NY FITIAVAN'NY RAY - NY FITIAVAN'I NENY

41. ikaretsaka ( 03/03/2010 12:22)
niryna:

Andriamanitra mitovy fa ny fiheverana Azy no samihafa araka ny finoana...io le "Same sky..different horizon"
raha Atra iray ihany dia tokony hitovy fa matoa ny finoana no nampiavaka azy ho tsy mitovy dia izay nampianatra ilay finoana izany no namadika an'ilay Atra ka nampisaraka azy ho andriamanitra hafa ka .
Raha ny hoe maha kristiana ny kristiana izany dia mpanaradia an'i kristy avokoa ary manaraka ny fampianaran'i kristy fa tsy manova ny teny nomeny
Rehefa miteny izy hoe tiavo ny fahavalonao dia tokony ho tiavina izany fa tsy vonoina,raha mamono izany isika dia nandika ny teniny
Raha ny soratra masina no miteny hoe aza ampirafesina izy ny dikany na inona na inona ataontsika na tompointsika na hiankohofantsika ankoatry ny mivavaka amin'Atra sy mino an'ilay kristy dia efa mampirafy azy izay( Aza manana Andriamaninkafa afa tsy izaho irery ihany - Andriamanitra saro-piaro aho ) ka hiaran'ny fahatezerany tokoa isika raha manaonao foana,toa ny zanaka maditra hanarin'ny rar .
safidy anefa io fa tsy manao antsika hoe tsy maintsy mino ahy hianareo:raha mampianatra ny zanaka isika dia manoro azy ireo andeha amin'ny fahamarinana mandrakarivalraha mibiloka izy dia tsy ny rar no tompon'andraikitra amin'izany fa izy ihany ary toa izany koa isika,nampianarina hino azy,nomena antsika ny teny mamy rehetra sy ny finoana an'i kristy mba ahazoana famonjena kanefa mety tsy mino izany na tsy manaraka izany isika

Ka toa izay nolazaiko ihany ity no ataonao plagiarism sy blablavanao. @ lignes maromaro ko

42. ikaretsaka ( 03/03/2010 13:45)
rijadolly:

Ka tsory le izy ry rd a..saropiaro sa mpamindra do fa eo no sady anona no anona eo.
Tsy azon' se tsara ny tiako lazaina, tsy azo sarahina ireo. Indramiko ity ten'ise ty
ary raha tia de tia marina tokoa koa ny ankilany dia mahavita mamela raha solafaka ny 1 ka mahalala sy nihaiky ny naha solafaka azy...
oh hazavaiko na izany aza, Ilay solafaka no mahatsapa ny hadisoany izay vao misy ny asa fanadiovana sy famelana.Fa raha tsy izany dia mipetra foana ny fahasarotam-piaro n'ILAY ankilany satria tia IZY.

Ty misy tantara vao tamin' lahady teo: Tsarovy hoy aho mantsy an' ity ankizivavy 22 ans namako fa Andriamanitra saropiaro ny Andriamanitsika, taloha tamin'izy nilaza tamiko fa tsy maintsy mijery Ambondrona teo.
Ny z"ava-nitranga dia tsy andriny ny andro alahady andehanany hijery izany ka naverimberiko taminy io teny io. Azoko hoy izy ny tian' dolly ambara, dia tsy mba mahazo miala voly mihitsy izany? Tonga ny alahady, tsy nandeha niangona izy fa reraky ny mariazy natrehany hono no sady tara fa tsy tafafoa maraina fa feno b ny Fiangonana dia tsy tiany ny eny ivelany. Ny PM, tamin' 12 izy dia tafahomana, ary tsy nisy billet tsony fa lany tanteraka, Nitady fika mba ahazoana hiditra tany, ka nahasahy nividy billet 10.000ar, ary dia tafiditra soamatsara.
Izay vo tena azony ny tiako Ambara rehetra, niaiky ny hadisoany izy.

"Culpa Lata" no dikan'io zavatra nataonao io teto
ny resakao @ le ankizivavy teo no atao hoe exploitation n'ny "pure coincidence" izay hain'ny sekta tokoa ny mody manilaka an'io ay @ Atra mba haha culpabilise ilay ho vicrime-ny: ny Billet no tsisy satria 'atoandro fihetsika' rakalakely fa tsy hoe valifatin'Atraloatra noho izy tsy niangona no nahatonga an'io
43. niryna ( 04/03/2010 20:17)

Andriamanitra mitovy fa ny fiheverana Azy no samihafa araka ny finoana...io le "Same sky..different horizon"
niryna:
raha Atra iray ihany dia tokony hitovy fa matoa ny finoana no nampiavaka azy ho tsy mitovy dia izay nampianatra ilay finoana izany no namadika an'ilay Atra ka nampisaraka azy ho andriamanitra hafa ka .
Raha ny hoe maha kristiana ny kristiana izany dia mpanaradia an'i kristy avokoa ary manaraka ny fampianaran'i kristy fa tsy manova ny teny nomeny

