ajanony wa le mol fa mampirehatra ny boay kely
2. Djhamhal
(
07/03/2010 19:20)
ianareo rehetra eto aza mifoka vaoniny.........fa ny tany naniriany no tsara ! :lol: :-D :lol: :-D
3. terrysaina
(
07/03/2010 20:52)
mangiana ianao ry jamala an,fanatatro daholo anie ny momba momba anao e,MPIVAROTRA JAMALA AO ISOTRY NY ASANAO
ity ny adresse IP nao :
66.90.75.207,
ity ny adresse IP nao :
66.90.75.207,
5. terrysaina
(
07/03/2010 21:14)
MANGINA IANAO RY COWGIRL SA AVOAKAKO ETO KOA NY ANAO ???
HON HON HON HON
HON HON HON HON
9. terrysaina
(
07/03/2010 22:14)
ahoana aloha izany resaka bois de rose izany fa toa tafiditra tao ny anaran'ingahy araka ny enquete hitanay
10. fijo
(
07/03/2010 22:30)
hiihihih ny raozy no aty fa le bois anontanio an'i sarlakely sy lelison
12. pikatti
(
07/03/2010 23:27)
Ny IP-ko leisy tonga de avokako eto ry terrysaina a!!!212.85.150.134. Asio vaovao hoe leisy raha mazana elah
14. pikatti
(
08/03/2010 16:10)
Avoakako eo ny IPn'elah radadabe an :lol: ary taiza foana leity elah klé, laozan'elah milalao sonoa mangatsika any fotsiny klé :lol:
15. terrywui
(
08/03/2010 17:05)
hon hon hon hin hin hin :-D :-D :-D :-D ary le IP fopla kely mba nalefan'i Vatofototra mba hampitahorana anah iny angaha adinonlah rapika ..! zany resaka IP zany ry reto mora modifié na zany a! atoroko anareo eto ndray andro any ny fanovàna ny IP n'ny PC zavatra tsotra kely fotsiny ...!! hon hon hon h :-D :-D :-D :-D
16. pikatti
(
08/03/2010 18:32)
Kôzy ve bainnn, ao fa hovako zany ny IPn'elah,ka lazao fotsiny hoe inona ary no tian'elah ary e, atao IP zain sa IP orange :-D :-D
