ambony… miha ambony..ambony…ambony hatrany.



10. Noue ( 09/03/2010 15:36)
sali pikatti :-* :-* :-*

ié io ilay trano, ary tena marina zany oe vita @ bois de rose daholo ny anatiny ary ny meubles rehetra dia nafarana tany taiwan ee !!! ary ny trano azon'i rija?? ny 4x4 ?? dia iza koa no tsy nahazo trano tampoka teo ee ??? :evil: :evil: :evil: :evil:
11. xxxw ( 09/03/2010 15:47)
ary ny trano azon'i rija?? ny 4x4 ?? dia iza koa no tsy nahazo trano tampoka teo ee ???
Iza izany :?:
Tena mahahatsiravina ireto tgv ireto :evil: :evil: :evil: ,mameno ny paosiny ihany no fantany, ny vahoaka anefa efa ho matin'ny hanohanana daholo
12. pikatti ( 09/03/2010 18:17)
Rija Rajoelina iny koa bandy nanan-karena tampoka t@ io bois de rose io
Avoaho eo koa ny ho hitan'olona,bande tsy nisy natao ,vokylery de natory,tsy nahenona feo :roll:
13. bazylou ( 09/03/2010 19:28)
tsssle aza, trano nofa be io ve no 5 miliara, beuuurrk , tsy estetika , tsy arsitektira, beuuurrk :-D :-D :-D
14. pink ( 09/03/2010 20:51)
bazylou:

tsssle aza, trano nofa be io ve no 5 miliara, beuuurrk , tsy estetika , tsy arsitektira, beuuurrk :-D :-D :-D



tranony ny namanareo ireny ry basilou a.aza atao beurk kosa ireny ny vokatra e
15. diloo ( 09/03/2010 22:17)
tsssle aza, trano nofa be io ve no 5 miliara, beuuurrk , tsy estetika , tsy arsitektira, beuuurrk

Kii mitovy amin'ny endrik'i rasesily ihany ilay endrik'ilay trano.Tena nofa tokoa.
Juste faniriana hanaovana an'io trano ve nama no nanomezany alalana an'ireo miaramila hitifitra hanaovana sorona ireo olona teny Ambohitsorohitra ireny.Ntss.
Izy no tena responsable ireny afera mahonena ireny hafahana manendrinkendrika an'i Ra8. Sady nahazo vola tamin'ny frantsay ary légion d'orera fa nety tsara ilay paika.Miampy ny filaisona ny vola tokony hoan'ny zandary . Aminamaha ministre de la défense azy, dia izy no mifehy ny miaramila.Resaka trano ratsy tarehy io dia natakalony fanaovana sorona ny tsy manan-tsiny.Izao indray ao amin'ny justice dia managadragadra olona fahatany.Mety mpisipa angamba izy sy rapopolita, dia ny secret: samy antsika roa irey ihany ilay 2 milliards fa avelao ny FIGN tsy ampy fitaovana. :evil:
16. savonyvava ( 09/03/2010 23:34)
tsssle aza, trano nofa be io ve no 5 miliara, beuuurrk , tsy estetika , tsy arsitektira, beuuurrk

Na ny tranon'alikanay mbola tsara lavitra noho io rovan'akoho ty leuleu :-D :-D :-D
17. pikatti ( 09/03/2010 23:34)
Izy no tena responsable ireny afera mahonena ireny hafahana manendrinkendrika an'i Ra8. Sady nahazo vola tamin'ny frantsay ary légion d'orera fa nety tsara ilay paika.Miampy ny filaisona ny vola tokony hoan'ny zandary . Aminamaha ministre de la défense azy, dia izy no mifehy ny miaramila.

Tena izay mihitsy anie leisy radiloo no mampilelaka mafy an'iny manorohanta ao @ rabitrovoalavo ao :roll: :roll:
18. fijo ( 10/03/2010 00:12)
tratra tratra e,de hirehitra koa ve io leu leu???
19. pikatti ( 10/03/2010 00:16)
Ka io no tena blem , zarin-dry zalahy ao homena vola ry jiolahy isany handoro dia aiza no tsy hifamaly faty ao avy eo , de aza gaga raha lasa lavenona toa izay trano fitsaboana
20. katrikatry ( 10/03/2010 00:26)
Raha honerana ny volam-bahoaka rapika dia tsy hisy handoro fa kosa , tsy manamé toky anefa aho satria misy foana ny olona voakarama , ka io efa nozarin'ireo mpanao polifika an'io ny toe-tsaina , tena mampalahelo
Firy izay no efa simba sy potika nefa dia zavatra mety nahasoa ny vahoaka ihany , saingy ny mpitondra mihintsy aza no mamporisika , tsy mba misy filazana @ haino aman-jery fa hoe tsy tokony hanao an'izany fa dia vao maika ry zareo faly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008