Rehefa miteny izy hoe tiavo ny fahavalonao dia tokony ho tiavina izany fa tsy vonoina,raha mamono izany isika dia nandika ny teniny
Raha ny soratra masina no miteny hoe aza ampirafesina izy ny dikany na inona na inona ataontsika na tompointsika na hiankohofantsika ankoatry ny mivavaka amin'Atra sy mino an'ilay kristy dia efa mampirafy azy izay( Aza manana Andriamaninkafa afa tsy izaho irery ihany - Andriamanitra saro-piaro aho ) ka hiaran'ny fahatezerany tokoa isika raha manaonao foana
,toa ny zanaka maditra hanarin'ny rar .
ikaretsaka:

Ka toa izay nolazaiko ihany ity no ataonao plagiarism sy blablavanao. @ lignes maromaro ko
aha ! tena sur amin'ny teninao ve hianao fa mitovy ny hevitro ny teninao .....aleloia raha izany e! farany tonga ao amin'ika ihany ny fanahy masina nampihetsika ny finoany,niverina ny fampianaran'ny rar nomeny azy.Izany anie hoy aho no ilazaiko hoe Deraina Andriamanitra fa na manohitra ny Teniny sy ny teny izay nampitondrainy azy aza isika indraindray dia toy ny rano mirotsaka eo amin'ny vato ilay teny nampitondraina ka tsy maintsy ho tonga ao am-po ihany amin'ny farany Isaorana anie Andriamanitra fa nitovy ny eritreritro amin'ny maha kristiana ahy ihany ilay anadahikely iray izay . Holy kiss for you. ika !

safidy anefa io fa tsy manao antsika hoe tsy maintsy mino ahy hianareo:raha mampianatra ny zanaka isika dia manoro azy ireo andeha amin'ny fahamarinana mandrakarivalraha mibiloka izy dia tsy ny rar no tompon'andraikitra amin'izany fa izy ihany ary toa izany koa isika,nampianarina hino azy,nomena antsika ny teny mamy rehetra sy ny finoana an'i kristy mba ahazoana famonjena kanefa mety tsy mino izany na tsy manaraka izany isika
ity indray mitovy sa tsy mitovy ny eritreritro, ny an'ika

ampio aho ika e :D

44. ikaretsaka ( 04/03/2010 23:12)
raha Atra iray ihany dia tokony hitovy fa matoa ny finoana no nampiavaka azy ho tsy mitovy dia izay nampianatra ilay finoana izany no namadika an'ilay Atra ka nampisaraka azy ho andriamanitra hafa ka

ny fijery no samihafa sy ny fomba nampitodihany antsika.. ohatran"ny hoe olona manao Tantara tantara na mandravaka electric train Atra dia napetraka olona kely sy decor bedebe Izy na le olona kely sy decor no nikodiadia nankany (mety fanahy iniana ..mety tsia)

le olona kely mahalala fa misy tompony (Atra) izy saingy arakaraky ny nipetrahany no naha samihafa ny fijery azy.. ny sasany tafatidika tanby @ rindrina de midy fiantraikany @ fiheviny an"Atra izany, ny sasany nitodika tany @ rano de misy fiantraikany izany, ny sasany tany @ vononkazo sns sns...
45. niryna ( 05/03/2010 19:33)

ka jereo izy izany hoe tantara ,angano angano arirarira ,ikaretsaka mpitantara,izahay mpihaino :D
Ny tenin'Atra dia tantara marina,tantara nampisehoana ny fitiavany antsika,izay rehetra mandray azy no ahazo fahasambarana ,izay rehetra mino azy no andeha amin'ny fiadanana ,izay rehetra nanome ny teny nampitondrana ka mizara izany no sambatra indrindra.Ny mpandray dia azy irery io,anjarany no manao andrana ary ny fanahy masina no ampianatra azy.Ny fahalalana ny marina no anafaka antsika amin'ny zavatra rehetra,ny fanodinana ny marina kosa anefa no amandrika antsika
ka tsy tantara fe tantara fotsiny fa tena nisy ary azon'ny kristiana rehetra tsampaintanana izany fa tsy vitan'ny brick-brack
ikaretsaka:

le olona kely mahalala fa misy tompony (Atra) izy saingy arakaraky ny nipetrahany no naha samihafa ny fijery azy.. ny sasany tafatidika tanby @ rindrina de midy fiantraikany @ fiheviny an"Atra izany, ny sasany nitodika tany @ rano de misy fiantraikany izany, ny sasany tany @ vononkazo sns sns...

dia azy ho azy izany fa tsy afaka ny hitsara olona aho ,ny fantatro fotsiny dia mizara ny teny mamy izay nampitondrainy aho ary ny teniny no fitaovana izarako izany avy amin'ny alalan'ny tsimpona,sy manana hafa noho izany aho fa raha izany dia lasa mandainga indray ka ny hambopoko no mameno ahy ary dia ho tsaraina aho fa feno pride ao anatiko.

