Tiako ny ny vadiko fa tiako koa izy....

1. xxx ( 25/02/2010 11:25)
Salit dôôly nareo ato an.
Za efa manambady, vhv za an, de efa niteraka koa zay, 2 ny zanakay. de zay mifankatia be fa saingy niverina niserana teo alohako indray lay voaloham-pitiavako??????? sanganehana aho ary tsy nampoiziko ho mbola nisy afo nitsilopy mirehitra aminy ato anatiko. Izy no nampianatra ahy ny zavatra rehetra (ialy voaloham-pitiavako io) nisaraka zay ary samy nanana ny fiainany ary de efa manambady koa izy sao ary manan-janaka telo. niresaka zahay ary nanontaniany aho sao mbola mba misy toerana ho azy aty amiko, de tsy namaly aho fa nihanahana teo fotsiny, de tsy voatery valiana zao hozy fa afaka mieritreritra enao. de tena sahiran-tsaina aho ry reto a, ny fieritreretako ela midika fa misy zavatra ao ary tsy maintsy hanantena izy, nefa dia misy toka fa saingy za koa tsy mahafoy handrava le efa naoriko vadiko sy ny zanako. sahirana aho ry reto a, ampio e, inona no hoteneniko ary ahoana no ataoko mba hamonoako le afo mitady hijoalajoala?.......tsy ahita azy intsony nefa efa fantany ny azo hifandraisana amiko rehetra, azony tamin'ireo namana nifandraisana taloha,
VOnjeo ry reto fa mijaly saina sy fanahy aho a.....
novalian'i MIMA73 ny 16/06/2010 06:08
2. muro ( 25/02/2010 12:38)
kaiz!
Zavatra mpahazo ny olona maro io afo tsy maty io nefa tsy midika akory zany hoe atao miredareda indray lay izy.
Ianao ihany aza dia milaza fa tsy handrava ny efa naorinao,C'est coooooool!
Mafy aloha ny tratran'ny situation tahaka izao e!Nefa mila mieritretra tsara ianao momba ny hoavinao ny hoavin'ny vady aman-janakao ary aza mijanona hatreo fa mba eritrereto koa hoe ahoana ny hoavin'ilay voaloha-mpitiavanao sy ny vady aman-janany? Zava- dehibe ny fitiavana nefa tsy misy dikany io raha toa ka tsy misy ny fifanajana sy ny fifampitokisana ka alao ambony alao ambany fa aza mika hanapa -kevitra hidi-kizo,tsarovy fa misy farany avokoa ny zavatra rehetra ka tsy aleo ve mandray ny fanapahan-kevitra tsara e!
Samy manana ny safidiny ny olona tsirairay nefa mba mandiniha tsara aloha e!
Farany, mila tsiny @ lhl rehetra zay mamaky ity hafatra ity fa lhl koa ny tenako nefa sahy milaza, indrindra fa ho anao ry xxx fa io voaloham-pitiavanao io tsy hiasa saina @ zay hoavin'ny vady aman-janakao matoa izy sahy mbola mangataka hiaraka aminao ka tena miangavy anao aho mba tena omeo lanja ambony ny tokatranonao fa aza taitaitra!
C'est dur mais courage!
3. mandrindra ( 25/02/2010 13:11)
ny fiarahanao amin'ilay voalohampitivanao dia tsy midika avy hatrany hoe fandravana ny tokatranonao, na fandravana ny tokatranony. ny fahaiza-mitantana no zava-dehibe.
mandehana! zarazarao ny fitiavana fa sady tsy manapetra io no milay be. aza fefena na rarana fa avelao hitsiry dia tondratondraho matetika.
4. muro ( 25/02/2010 14:14)
mandrindra:

Kaiz!
Diso be zany hevitrao zany! milay be ny fitiavana fa tsy midika zany hoe mandehana mihodina dia love etsy, love eroa.Ary na tratra mampirafy na tsy tratra dia tsy maintsy misy fiantraikany @ tokatrano foana io satria na tiana na tsy tiana tsy maintsy hisy fihenan-danja ao rehefa mihodina, ianao ve aloha efa manam-bady sa tsia e?(m'excuse pour cette question) sa ny hevitrao dia hoe alaina fotsiny ny vady dia ateraka ny kilonga dia zay hiafaràny any fa ianao tsy maintsy mizara fitiavana? Ny olona tsy manam-bady dia normal raha mihodina satria mety hoe mampitaha(hihihi!) fa rehefa nanao safidy kosa dia tokony hitàna ny teny nomena e! Aza tezitra fa resaka ity a! Ary zaho koa manaja safidin'olona fa tsy hoe tsy maintsy ny hevitro no arahina!Ka hoy aho mamarana hoe raha hanondraka matetitetika araka ny nolazainao, tsy aleo ve zay efa nambolena no tondrahana tsara e!

