Tiako ny ny vadiko fa tiako koa izy....
21. cowgirl
(
03/03/2010 14:20)
Io fitiavana io sarotra lalinina!
:arrow: (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
Lainga raha hisy ny fanadinoana handakotra ilay afom- pitiako voankaso, tsy zaza matory io ka ho safosafoiny, ka mety ho rendrika ilay tori-maso.
Fa ianareo roalahy tsy misy foiko
Samy tiako, samy antsoiko
Saingy anaty ihany no iantsoako anao
Ka mampirafy tsotra izao ny foko
Tia anao an-tsokosoko
Saingy mody atao hoe kilalao
Nefa tena tiako be ianao.

22. Mirananirina
(
04/03/2010 14:11)
Fa ianareo roalahy tsy misy foiko:-D :-D :-D
Samy tiako, samy antsoiko
Saingy anaty ihany no iantsoako anao
Ka mampirafy tsotra izao ny foko
Tia anao an-tsokosoko
Saingy mody atao hoe kilalao
Nefa tena tiako be ianao
23. xxx
(
05/03/2010 08:29)
mifankatiava !!, f'aza atao hanimbana ny tokantranonareo 2 miitsy !!fohy fa alalino !!
24. vale
(
12/03/2010 16:08)
écoute ton (l) iza no tena tinao?? ny famille recomposée ko c pas un sujet tabou, amiko ohatry ny malhonettete ihany ra hoe miaraka matory aminy vadinao ianao anefa ny sainao any @ olon-kafa, aleko koko aza mahandre oe nisaraka tamin'iny ol iny enao toy izay hiatsaravelatsy, tsy fatatro alo fa samy ùmanana ny fiheverany fa mety, ny ana dia izay alo, Raha itanao fa ho TENA serieux aza ny anao sy le 1er amour, fa tsy hilalao anao ftsn ny tanjony... pkoi pas?, hein!!! fiainana mandalo ny eto an-tany ka inona no hampijaliana tena sy hiferatan'aina, refa tsy mampijaly ny itay fotsiny amiko dia mety, fiataiavana dol izany, on ne vit qu'une seule fois! oups!! :^) :wink:
25. xxx
(
25/03/2010 09:19)
Salit ndray nareo an,
resy aho ry reto a, nanatena haharesy aho kanjo tena resy, tsy tohitro intsony. eny fa na dia mbola nijanona teo am resaka fotsiny aza aloha hatram zao dia mahatsiaro tena ho resy aho. tena niezaka nanohitra ny saiko fa reo resaka nataonay no nandresy lahatra ahy hoazy. fantatro fa diso aho, diso tanteraka fa tsy haiko ny mivoaka tao. hatram zao alou de evitéko ny hihaona aminy ary io no ezahiko mafy tsy hisy satria enjehin'ny eriotreritra be za nefa tsy voatohitro le fakam-panahy. tsy voatohitro ihany koa ny tsy hiresaka aminy. tsy haiko tsony aloha zay atao.........