46. ikaretsaka ( 05/03/2010 22:34)
Tena ilay ramatoa ity mihitsy no kely saina de na anecdote aza tsy azony...mahonena le fanaticism e
47. rijadolly ( 06/03/2010 08:34)
ika:
\"Culpa Lata\" no dikan\'io zavatra nataonao io teto
ny resakao @ le ankizivavy teo no atao hoe exploitation n\'ny \"pure coincidence\" izay hain\'ny sekta tokoa ny mody manilaka an\'io ay @ Atra mba haha culpabilise ilay ho vicrime-ny: ny Billet no tsisy satria \'atoandro fihetsika\' rakalakely fa tsy hoe valifatin\'Atraloatra noho izy tsy niangona no nahatonga an\'io
Diso fandray indray se fa maika loatra ny hanenjika atokom-pivavahana hafa.

ivereno vakiana tsara ilay izy dia ampitahao ny fihetsiny maraina sy ny fihetsiny hariva. Dia avieo fantarina hoe; tokony ho saro-piaro ve Andriamanitra sa tsy tokony ho saro-piaro amin\'izany?
----------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Ra ny hevitr\'ise io indray no raisiko anefa dia tsoriko amin\' ise ny marina fa tsy misy ny kisendrasendra aminay.Ary dia nataon\'Andriamanitra ho hitany sy tsapany tokoa fa nataony lafovidy ny an\' kaisara noho ny an\' Andriamanitra.
48. ni81 ( 06/03/2010 16:16)
Andriamanitry ny Jiosy , saingy kosa efa nidina ka nampahafantatra antsika ny lesoka sasany @ fomba Fijerin'ny Jiosy Azy ny Atra inoan'ny Xtianina ka
nohazavainy fa Atra Mpampindra fo fa tsy hoe Atra Justicier araka ny niheveran'ny Jiosy Azy intsony, ary Atra mahalala hoe mpanota foana ireto zava-boahariny fa tsy tonga lafatra ka omeny chance foana... mikonfesy, manao karemy, mandinitena sns...
Tandremo fa misy fetra ny famindram-po na izany aza, satria misy manao fanahy iniana.
49. ikaretsaka ( 06/03/2010 22:33)
Ni> voasoratra koa anefa hoe "mandrakizay ny famindrampony"...
50. niryna ( 09/03/2010 05:08)
ikaretsaka:

Tena ilay ramatoa ity mihitsy no kely saina de na anecdote aza tsy azony...mahonena le fanaticism e

:roll: :roll: iza no tena mahonena ? ha,ha ary ny hendrin'izao tontolo izao manao tsinotsinona ny adalan'Atra ka miteniteny foana. Tsara ny kely saina satria tsy mitovy ilay be saina araka ny saim-pantany sy ny herin'ny tenany fotsiny ,oops .Hany ka tsy maintsy mamaly na dia fantatra fa mivaralilla izao aza ny teny omeny ny olona oh,oh
51. niryna ( 09/03/2010 05:14)
ika:
"Culpa Lata" no dikan'io zavatra nataonao io teto
ny resakao @ le ankizivavy teo no atao hoe exploitation n'ny "pure coincidence" izay hain'ny sekta tokoa ny mody manilaka an'io ay @ Atra mba haha culpabilise ilay ho vicrime-ny: ny Billet no tsisy satria 'atoandro fihetsika' rakalakely fa tsy hoe valifatin'Atraloatra noho izy tsy niangona no nahatonga an'io
rijadolly:
Diso fandray indray se fa maika loatra ny hanenjika atokom-pivavahana hafa.
:D
rijadolly:

ivereno vakiana tsara ilay izy dia ampitahao ny fihetsiny maraina sy ny fihetsiny hariva. Dia avieo fantarina hoe; tokony ho saro-piaro ve Andriamanitra sa tsy tokony ho saro-piaro amin'izany?
Tena saro-piaro tokoa Andriamanitra ka raha tsy izany ve izy hananatra antsika hoe aza manana atra afa tsy izaho irery ihany
----------------------------------------------------------------------------------------------------------------
rijadolly:

Ra ny hevitr'ise io indray no raisiko anefa dia tsoriko amin' ise ny marina fa tsy misy ny kisendrasendra aminay.Ary dia nataon'Andriamanitra ho hitany sy tsapany tokoa fa nataony lafovidy ny an' kaisara noho ny an' Andriamanitra.

