RODOBE VS ATELIER DE BRICOLAGE

1. terrywiui ( 03/03/2010 17:00)
Les Comités en question, mis en place au niveau des différents fokontany de la capitale, auront ainsi, chacun, leur organisation ce jour. Mais l’instruction est claire. Pour rejoindre le lieu du meeting au Magro, leurs membres vont effectuer « une grande marche » à partir de leurs localités respectives. « Les partisans des trois mouvances vont chacun amener des sifflets demain. Les femmes sont aussi conviées à venir nombreuses. Nous préparons déjà la journée des femmes du 8 mars », a déclaré, hier, l’ancien député TIM (pour Tiako i Madagasikara) d’Ankazobe, Mamitiana Ravelonanosy, à l’endroit des manifestants du Magro.
novalian'i pikatti ny 05/03/2010 06:19
2. andrywui2002 ( 03/03/2010 17:05)
izao izahy dia efa manasa an'i jean ping hoavy sy GIC M
3. esserra ( 03/03/2010 17:21)
Kelifingotra aza mifendro mafy ho any Addis Abeba koa tsy vao maika tabaisinareo any an-tranoniny any ndray ve leuleu


http://www.laverite.mg/images/stories/actualite/Governement-0467.jpg
BRICOLEURS IERANA
TONGAVA IALAHY RABITRO SAO MAHITA ANGANO!!!
http://www.africa-
IZA NO TSY HO TONGA !!!
4. esserra ( 03/03/2010 17:25)
izao izahy dia efa manasa an'i jean ping hoavy sy GIC M

Ialahy no nasaina aloha leisy a, ary raha mitady ny reconnaissance sy mitady ny vola ialahy d ndana makany Addis fa tsy be dongy lava eo
Efa nisy fivoriana nanantsoin"ny mouvances hafa an'i kelifingotra koa naninona no tsy tonga koa ary izy , :roll: :roll:
Mangata-bola any banky ialahy dia ialahy no mandeha manao négosy any fa tsy ny banky no ho any an-dakozian-drangahy any
5. fijo ( 03/03/2010 22:01)
lery io anie zatra mitohana e,izay no mahatonga azy hiziriziry lava toa an'io
6. Toumba ( 03/03/2010 22:06)
sady tsy dia mitsangana firy koa ny an'i lery ,i satanier no mba mitsaingo matetika an'i mialy ao
7. fijo ( 03/03/2010 22:13)
hihihi maty indray sipa kely le,mijery an'i lery mikabary aho io,fa toa olona mitohana izany
8. Toumba ( 03/03/2010 22:23)
ahoana kosa moa no mbola ahavelona ny azy @ izao gidragidra lava izao,vao mivoaka dia rainitetaka be ery
9. fijo ( 03/03/2010 22:24)
hihhihih oka letsy
10. pikatti ( 05/03/2010 06:19)
mijery an'i lery mikabary aho io,fa toa olona mitohana izany

satanier no mba mitsaingo matetika an'i mialy ao

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442