Voaray le kozy ra-DILOO valinkafatra ho anlah ty!

1. terrywui ( 09/03/2010 11:24)
Ny tena sary marina le tany IVATO de ireo nalefako ireo fa le nalefan'ny sasany ao ireo de fivorivoriana nataon'ny TIM sy GTT reraky ny nandrovitra pataloha teo amn Magro ireo !!

Mba antsoy kely letsy ah Diloo refa lafo ny entanlah ireo fa misy kozy a!

mahaiza tsara fotsiny toi mitsoaka prà fa alaindry lerony ny entana raha tratrany diloo an ! bye :-*
novalian'i pikatti ny 10/03/2010 23:39
2. terrywui ( 09/03/2010 11:28)
=)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D
azafady letsy namoaka secret diloo a! mba sahy namoaka secret mantsy ah fa efa ho resy iany ny zanak'i dada de mba avela hifaly kely ee! ity kou sary iray ho an'i diloo de mahereza letsy a!

http://www.youtube.com/watch?v=PKgzb_4HQGI&feature=related

ary toi kay manantalenta be fa mody fannn a!!,? hon hon hon hin hin hin her her her her
=)) =)) =)) =))
3. pikatti ( 09/03/2010 14:09)
Reo ve ny kadô d'annifn'elah bainnn klé , aiza klou ny gatô e, aza milefalefa eo elah ,pisteko eo ndray fa ataovy eo ihany
Kay adinoko foana ny milaza @ lah , veloma oz Tatamou, hitako tary Orly Hilton izy t@ Lahady teo,zay fotsiny , aza be fanadihadiana aminy elah , biz fotsiny no nataoko taminy leisy a, :lol:
4. bazylou ( 09/03/2010 16:15)
o lty ra pikatti a, ialahy hono tsy reven'ny fara fa ......
5. pikatti ( 09/03/2010 18:20)
:-D iza zany farafara zany leity????
Sipan-drawix ve zany sa rapaty :lol:
6. bazylou ( 09/03/2010 19:31)
mody fanina eo indray ry pikatti lany daty :-D :-D :-D
7. diloo ( 09/03/2010 21:42)
mahaiza tsara fotsiny toi mitsoaka prà fa alaindry lerony ny entana raha tratrany diloo an ! bye

Okay ra-terry, tsy ratsy le sary kan =)).
Fa izao leisy an, tsoika daholo reny tsindry nataoko an'elah ireny. Resaka ziva ireny ary sanrankina. Raisiko akama samy tary tsy mitovy hevitra ra-Terry :-* :* bye.
8. pikatti ( 09/03/2010 23:53)
Aleo leisy ho anelah aloha zany farafra zany rabazy :-D :-D mbola misy maro alohany hono hoe :lol: anorato hoe leisy zah fa ho valiako elah , sao mba ok kosa zany fara zany klé
9. terrywui ( 10/03/2010 16:15)
Okay ra-diloo...sans rankin zany e! tsisy mifanala tsony !
o lty ra pikatti a, ialahy hono tsy reven'ny fara fa ......
:-D :-D :-D
mody fanina eo indray ry pikatti lany daty :-D :-D :-D


---rapika a ! aona zany resaka "FARA" zany lety ?? tena raha itan'i Zanety vadibeanlah zany lety de voatsindry ndray elah rahalina !!


bazylou a..! aoka izay letsy Pikatti fa tena vizana tanteraka lery le ...!!
ozy rabazylou oe :-pikatti lany daty :-D :-D :-D - hon hon hon hin hin hin
10. pikatti ( 10/03/2010 23:39)
Okay ra-diloo...sans rankin zany e! tsisy mifanala tsony !
:-D :-D
Mitady hitsoaka ndray mantsy ny foza an :-D :-D :-D
bazylou a..! aoka izay letsy Pikatti fa tena vizana tanteraka lery le ...!!
ozy rabazylou oe :-pikatti lany daty
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2832