HYPOCRITE VS RAVALOMANANA

1. esserra ( 02/03/2010 15:49)
Dernière grande révélation à venir : les noms des heureux militaires qui auraient touché au désormais légendaire pactole de 2009. Une nouvelle qui ne manquera pas de déchaîner les passions au sein de la grande muette. Pour ménager son effet, « Ramose » n’a pas encore révélé le jour de l’annonce. Peut-étre pour les 4 ou 5 mars, qui sait?
novalian'i milamm ny 05/03/2010 00:00
2. Mirananirina ( 02/03/2010 16:22)
Ramose » n’a pas encore révélé le jour de l’annonce. Peut-étre pour les 4 ou 5 mars, qui sait?
hihihi..jamais
En politique, l'annonce est l'ennemi du résultat.
3. ramosekely ( 02/03/2010 20:25)
presque general sy colonel nanana responsabilité rehetra nahzo saosy ary tsy nety nizara ny vola hoan'ny troups,@ le 4,5 izao no ho vakiana eo magro ny liste ,ary mandeha koa ny feo fa i rajoelina koa nahazo saosy saingy tsy nety fa nivadika
voan'ny double peine be izao dada
ny vola lasany ry lerony ny seza very ihany koa :roll: :roll: :roll:
4. ndotofetsy ( 02/03/2010 21:57)
8) :P :P :P :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. fijo ( 02/03/2010 21:58)
tena fahadisoana ny nitenenany an'iny.ny tsara dia tsy niteny mihintsy izy ,fa nandrasana hilatsaka ny sazy avy ao afrika,de alefa ny lista.
6. ndotofetsy ( 02/03/2010 22:20)
fijo:

tena fahadisoana ny nitenenany an'iny.ny tsara dia tsy niteny mihintsy izy ,fa nandrasana hilatsaka ny sazy avy ao afrika,de alefa ny lista.



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. fijo ( 02/03/2010 22:25)
amin'izay mifanipatsipaka tsara ry jeneraly sy colonely ko
8. ndotofetsy ( 02/03/2010 22:28)
fijo:

amin'izay mifanipatsipaka tsara ry jeneraly sy colonely ko



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. pikatti ( 03/03/2010 13:48)
tena fahadisoana ny nitenenany an'iny.ny tsara dia tsy niteny mihintsy izy ,fa nandrasana hilatsaka ny sazy avy ao afrika,de alefa ny lista.

Kay klelikéee misy hamay ndray ry zalahy be galona reto zany , aleo hipoitra eo daholo,ataovy ny lisitra
:lol:
10. pikatti ( 03/03/2010 14:26)
On attendait tous sa première déclaration, et qu’est-ce qu’il nous sort: » Marc Ravalomanana n’a pas été victime d’un coup d’état, mais il a transmis les pouvoirs de son plein gré ! « . Donc selon vous, mr Hypolite, un jour, Marc Ravalomanana était assis dans son fauteuil à Iavoloha, et il s’est dit : » Tiens, comme je m’emmerde tellement, je vais cesser d’étre président, et transmettre la chaine de commandement à une poignée de militaires ! » Ensuite, il s’est surement dit : » Tiens, je m’emmerde encore plus, alors je vais partir en Afrique du Sud pour prendre des vacances !«
Mpirediredy ,Hypocrite
11. fijo ( 03/03/2010 22:26)
nefa lery koa anie isan'ny foasintona vozon'akanjo teny an tanimena e,tena ireny ve no tafika gasy le????
12. milamm ( 04/03/2010 14:02)
=)) =)) =)) ka zay no maha hypocrite anlery,tratrany amnesia tampoka teo vao nahazo ny toerany hasina de io mitapitapy io mitsotsotra eny akaikiny ndrenarijaona sy ny akamany.fa zao e ny 1 @ reo officier na subalternes ao ' fis,cnme,reo ihany no anamboatra an'i lavanify otrany nanaovany zareo an-Ravalomanana(ny saosy no mibaiko,mampikorontana sy mandamina azy reo efa mazava tsara zay)hiandry tsaramaso vy ny lohany vao tonga saina tsy mahay mametra-pialana amim-pahendrena fa mila gidra tsinn
13. fijo ( 04/03/2010 22:40)
rehefa lany aloha nysaosy ao,hifanipaka mafy ireo e
14. milamm ( 05/03/2010 00:00)
efa lasa lavitra b le tsikolikoly aiza koa Ravalomanana aby ty no nibaboka ho nividy manamboninahitra ao anaty mandatehezany tafika sy foloalindahy Malagasy (tsy mbola parmi les fins politiciens lery ka,toutes les verites ne sont pas bonne a dire Atoa Ravalomanana,marary avy hatrany ny sofiny rehetra oe filoha amperin\'asa t@ 2009 nividy manamboninahitra vitsy hamadika azy 8O voafitaka tsara izy t@ iny ,tsy ary saina ko za fa taty aorina vao fantatra .
ady saosy fotsn io @ rasily fa tsisy sahy ifampitifitra eo reo(izy samy izy),ny vahoaka zay tsy manana basy ihany aloha no lasibatra(izany no tafika maherifo-ny firenentsika,manakarama ankery ny mpiray tanindrazana aminy no mamono sy manao herimpamoretana,takalon\'aina ny rehetra ary ny aim-pirenena) maka 19 @ media dolidoly kalo oe iry na itsy no nanao an\'iny tsisy sahy miteny sy mitsotra ny marina oe diso za ary tompon\'andraikitra ka miala tsiny sy fondro ry mpiray Tanindrazana rehetra ...ny hevitro ,aleo hiditra ireo tafika any ivelany hifehy reto jiolahy reto(fis,cnme,capsat,rfi,emmoreg sns...)satria izy reo no milisy mpampihorohoro ny renivohitra sy faritra ary ny fiarahamoniny Gasikara nihitsoka 1 taona izay,tsy tianay hiafara toa an\'i Somalia ny Tany niavianay :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0579