misaotra nizara e

:idea:
52. ikaretsaka ( 09/03/2010 15:19)
ianao no tena mahonena ra niryna> ny zavatra inoanao aza tsy fantatrao ankoatran'ny famerenana pli vava..
ohatran'ny hoe 2x2=5 fa tsy fantatrao akory ny antony hoe fa maninona no 2X2=4 (ankoatran'ny hoe izay no ao anaty table sy nampianarina t@ mbola kely)
53. niryna ( 13/03/2010 05:28)
ikaretsaka:

ianao no tena mahonena ra niryna> ny zavatra inoanao aza tsy fantatrao ankoatran'ny famerenana pli vava..
ohatran'ny hoe 2x2=5 fa tsy fantatrao akory ny antony hoe fa maninona no 2X2=4 (ankoatran'ny hoe izay no ao anaty table sy nampianarina t@ mbola kely)

ny adalan'izao tontolo izao no irahin'Atra ampahamenatra ny hendrin'izao tontolo izao. Manana fahendrena ve ika ? eny angamba ,tsia angamba
2x2=4 tompoko fa tsy 2x2=5 ha.ha.ha ,misy mpivarobato vilam-bava ato izany an
iza re no taritiny eto e

:-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-* :-*
54. ikaretsaka ( 13/03/2010 14:13)
ary noheveriko fa tsy hovalianao ity kay namaly ihany na elaela aza!

fanahy iniako ataoko pince sans rire ary nodisoako 2x2= 5 le izy hanaporofoako ny point-ko
fa kay azonao ihany fa odianao tsy azo fotsiny
fa rehefa ampiharina @ real life de ohatran zany ny ataonao anefa.. rehefa hoy i Pasitera na hoy ny baiboly na hoy ze namahandalitra anao any, na misy diso aza iny de iny no averina fa tsy mi ponder hoe fa maninona toko moa no....
mahagaga le izy fa rehefa atao Jokejoke tonga de mora tafaraikitra an
tsara rehefa azonao! efa miha misondrotra grade
55. niryna ( 15/03/2010 16:44)
ikaretsaka:

ary noheveriko fa tsy hovalianao ity kay namaly ihany na elaela aza!
izay no mahavoa antsika ,tsy maintsy ny sitrapontsika foana no eritreretina ho tanteraka,mianatra manana faharetana,matoa tsy mamaly ny olona dia misy antony ao,matetika koa tsy voatery mamaly rehefa fantatra fa tsy mahasoa na ampisara-bazana satria ny Atray dia mampianatra anay ny ampirahalahy sy ampirahavavy amin'ny rehetra na tsy mitovy aza ny tady sy lokanga satria izay no marika iray ahafantarana fa mpianany izahay

fanahy iniako ataoko pince sans rire ary nodisoako 2x2= 5 le izy hanaporofoako ny point-ko
fa kay azonao ihany fa odianao tsy azo fotsiny
e,e izay mahasoa foana no atao ry toi fa tsy kitifitifitra tsy hinanan-kanina a

fa rehefa ampiharina @ real life de ohatran zany ny ataonao anefa.. rehefa hoy i Pasitera na hoy ny baiboly na hoy ze namahandalitra anao any, na misy diso aza iny de iny no averina fa tsy mi ponder hoe fa maninona toko moa no....
mahagaga le izy fa rehefa atao Jokejoke tonga de mora tafaraikitra an
tsara rehefa azonao! efa miha misondrotra grade
dia jokejokeo foana ary ny fiainana sy ny tenin'Atra fa amin'ny farany vao ho hitanao hoe hay ve izy ity tsy resabe na fanindrina olona foana fa tena zava-misy e

:-* :-*
56. ikaretsaka ( 15/03/2010 19:22)
tsara rehefa nanomboka nivelatra..
na tenin'AAtra aza io nga nataho tsy ho jokevana? raha izay no hahamora ny fandraisana sy fampitana sy hahazoan'ny olona azy?
Taoko nety le izy t@ cas anao teto!
57. niryna ( 15/04/2010 18:08)
ikaretsaka:

tsara rehefa nanomboka nivelatra..
misaotra anao mihevitra ny tenanao ho mivelatra ny hafa e,e
[quote[
na tenin'AAtra aza io nga nataho tsy ho jokevana? raha izay no hahamora ny fandraisana sy fampitana sy hahazoan'ny olona azy?
Taoko nety le izy t@ cas anao teto!
[/quote]
ika,.hafafazo voana izay voa tsara fa fantatry ny olona foana,na misy mandray na tsia dia efa vita izay ny adidintsika ok

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082