satria matavy ve?

21. karinah ( 10/03/2010 12:52)

mino zà fa tsara tarehy indry na dia lazaina fa oe matavy.misy mantsy ny vehivavy sasany a! sady efa ratsy tarehy be no mbola matavy be koa, tsy mitovy loatra ireo amiko. hany ka mody any @ fanenàna tena sy fanaovana sport no tena hiazakazahana mba hanaromana ireo haratsiana ireo.
________________
dia aza manahaina tena fa ajanony eo @ io tavy io ihany hoà, :lol:

22. karinah ( 10/03/2010 13:00)
raha tena fitiavana izany tsy miova na de ho 100kg ary ianao koa
Io anie tsy hampiova ny fitiavany anao e, tsy hisaraka aminao izy ary enao TIANY FOANA fa nyresak adésir no mihaina, TSY hanary anao izany izy satria tiany enao, ohatry ny hoe misy fruit frais be, tena mbola frais be ohatra, dia mampazoto be ny mihinanana anzy, fa rehefa lasa somary mialon'andro, miha-somary mangana dia NORMAL raha hihaina ny hihinananao azy, tsy midika izany fa TSY tianao intsony io fruit io, fa ilay fihany kosa TSY mitovy.
Efa tsara rehefa motivée ny hampihaina tena i XXX, fa tsy mety ny manao dindoha be hoe za angaha ratsy, tsy resaka faharatsiana na fahatsarana mihintsy fa raha tianao ny vadinao, ary ho anao koa dia MILA manao ezaka, ka rehefa mahafaly ny tsy hanaovany calins anao matetika dia mijanona matavy be eo, izany hoà.. je retire ce que je viens de dire vers la fin fa mba nampiakatra kely le resaka fiseoana milay ohatr'izay, oe za milay, anefa efa hita fa efa nihena ny fitiavany anao, de mbola hiseo milay eo foana, ve?? je retire hoy za satsia efa motivée ny hampiaina tena i xxx, et moi je te souhaite bcp de courage, tu verras, une fois que tu lui montre que tu fasse des efforts pour lui, tu seras encore plus aimée qu'avant, je te parie! lol! :wink:
23. xxx ( 10/03/2010 23:44)
efa tsy fitiavana naturelle intsony izany ry karinah a! ny lehilahy anie ka tia tena sy tsy maintsy mahita ho kianina foana amin'ny vehivavy na dia efa atao daolo aza zay mety e!aAry raha izy anefa no matavy sy misy blem hafa2 dia ny vehivavy matetika tsy dia mijery an'izay loatra satria efa TIA.
24. navigo ( 11/03/2010 11:27)
ra efa niteny foana le bandy t@ le sipa oe " lasa matavy toi zany fa miheritrereta" d le sipa nefa tsy manao effort, normal b leiry ra tsy miakatra firy tsouny, donc tandremo ihany fa lasa in2 isantaona eo sisa an!!!
25. maryline ( 11/03/2010 23:59)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
26. vale ( 12/03/2010 15:45)
xxx: ka ny lhl anie akia ka mody manao zay hampifaly ny vhv fotsiny ( il dit paceke l'on veut enttendre et parcek'on a horreur de savoir k'on nous amime seulement pour notre physique eee :lol: ...mody mteny oe: je t'aime parceke tu es intéllgente, tu es gentille, généreuse etc.. fa ny tena marina dia ny Physique aloha no itiavany antsika voalohany indrindra!....lehilahy no nilaza an'io tamiko mihintsy! :lol:
..hafa ny antsika vhv hoe tsy dia mijery resaka physique firy loatra fa rehafa mahatambitamby indd2 le lhl dia lasa tina...
27. xxx ( 13/03/2010 14:50)
Ka mitovy ihany anie akia izany ry vale e! Nous les femmes on aime les hommes pacek'ils ont d l'argent. mody miteny isika hoe je 'taime matetika nefa o fond c a cause de l'argent et des otre choses com cado etc.. De normal be raha manao toy izany koa ry zareo. (l)
28. maryline ( 13/03/2010 16:22)
xxx:

Ka mitovy ihany anie akia izany ry vale e! Nous les femmes on aime les hommes pacek'ils ont d l'argent. mody miteny isika hoe je 'taime matetika nefa o fond c a cause de l'argent et des otre choses com cado etc.. De normal be raha manao toy izany koa ry zareo. (l)

:arrow: Mety ianao angamba no tia olona nohon´ny volany hihhihihihi nomena´Andriamanitra tanana koa ny vhv mba hitady sy hiasa . Rehefa tena TIA ny olona iray tsy mijery izay volany sy izay bikany izy. Ny toetra tsara no maha- Olombanona ny olombelona. " Izay tiana no mitombo tarehy hoy ny fiteny" ary izay rehetra tsara loko tsy tsara raha tsy tian´ny fo
29. xxx ( 13/03/2010 17:36)
Mety ianao angamba no tia olona nohon´ny volany hihhihihihi nomena´Andriamanitra tanana koa ny vhv mba hitady sy hiasa . Rehefa tena TIA ny olona iray tsy mijery izay volany sy izay bikany izy. Ny toetra tsara no maha- Olombanona ny olombelona. " Izay tiana no mitombo tarehy hoy ny fiteny" ary izay rehetra tsara loko tsy tsara raha tsy tian´ny fo

