REGARDER VIDEO Pr André RASOLO Invité du Zoma 26 févr 2010

1. vatofototra ( 27/02/2010 15:19)
REGARDER VIDEO Pr André RASOLO Invité du Zoma 26 févr 2010

- André RASOLO, Professeur de sociologie politique, est l'invité de Zoma de Onitiana Realy

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 01/03/2010 13:12
2. Noue ( 27/02/2010 15:38)
Mankasitraka sy misaotra hatrany @ fizarana vaovao ry vatofototra aaa !
3. terrywui ( 27/02/2010 19:26)
vatofototra == :-@ :-@ :-@
noue === :oops: :oops: :-* :-*
4. terrywui ( 27/02/2010 19:33)
Mankasitraka sy misaotra hatrany @ fizarana vaovao ry vatofototra aaa !
faly be za refa maita an'i Noue ! :* :* :* :-* :-*
5. pikatti ( 27/02/2010 21:20)
Io adalan'elah io ihany no tsy handehanan'i Noue eto bainnn a, :lol:
6. esserra ( 27/02/2010 22:51)
Mora lazaina io Profesera a, fomba hialana bala fotsiny io hoe efa nantsoinay daholo fa tsy tonga , aza misy tonga any fa resak'hehy fotrsiny io
7. fijo ( 27/02/2010 23:35)
resaka gaigy e
8. terrywui ( 28/02/2010 10:29)
Io adalan'elah io ihany no tsy handehanan'i Noue eto bainnn a,
Noue ane efa mankeo fona fa elah mandefa sary vetaveta sy mamoafady lava eto io hono no tsy tiny ozizy !! satria tsy manaja olona mihitsy sady tsy ny hevitra no valiana fa ny video pôrno fona ny anlah no alefa eto refa tsy mahatanty petsa elah !
------tadidinlah mou le kozy hoe ""ankitifitifitra be an'i batista " tamin'ny heritaona iny ?? laisany roalahy no mpanao anreny ony ozy lery !!!
9. pikatti ( 28/02/2010 12:15)
fa angah elah no panao copie coller ireny leity ??? zah anie gaga tsisy afa tsy elah no manimba ny seraseranay ty mantsy an, de maninona anelah zao raha mba mangamaga ny fianinanay :roll: :roll: ary raha tratrako @ ireny sary vetaveta ireny aloha elah de tena tsy ampidiriko ato ntsony , e, efa nampitandremako elah zay
10. bebonga ( 28/02/2010 12:54)
Inona izany resakareo zany e,fa tena le wiwi io mihitsy zany no tena mpigafy ato,mba aza atao an'izany kosa e, samy mandalo eto daholo ihany ve ,aoka kosa ny gafigafy e
11. cowgirl ( 28/02/2010 12:57)
No comment
12. pikatti ( 28/02/2010 13:14)
Traingo elah rawix
cowgirl :-* :-* :-*
13. terrywui ( 28/02/2010 14:12)
cow girl angah ... kou raha tsy misy vaovao miditra letsy de za fona le ..! ary henoko tam razoam oe hamerina anle ankitifititra be hono laisany anio alina ?? sao de mampihetsika andraHery eo letsy zany rapika fa aleo hilammm any a ! fa am firy laisany no handefa anzany klee?? mba jereko fotsiny fa za tsy hiditra eo !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. terrywiui ( 28/02/2010 14:26)
Moramora ihany ny sarinareo razoam , misy hidiran'angano ato anie laisany e, io ankitifititra io aloha dia hatsaharo =)) =)) =))
15. ndotofetsy ( 28/02/2010 15:37)
http://www.youtube.com/watch?v=aUM8rnUNbbc

=)) =)) =)) =)) =)) =))
16. pikatti ( 01/03/2010 13:12)
omeo tanàna :-D :-D :-D ary io zany le nataon'elah à gogo ary ambadika ary iny klé :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0815