Raha te hijery vao2n'ny TVplus de midira direct ao e...

1. terrywui ( 26/02/2010 10:16)
Amin'izay kou nareo tsy ampisotroin'olona "RONONO AN-TAVY ETO" fa Video efa amboarimboarin-dravatofototra no mody alefalefany eto ,gaigy manko le ngahy io raha hanao VIDEO SHOP ! aleo ry zalah mijery ny tena video VRAI n'ny TVplus a ! Vatofototra ve no ianteheranareo amin'ny fiainanareo e! mba midebra vaovao fa tsy toloran-dava eto otrizao e!
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
novalian'i pikatti ny 28/02/2010 12:35
2. Mirananirina ( 26/02/2010 10:44)
zay rangaha tsy hijery zay tv plus nareo any fa vatofototra ihany ny anay an (l) (l) (l)
3. ravalowui ( 26/02/2010 17:48)
zara aza lesy mba misy manomeha vaovao eto ,ialahy eto manatobaka ny video reportageny madagate tsy misy tezitra ny kil
4. terrywui ( 27/02/2010 08:43)
ka ny an'i vatofototra anie oa ry ravalow efa namboariny tamin'ny video shop vao alefany eto e! ampitovio amin'ny an'ny tvplus anie ny date sy ny heur nle vaovao raha mitovy e! zay nareo vao mahatoky angamba fa efa nataon'i vatofototra amzay hireveny azy le izy vao alefany eto !
5. pikatti ( 27/02/2010 21:41)
O leity rawix , inona no tena tsy zakan'elah @ vatofototra aloha , tena lazao ampahtsorana,elah mantsy koboko mikinainaina nefa tsisy mihaino :?: :idea: :idea: :idea:
6. terrywui ( 28/02/2010 11:03)
Ka meloan'ny itenenako amin'ny TVPlus direct ane lety de mbola manome fampitandremana anlery iany ah alou hanajanona an'io amn maha mpihavana eto am serasera ee!! fa raha vao miklans anio ah de vita matavy io vatofototra io ee!! fitiavana anlery zay fa raha mbola be marennn iany lery de miala tsiny
7. pikatti ( 28/02/2010 12:35)
Fampitandremana tsisy farany ny anelah, piran'ny GIC klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0456