NY FITIAVAN'NY RAY - NY FITIAVAN'I NENY
21. niryna
(
28/02/2010 21:33)
ikaretsaka:dia mba azavao hoe
mots 2 samihafa aloha ny "To worship" sy ny "to venerate"
Na ny hoe "manompo' sy ny "manolotra fanajana"
Fa angaha ny Atra ny Jiosy hafa no ny an'ny kristiana,hafa kely indray izany fampianaran'ika izany.
Ny Atry ny jiosy no saropiaro sy manasazy raha be vinany...fa ny Atry ny kristianina mbola niala nenina foana satria sitrany ny haha lavorary antsika ka na ny zanany aza nafoiny.
Ny anay anefa dia izao no fahafantarako azy .
Tsimpona:I Mpanjaka 18:39
Ary raha nahita izany ny olona rehetra dia niankohoka ka nanao hoe : Jehovah,Izy no Andriamanitra ,Izy no Andriamanitra.
And when all the people saw it,they fell on their faces:and they said,Jehovah,he is God: Jehovah ,he is God
Deot 4:35
Hianao no nampahitainy izany,mba ahafantaranao fa Jehovah no Andriamanitra,fa tsy misy afa-tsy Izy .
Unto thee,it was showed,that thou mightest know that Jehovah is God; there is none else besides him
Dia mbola omeko tsimpona iray hafa ihany koa ika hifanarana ny hevitro tsara ok
Deot 6 : 4
Mihainoa, ry Israely: Jehovah Andriamanintsika dia Jehovah iray ihany : Na koa hoe Mihainoa ,ry Israely: Jehovah Andriamanitra , Jehovah dia iray ihany
Hear , O Israel: Jehovah our God is one Jehovah
22. ikaretsaka
(
28/02/2010 22:07)
Andriamanitra mitovy fa ny fiheverana Azy no samihafa araka ny finoana...io le "Same sky..different horizon"
23. ikaretsaka
(
28/02/2010 22:10)
Ny "woship" manao hoe : mivavaka aminao zahay
Ny "venerate" manao hoe: mivavaha ho anay :arrow:
Ny "venerate" manao hoe: mivavaha ho anay :arrow:
24. rijadolly
(
01/03/2010 17:37)
rijadolly:
Andriamanitra saro-piaro ny Andriamanitsika.
Niryna:Ao amin\' laharana faha 13 ao ny fanazavana fa ika zao efa nahazo an\'ilay izy
Dia ahoana ny tohiny? na inona no tian\'i rija ho tenenina e
misaotra mialoha
25. ikaretsaka
(
01/03/2010 18:10)
rijadolly:
Andriamanitra saro-piaro ny Andriamanitsika.Ny Atrao sy ny Jiosy irery..ny anay Atra fitiavana sy mpamindra fo...Mitovy ny antsika ka!samy Fitiavana tena marina
fa saingy ny anay zany no tsy mahazaka hampirafesina fa ny anareo mahazaka. Sa samy tsy mahazaka koa ny antsika.ka Atra tia tena izany anareo izany koIzany hoe Andriamanitra azo ampirafesina, ary mampirafy AZY izany ve ny tokony ho mpino Kristianina ( tsindriko aloha fa Andriamanitry ny Jiosy koa ny Andriamanitsika )
Andriamanitry ny Jiosy , saingy kosa efa nidina ka nampahafantatra antsika ny lesoka sasany @ fomba Fijerin'ny Jiosy Azy ny Atra inoan'ny Xtianina ka
nohazavainy fa Atra Mpampindra fo fa tsy hoe Atra Justicier araka ny niheveran'ny Jiosy Azy intsony, ary Atra mahalala hoe mpanota foana ireto zava-boahariny fa tsy tonga lafatra ka omeny chance foana... mikonfesy, manao karemy, mandinitena sns...