Refa tsy mila ndry dia aza asin resak d aza mifanadala! fa nenay revenay ny bandy be vola!
30. soanja ( 13/03/2010 18:07)
vale:

xxx: ka ny lhl anie akia ka mody manao zay hampifaly ny vhv fotsiny ( il dit paceke l'on veut enttendre et parcek'on a horreur de savoir k'on nous amime seulement pour notre physique eee :lol: ...mody mteny oe: je t'aime parceke tu es intéllgente, tu es gentille, généreuse etc.. fa ny tena marina dia ny Physique aloha no itiavany antsika voalohany indrindra!....lehilahy no nilaza an'io tamiko mihintsy! :lol:
..hafa ny antsika vhv hoe tsy dia mijery resaka physique firy loatra fa rehafa mahatambitamby indd2 le lhl dia lasa tina...

Ny "media" matetika no manesika antsika amin'izao fotoana hitaky ny fitiavana tokony hotsapantsika ao anaty ao. Hany ka zary sarisary ny tena fiainana.

Marina izany Vale, ny lehilahy dia ny seho ety ivelany no tena voalohany mipaika aminy aloha izay izy vao miditra lalindalina hoe manan-tsaina azo iafiana sy iaraha-mifanerasera ve ity sipa ity sa hanome laginina sns sns ... Miala tokoa izy aloha raha vao laginina no omena azy satria ny lahy tsy mahatanty volavolaina toy ny koba.

Saingy ny iray goavana dia nitiavany anao aloha dia ny seho ety ivelany ka zavadehibe aminy tokoa io satria izy dia manana ny hambom-pony amin'ny mahalahy azy manodidina ny tontolo iainany. Io no mahabiby matanjaka azy ao anatin'ny maro.

Ny mahatsara ny fitiavana eto amin'ny net anefa dia ny teny sy ny tsapan'ny fo, ny fifaneraserana amin'ny samy resaka no manaitra ny lahy na vavy eto. Zany hoe lasa fitakiana filana faharoa ny endrika ivelany. Io no mahatonga hoe efa elaela izy vao hitaky sary ho an'iray izay heveriny fa tiany sy manaitra azy. Tsy manahy aza na tsy dia azo lazaina hoe top model isika fa ny fontsika mifampiresaka no andrefesana azy. Io dia tena haharitra tokoa ny fifankatiavana satria efa nifankahalala ao am-po.

Saingy ny olana dia iny koa anefa mora miova miankina amin'ny zavamisy iainan'ny tsirairay ao. Satria be siasia ny olombelona. Afaka miofy sy manafina toetra ny olombelona ary tena mandiso fanantenana matetika izay miantehitra amin'ny net matetika.

Inona izany no tena izy? inona izany no antsointsika hoe tena fitiavana? Ireo no mifangaro ve? Ny seho ivelany tiavina ve zany tsy fitiavana? ny fo mifangia tsy misy resaka vatana ve tsy fitiavana? izy daholo izany.

Ny marimaritra iraisana ihany no tena fitiavana amiko dia izay maharitra amin'ny fahalemen'ny hafa ka manampy azy hiala amin'izany mba tsy ho tohana ny fiadanantsain'ny rehetra izany. Mifanohana satria mpifankatia!

31. xxx ( 13/03/2010 20:58)
xxx:

Mety ianao angamba no tia olona nohon´ny volany hihhihihihi nomena´Andriamanitra tanana koa ny vhv mba hitady sy hiasa . Rehefa tena TIA ny olona iray tsy mijery izay volany sy izay bikany izy. Ny toetra tsara no maha- Olombanona ny olombelona. " Izay tiana no mitombo tarehy hoy ny fiteny" ary izay rehetra tsara loko tsy tsara raha tsy tian´ny fo

Refa tsy mila ndry dia aza asin resak d aza mifanadala! fa nenay revenay ny bandy be vola!

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Mivarotra izany hihihhihihi
32. xxx ( 16/03/2010 13:01)
Ory reto a, vaovao be....resy lahatra aho tam resaka nolazainareo teto hoe mila manena tena aho, dia aoka tsorina fa tena tsy mazoto homana tahaka ny taloha intsony aho izao, fa ny sport no mbola tsy tratrako loatra. fa mba efa nihena 1 kg sahady aho.
de inona koa hoy nareo no nitranga, tam weekend fin weekend sy debut n ity semaine ity dia efa niray indroa sahady izahay.....misaotra anareo o.
33. Djhamhal ( 16/03/2010 13:38)

Arahabaina zany fa tanteraka ny zavatra notadiavina é! asio arôzazy kosa klé!! hi hi hi !!! fa tohizo hatrany ny ezaka é!
34. karinah ( 17/03/2010 13:12)
[quote=xxx]
Ory reto a, vaovao be....resy lahatra aho tam resaka nolazainareo teto hoe mila manena tena aho, dia aoka tsorina fa tena tsy mazoto homana tahaka ny taloha intsony aho izao, fa ny sport no mbola tsy tratrako loatra. fa mba efa nihena 1 kg sahady aho.
de inona koa hoy nareo no nitranga, tam weekend fin weekend sy debut n ity semaine ity dia efa niray indroa sahady izahay.....misaotra anareo o.
_________
wow, wow, wowww, de arahbaina toko izany xxx aaah! toizo fona!!

:wink: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756