26. soanja
(
27/03/2010 22:00)
xxx:
fantatro fa diso aho, diso tanteraka fa tsy haiko ny mivoaka tao.... satria enjehin'ny eriotreritra be za nefa tsy voatohitro le fakam-panahy. tsy voatohitro ihany koa ny tsy hiresaka aminy. tsy haiko tsony aloha zay atao.........
Amiko aloha tsy hitako ny mahadiso anao. Ny zavatra tsapan'ny fo dia tsy mba mahadiso satria tsy misy hoe niniana izany fa tonga satria izay no momba anao. Tsara ny mifankatia. Tsara ny mahatsapa fitiavana sy tiana. Izy fitiavanao ve dia hitarehy "devoly mpakafanahy arak'ireo voalaza ombieny ombieny???" Inoako fa tsia izany raha aminao. Io hitanao io no Andriamanitra amin'ny endrika fitiavana.
Ny ezaka manaraka angamba izay hitako fa sarotra amin'ny Gasy ny mandray izany dia ny hilaza izany amin'ilay olona heverinao sy nomenao fampanantenana fa hiaradia mandrakizay, hizaka ny mora sy mafy! Tonga izao ny mafy dia zarao aminy satria mila tsy ho zaka. Enga anie mba hahatsapa ny tsapanao izy ary hanome anao fahafahana! Saingy tsy mora izany .... satria miankina tokoa amin'ilay novadiana.
27. mamis
(
29/03/2010 09:27)
Iaraho daoly e! rehefa ao an-trano dia ny vady aman-janakao no jerevana, rehefa any ivelany dia ianao sy ilay voalohampitiavanao. Raha ialana ilay vadinao, ireo zaza no mampalahelo. Tsy hisy hahasolo ny dadany n'iza n'iza, fa dia anjaranao no mandanjalanja (fotoana, fiarahana,...). Samy manambady aman-janaka ianareo, fa anjaranareo ny mandamina azy. Hiainako io zvt resahako io. Ho hitanao fa ho finaritra ianao. tonga à fitenenana hoe MAMY NY ATSY FY NY AROA
28. ravonjison
(
29/03/2010 10:19)
Ny hitia olona 2 na 3 moa ve tsy ho possible. Possible e , fa ny qualité avy @ ilay fiarahana sy ny fiantraikany no hafa ( mihoatra @ vady 1).
Ny ahy aloha dia ny " qualité " no manandanja bebe koa amiko ( fa tsy ny quantité = habetsahany velively )
Supposer-ko hoe samy tinao daholo izy roa, ary izy roa koa samy tia anao daholo.
Ohatra : 1- raha manana vola 1 alina aho, dia aleoko iny omena ny partnaire 1 irery ( @ izay manala fo izy ) toy izay zaraina @ olona roa, dia samy manana antsasany avy izy roa ( ilay anstasany anefa tsy dia ahavitana be loatra).
2- raha manana fotoana 4 ora aho , dia aleiko iny laniana @ partenaire-ko sy ny ankizy ( rehefa hisy ireo ankizy), dia samy afaka manatanetraka daholo na fitaizana na fampianarana, na filalaovana sns... Toy izay zaraina roa , dia avy eo samy manana 2 ora avy aho @ izy roa.
3 - aleoko zaza 2 ka samy nandalo oniversite, toy izay zaza 4, nefa samy manana bacc fotsiny.
Fehiny : aleoko olona iray , afaka mivalapatra @ rehetra, toy izay olona roa somary mihafihafy @ rehetra ( na vola , na fotoana, na sns...).

29. Tenio
(
01/04/2010 12:46)
aza manody zany ry zalahy!
Ialahy mbola mieritreritre hoe tia ahy sy ny zanakay be le vadiko, kay ramatoa efa miketrika zavatra hafa miaraka amin'ny razoky efa taloha be fa nipoitra indray tampoka. :lol: :lol:
Ialahy mbola mieritreritre hoe tia ahy sy ny zanakay be le vadiko, kay ramatoa efa miketrika zavatra hafa miaraka amin'ny razoky efa taloha be fa nipoitra indray tampoka. :lol: :lol:
30. fitia2006
(
27/04/2010 15:10)
kamo be aho hamaky ny tenin'ny rehetra any aloha any fa ny azoko lazaina anao de voaloham-pitiavanao izy nefa tsy nanambady anao , soa ihany fa nisy ny vadinao sy ny zanakao , ka sao dia hanapotika fotsiny lahy no tadiaviny fa olona toy izany ve de mba matotra ka ampiasana saina be sy ampijaliana tena be loatra asa anefa !
31. MIMA73
(
16/06/2010 06:08)
Bjr enao!
za efa tena niaina io situation nao io ! efa manambady koa aho ary efa niteraka! ilay lhl niaraka tamiko koa efa nanambady ary efa niteraka koa! fa milaza marina aminao aho fa tsy hoe ratsyakory ny fitiavana fa misy conséquence foana io eo amin'ny fiainanao eny fa na ny tokantranonao sy ny any zanakao aza! sady izao no tena henjana lasa ohatrany drogue ho anao io lhl io refa elaela kely eo! lasa adala ianao raha vao tsy mahita azy! nefa ianareo tsy maintsy hiafina! zaho tena nitia io sipako taloha io mitsy efa ho 5 ans angamba izahay no niaraka fa tena naleoko izahom itsy no nanajanona voalohany ilay izy satria ohatrany nenjehiny eritreritro aho tao anatin'ilay tantara! raha vao mijery ilay zanako aho de ohatrany tena menatra e! sady ampiarao amin'ny vavaka e! izaho aloha tsy hanonme tsiny anao mitsy e! satria tena henjana be io resaka iray io! fa hatanjao ny saina e! aza kivy e!