27. rijadolly
(
01/03/2010 19:54)
Andriamanitry ny JiosyMiray hevitra isika
saingy kosa efa nidina ka nampahafantatra antsika ny lesoka sasany @ fomba Fijerin\'ny Jiosy Azy ny Atra inoan\'ny XtianinaZa ndray miheritreritra fa tsy ny fomba fijeriny AZY no diso fa ny fiatsarambelatsihany sy fanararaotany eny fa isika aza amin\"\' izao fanana an\' Jesoa Kristy zao ny Famelana(mpamindrafo) ny otantsika dia manao fanhinihana.
ka nohazavainy fa Atra Mpampindra fo fa tsy hoe Atra Justicier araka ny niheveran\'ny Jiosy Azy intsony,Izany hoe tsy misy fitsarana intsony izany amin\' andro farany? dia io fa mipoitra ilay fanararaotana.
ary Atra mahalala hoe mpanota foana ireto zava-boahariny fa tsy tonga lafatra ka omeny chance foana... mikonfesy, manao karemy, mandinitena sns...Iraisako hevitra satria miandry anao foana izy mamindrafo anao foana izy ho an\' izay mandondona, ho an\' izay mitady AZY, ho an\' izay Mangetaheta, ka mahalala sy miambina mameno ny fitoeran-tsolikany sy mivavaka ny fiaviaNy tsy ho amin\' andro ririninany ka hatsapany amin\' fo torotoro ny hadisoany ho diovina.
Izany dia manaporofo ihany koa fa efa tsapan\' Jiosy AVJK ny FAMINDRAPONY satria dia efa namindrafo ireo izay torotoro fo niaky ny hadisoany IZY taminizany.
RD> inona moa letsy ny raha azon\'i niryna ankoatra ny azyBetsaka ka.fa ity misy zavatra tian\' Niryna teneniko mivantana dia fanontaniana no apetrany fa azony ihany ilay izy.Dia nampatsiahy azy aho sao dia mbola tsy voavakiny.
Nefa ra nandinika aho toa mbola tsy voavalin\' se ilay fanotaniako hoe : \"zany hoe Andriamanitra azo ampirafesina, ary mampirafy AZY izany ve ny tokony ho mpino Kristianina? \"
28. ikaretsaka
(
01/03/2010 21:47)
Ka tsory le izy ry rd a..saropiaro sa mpamindra do fa eo no sady anona no anona eo.
Efa novaliako ny fanontanian'ialahy ka..hoy aho hoe tsy hoe Atra tsy azo ampirafesina Izy fa hoe tsy Atra saropiaro
Hoy ilay olomasina iray izay hoe " tena mitiava marina tokoa, dia ataovy ze tianao atao". Raha tena tia de tia marina tokoa. Dia tsy hahavita hampirafy. Ilay tianao aloha ianao voalohany indrindra...ary raha tia de tia marina tokoa koa ny ankilany dia mahavita mamela raha solafaka ny 1 ka mahalala sy nihaiky ny naha solafaka azy...
Io fitiavana io no misy (na tokony hisy) @ Atra sy ny olona
Efa novaliako ny fanontanian'ialahy ka..hoy aho hoe tsy hoe Atra tsy azo ampirafesina Izy fa hoe tsy Atra saropiaro
Hoy ilay olomasina iray izay hoe " tena mitiava marina tokoa, dia ataovy ze tianao atao". Raha tena tia de tia marina tokoa. Dia tsy hahavita hampirafy. Ilay tianao aloha ianao voalohany indrindra...ary raha tia de tia marina tokoa koa ny ankilany dia mahavita mamela raha solafaka ny 1 ka mahalala sy nihaiky ny naha solafaka azy...
Io fitiavana io no misy (na tokony hisy) @ Atra sy ny olona
29. Ratoa
(
01/03/2010 22:39)
Io fitiavana io no misy (na tokony hisy) @ Atra sy ny olonaIzany hoe tsy mampirafy Azy ka jereo ary ny didy folo:"Aza manana andriamni-kafa, fa Izaho ihany"....(Eksodosy 20:2)
Aza miankohohoka eo anatrehany....(Eksodosy 20:5)
30. ikaretsaka
(
01/03/2010 22:42)
ka io le izy hoe zavatra t@ testamenta taloha ve no entina mi wawa aty @ testamenta vaovao ry ratoa?
31. Ratoa
(
01/03/2010 23:04)
Fa ahoana? fa angaha ny didy folo efa lany andro?
