vaovao farany momba an'i VATOFOTOTRA ,vakio ato

1. terrywui ( 25/02/2010 17:22)
Nataotra mafy ny tsy nety nataony lery de neveriny fa hitory azy amin'i Nicolas na i onitiana na ikotoniaina angamba aho fa tsary sahy nanaonao anreny video fopla ireny tsony lery ! ho hita eo ndray rapitso raha mbola mafy detety na hiforitra amin'ny tsy mety nataony na hidingindrambo hamerina ny ratsy fanaony ihany !!
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:44
2. vatokilonjy ( 25/02/2010 17:47)
aiza ary vato fotsy no tsy hita intsony
hon hon hon hon hon
her her her her her
hir hir hir hir hir
3. ifiona ( 25/02/2010 18:43)
mampalahelo ahy less elah ry wiwi ! nisahirana ery elah nanokatra dinika anaky DIMY be zao nifanesy, nefa mitovy ihany ny votoatiny dia ny fialonana be fahatany an'i vatofototra! nefa inn no mitranga? honnnn tsy asiany sira akory elah !

hin hin hin hon hon hon her her her

:-D :-D :-D
4. fijo ( 25/02/2010 22:05)
ka rediredy sisa e
5. ndotofetsy ( 25/02/2010 22:40)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
fory ouuuuuuuuuuuuuu
6. ndotofetsy ( 25/02/2010 22:41)
miala tsiny :-D :-D :-D :-D :-D
7. pikatti ( 25/02/2010 23:24)
ho hita eo ndray rapitso raha mbola mafy detety na hiforitra

Io ambonin'ny lohan'elah io leisy ny vaovao farany a :-D :-D
8. terrywui ( 26/02/2010 09:24)
BON ...itako eo ambony io fa mbola nanohy ny asa ratsiny mangalatra Chaines n'olona sy tsy manaja ny auteur ravato de ho antsoiko zany i Onitiana Realy fa miomana ..!



:p :p :p :p
9. pikatti ( 27/02/2010 21:44)
Mbola be vaovao leisy ao rawix a!!! tena nataoko fanahiniana satria tsy mety misokatra ny mason'elah :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0521