REGARDER VIDEO Journal Réunion UA-SADC à Addis-Abeba 08-10 m

1. vatofototra ( 03/03/2010 09:36)
REGARDER VIDEO Journal Réunion UA-SADC à Addis-Abeba 08-10 mars 2010

- L'Union Africaine et la SADC ont invité les 4 chefs de mouvance
- Réaction Alain Ramaron et Fetison

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 03/03/2010 13:28
2. Noue ( 03/03/2010 09:50)
Mankasitraka hatrany ary misaotra anao ry vatofototra mampita sy mizara vaovao eee !! soahiany fa mba eo foana ianao manaraka sy mapia ny vaovao.

Masina ny Tanindrazana
3. pikatti ( 03/03/2010 13:28)
Traingo elah rabitro, miihogahoga miantso hoe andao atao iherna ry zalahy izy ity fa kay elah ty ihany no tena tsy mety hifampiraharaha,
Efa hita foana moa izay adinareo akolahy fataka io ,efa impiry zay no nomena lasantsy fa ampy anelah tsara io daty io,
Mamorona ndray fikafika tsy handehanana any , oh hoe nisy nitifitra :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0665