Dia tsy hanaja ny ray sy ny reny intsony ve? Anefa hoe ny fitiavan'ny ray sy ny reny no lohateny eto. ia anao izy ireo, dia haoan ianao?
Dia hamono olona?
Dia hijangajanga?
Dia hangalatra?
Ho vavolombelona mandainga?SNs....ny testamenta taloha daholo no mandrara ireo: ny didy folo
mbola izy sa ariana daholo ny didy folo?
Dia tsy hanaja ny ray sy ny reny intsony ve? Anefa hoe ny fitiavan'ny ray sy ny reny no lohateny eto. ia anao izy ireo, dia haoan ianao?
Dia hamono olona?
Dia hijangajanga?
Dia hangalatra?
Ho vavolombelona mandainga?SNs....ny testamenta taloha daholo no mandrara ireo: ny didy folo
mbola izy sa ariana daholo ny didy folo?
32. ikaretsaka
(
01/03/2010 23:13)
ataoko io efa no ratifier-i jesoa hoe tiavo Atra de tiavo ny namanao?
33. rijadolly
(
02/03/2010 02:35)
ika:Tsy azon' se tsara ny tiako lazaina, tsy azo sarahina ireo. Indramiko ity ten'ise ty
Ka tsory le izy ry rd a..saropiaro sa mpamindra do fa eo no sady anona no anona eo.
ary raha tia de tia marina tokoa koa ny ankilany dia mahavita mamela raha solafaka ny 1 ka mahalala sy nihaiky ny naha solafaka azy...oh hazavaiko na izany aza, Ilay solafaka no mahatsapa ny hadisoany izay vao misy ny asa fanadiovana sy famelana.Fa raha tsy izany dia mipetra foana ny fahasarotam-piaro n'ILAY ankilany satria tia IZY.
Ty misy tantara vao tamin' lahady teo: Tsarovy hoy aho mantsy an' ity ankizivavy 22 ans namako fa Andriamanitra saropiaro ny Andriamanitsika, taloha tamin'izy nilaza tamiko fa tsy maintsy mijery Ambondrona teo.
Ny z"ava-nitranga dia tsy andriny ny andro alahady andehanany hijery izany ka naverimberiko taminy io teny io. Azoko hoy izy ny tian' dolly ambara, dia tsy mba mahazo miala voly mihitsy izany? Tonga ny alahady, tsy nandeha niangona izy fa reraky ny mariazy natrehany hono no sady tara fa tsy tafafoa maraina fa feno b ny Fiangonana dia tsy tiany ny eny ivelany. Ny PM, tamin' 12 izy dia tafahomana, ary tsy nisy billet tsony fa lany tanteraka, Nitady fika mba ahazoana hiditra tany, ka nahasahy nividy billet 10.000ar, ary dia tafiditra soamatsara.
Izay vo tena azony ny tiako Ambara rehetra, niaiky ny hadisoany izy.
34. Ratoa
(
02/03/2010 12:42)
tiavo Atra de tiavo ny namanaotiava ny namanao taahaka ny tenanao. Mbola ao ihany koa izany
35. Ratoa
(
02/03/2010 12:44)
hanohyhanohy ny soa ela netezana ka tsy mbola hita ny maharatsy azy no tiako ho tenenina
36. niryna
(
03/03/2010 07:14)
rijadolly:
Andriamanitra saro-piaro ny Andriamanitsika.
ika:
Ny Atrao sy ny Jiosy irery..ny anay Atra fitiavana sy mpamindra fo...
rijadolly:
Mitovy ny antsika ka!samy Fitiavana tena marina
fa saingy ny anay zany no tsy mahazaka hampirafesina fa ny anareo mahazaka. Sa samy tsy mahazaka koa ny antsika.
ika:
ka Atra tia tena izany anareo izany ko
asa aloha raha tia tena aminao izy izany fa amiko indray dia Atra tsy azo ampirafesana izy,tiany ho voavonjy daholo ny olona ka mizara ny fitiavany ho an'ny rehetra tokoa izy fa saingy ny olona no mampirafy Azy amin'atra hafa ary fijangajangana iray koa izany(idolatry ) toy ny fanakambanana Azy amin'ny zavatra hafa ihany ,mampirafy Azy koa no teny mazava,manafangaro azy amin'andriamanitr'izao tontolo izao
rijadolly:ahoana tokoa ry ika fa any aminao izao no valiny?
Izany hoe Andriamanitra azo ampirafesina, ary mampirafy AZY izany ve ny tokony ho mpino Kristianina ( tsindriko aloha fa Andriamanitry ny Jiosy koa ny Andriamanitsika )
misaotra rija
37. niryna
(
03/03/2010 07:19)
Ratoa:dia hajaina toy ny rar rehetra ireny e
Marina fa reny Maria ary mety hanome maimai-poana tokoa izy noho ny maha reny azy.
toa hoe tsy mivavaka aminy hono ny olona ka,manaja azy fotsiny araka ny ao anatin'ny baiboly hoe hajao ny rainao sy ny reninao mba ho lava andro hiainana hianao
Izaho dia tsy mivavaka aminy na dia renin'i Jesosy aza izy.
marina tanteraka tsy misy kianina
Ny antony dia tsotra: I Kristy no nomen'i Jehovah Andriamanitra ho Mpanelanelana sy Mpanavotra ary Izy no itondran-tsika ny anarana hoe "kristiana" , mpanaraka an'i Kristy.
izay ny fenitra entiko ary tsy manome tsiny ny olona mivavaka amin'ny olona Masina aho. Tsy ahy ny fitsarana fa Azy izay namorona ahy.
aleloia ,misaotra fa mazava be
:-* :-*
38. niryna
(
03/03/2010 07:23)
ikaretsaka:
Ny Atrao sy ny Jiosy irery..ny anay Atra fitiavana sy mpamindra fo...
rijadolly:
Mitovy ny antsika ka!samy Fitiavana tena marina
fa saingy ny anay zany no tsy mahazaka hampirafesina fa ny anareo mahazaka. Sa samy tsy mahazaka koa ny antsika.
ikaretsaka:
ka Atra tia tena izany anareo izany ko
=)) =))
39. niryna
(
03/03/2010 07:40)
ikaretsaka:raha Atra iray ihany dia tokony hitovy fa matoa ny finoana no nampiavaka azy ho tsy mitovy dia izay nampianatra ilay finoana izany no namadika an'ilay Atra ka nampisaraka azy ho andriamanitra hafa ka .
Andriamanitra mitovy fa ny fiheverana Azy no samihafa araka ny finoana...io le "Same sky..different horizon"
Raha ny hoe maha kristiana ny kristiana izany dia mpanaradia an'i kristy avokoa ary manaraka ny fampianaran'i kristy fa tsy manova ny teny nomeny
Rehefa miteny izy hoe tiavo ny fahavalonao dia tokony ho tiavina izany fa tsy vonoina,raha mamono izany isika dia nandika ny teniny
Raha ny soratra masina no miteny hoe aza ampirafesina izy ny dikany na inona na inona ataontsika na tompointsika na hiankohofantsika ankoatry ny mivavaka amin'Atra sy mino an'ilay kristy dia efa mampirafy azy izay( Aza manana Andriamaninkafa afa tsy izaho irery ihany - Andriamanitra saro-piaro aho ) ka hiaran'ny fahatezerany tokoa isika raha manaonao foana,toa ny zanaka maditra hanarin'ny rar .
safidy anefa io fa tsy manao antsika hoe tsy maintsy mino ahy hianareo:raha mampianatra ny zanaka isika dia manoro azy ireo andeha amin'ny fahamarinana mandrakarivalraha mibiloka izy dia tsy ny rar no tompon'andraikitra amin'izany fa izy ihany ary toa izany koa isika,nampianarina hino azy,nomena antsika ny teny mamy rehetra sy ny finoana an'i kristy mba ahazoana famonjena kanefa mety tsy mino izany na tsy manaraka izany isika
40. niryna
(
03/03/2010 07:44)
rijadolly:misaotra fa efa itako ilay fanazavana
rijadolly:
Andriamanitra saro-piaro ny Andriamanitsika.Niryna:Ao amin\' laharana faha 13 ao ny fanazavana fa ika zao efa nahazo an\'ilay izy
Dia ahoana ny tohiny? na inona no tian\'i rija ho tenenina e
misaotra mialoha
:-*