5. 3188 ( 25/02/2010 14:30)
hafa iany ilay 1 hoy ny ainga; fa na izany aza ajao ny vadinao sy ny zanakao .raha mbola hiaraka @ mantsy enao de tsy maintsy ho fantatrin'ny vadino na ho ela na ho aingana ,sady sao tonga @ le fitenenana hoe :D :D :D :D
6. muro ( 25/02/2010 14:37)
3188:

hafa iany ilay 1 hoy ny ainga; fa na izany aza ajao ny vadinao sy ny zanakao .raha mbola hiaraka @ mantsy enao de tsy maintsy ho fantatrin'ny vadino na ho ela na ho aingana ,sady sao tonga @ le fitenenana hoe :D :D :D :D

Marina io!
7. Mirananirina ( 25/02/2010 14:48)
hihihi..nisy nitovizana kely isika..fa saingy ny ahy nampidiriko tato antsaiko ny zavatra ratsy sy nahatonga ny fisarahana taminy.Nahoana no nisaraka raha nifankatia???Samy manambady izao dia izay,taloha taloha.Marina fa misy kely ilay fitiavana hoe iny no voalohany,fa dia efa vita eh!
Ianao ihany aza dia milaza fa tsy handrava ny efa naorinao,C'est coooooool!
Mafy aloha ny tratran'ny situation tahaka izao e!Nefa mila mieritretra tsara ianao momba ny hoavinao ny hoavin'ny vady aman-janakao ary aza mijanona hatreo fa mba eritrereto koa hoe ahoana ny hoavin'ilay voaloha-mpitiavanao sy ny vady aman-janany?
marina mihitsy izany...valio tsotra izy fa efa nisaraka..tsy azo averina intsony ny taloha ,ary enao tsy atakalony ny vadi aman-janany ankehitriny koa.
ny fiarahanao amin'ilay voalohampitivanao dia tsy midika avy hatrany hoe fandravana ny tokatranonao, na fandravana ny tokatranony. ny fahaiza-mitantana no zava-dehibe.
mandehana! zarazarao ny fitiavana fa sady tsy manapetra io no milay be. aza fefena na rarana fa avelao hitsiry dia tondratondraho matetika.
fanontaniana apetrako aminao,raha vadinao dia tsy mampaninona anao raha mandehandeha.Raha lasa mpinamana tsy maninona.
8. xxx ( 25/02/2010 15:24)
zay lay resaka atsy ambadika atsy hoe mba MANALA AZY zany ianao e! fa saingy ataovy ampahendrena tsara ny zavatra rehetra.zà koa isaky ny mifankahita @ sipako voalohany dia faly be foana! (l) (l)
9. 3188 ( 25/02/2010 17:36)
[img]zay lay resaka atsy ambadika atsy hoe mba MANALA AZY zany ianao e! fa saingy ataovy ampahendrena tsara ny zavatra rehetra.zà koa isaky ny mifankahita @ sipako voalohany dia faly be foana! (l) (l) ny anao zany le kapoty ny ondana =)) =)) =)) =))
10. xxx ( 25/02/2010 20:15)
3188! fa rehefa faly angaha dia midika oe kapôty! aza dia misaina @ vody re fa dia mahamenatra raha bandy toa anao zay noheveriko fa avy any etazonia ihih! izao no misaina ratsy toa izao.ary ianao koa ve rhf mifanena @ sipanao taloha, tonga dia asianao eny andalàna eny izy!!!! :evil: :evil: :-P :-P
11. 3188 ( 26/02/2010 01:46)
[quote]3188! fa rehefa faly angaha dia midika oe kapôty! aza dia misaina @ vody re fa dia mahamenatra raha bandy toa anao zay noheveriko fa avy any etazonia ihih! izao no misaina ratsy toa izao.ary ianao koa ve rhf mifanena @ sipanao taloha, tonga dia asianao eny andalàna eny izy!!!! ka noeveriko fa enao le manakiana fona ao ambadika ao fa azafady ary e! de aza maka lagy tsony an :D :D
12. xxx ( 26/02/2010 05:56)
Misaotra anareo ry reto am torohevitra fa na izaho koa aza de naka saina kely mitsy alou a, marina mitsy le teninareo hoe aleo izay nambolena no karakaraina tsara. Tiako ny vadiko sy ny zanako ary tapak'hevitra aho fa hilaza amin'ny le 1 hoe za tsy hiaraka aminy na oviana na oviana, na ho mpinamana aza satria lasa manabe le sentiment dray raha mifandray matetika aminy, aleo ajanona tanteraka ny fifandraisana aminy fa tsy hahasoa ahy sy ny tokantranoko.
Merci bcp ry reto a, de mbola manatena anareo am manaraka e
13. muro ( 26/02/2010 06:05)
xxx:

cool! dia ataovy milay be ny fianan-tokatrano dia hoy aho hoe: wish you all the best!
14. Mirananirina ( 26/02/2010 14:17)
mety ho possible tokoa ve ny fitiavana olona 2 na 3!amiko toa 1 ihany hatrizay,misaraka aminy 1 aho vao tia ny 1,na tiako ny 1 dia sarahiko ny 1.mahagaga.
15. kotobekibo ( 26/02/2010 16:07)
Tsy ho voatery ho iarahanao anie ilay voaloham-pitiavanao e!
Maninona ianareo raha mijanona ho mpinamana tsotra , toy ny mpianadahy.
Raha za manokana manko , ireo izay efa niaraka tamiko taloha dia raisiko ho namako hatrany , mbola tiana foana ireny fa saingy tsy amour tsotra fa kosa amour fraternel toy ny mpianadahy , raha misy ilainy ahy dia vonona ny hifanampy aminy foana za , toy ny anabaviko. Marina fa ny amour fraternel manan-danja noho ny amitié.
Tsy midika izany fa mbola tara na hisy retour fa kosa ny complicité mijanona eny ihany.
Aza simbana izay efa maty orona e! nefa tsy voatery hanary azy ianao , ny saina no mila atanjahana fotsiny , hoe efa vita .
Hevitro manokana iny fa aza raisina raha tsy mety aminao an! :-P :wink:
16. muro ( 27/02/2010 08:45)
[quote=Mirananirina]
mety ho possible tokoa ve ny fitiavana olona 2 na 3!amiko toa 1 ihany hatrizay,misaraka aminy 1 aho vao tia ny 1,na tiako ny 1 dia sarahiko ny 1.mahagaga.
[/quo

Kaiz! raha mbola tsy vita n'inoninona mety azo atao ihany ny miverina @lay voalohany zany hoe mbola afaka manao choix, fa raha toy ny cas misy an'i xxx(efa manam-bady aman-janaka) dia tokony tsy hiroaroa saina ntsony e!
17. dangytsmaty ( 02/03/2010 10:05)
xxx:

Salit dôôly nareo ato an.
Za efa manambady, vhv za an, de efa niteraka koa zay, 2 ny zanakay. de zay mifankatia be fa saingy niverina niserana teo alohako indray lay voaloham-pitiavako??????? sanganehana aho ary tsy nampoiziko ho mbola nisy afo nitsilopy mirehitra aminy ato anatiko. Izy no nampianatra ahy ny zavatra rehetra (ialy voaloham-pitiavako io) nisaraka zay ary samy nanana ny fiainany ary de efa manambady koa izy sao ary manan-janaka telo. niresaka zahay ary nanontaniany aho sao mbola mba misy toerana ho azy aty amiko, de tsy namaly aho fa nihanahana teo fotsiny, de tsy voatery valiana zao hozy fa afaka mieritreritra enao. de tena sahiran-tsaina aho ry reto a, ny fieritreretako ela midika fa misy zavatra ao ary tsy maintsy hanantena izy, nefa dia misy toka fa saingy za koa tsy mahafoy handrava le efa naoriko vadiko sy ny zanako. sahirana aho ry reto a, ampio e, inona no hoteneniko ary ahoana no ataoko mba hamonoako le afo mitady hijoalajoala?.......tsy ahita azy intsony nefa efa fantany ny azo hifandraisana amiko rehetra, azony tamin'ireo namana nifandraisana taloha,
VOnjeo ry reto fa mijaly saina sy fanahy aho a.....

Tsy manome tsiny ny olona mahatsiaro ny fitiavany taloha zah fa zah ary mba efa tratran'io teo_javara io mintsy(olon-tiako taloha) , fa toro_hevitra ny ahy oe: aleo manaja ny efa eo an-tanana, ndry mantsy efa manan-janaka fa hafa ndray raha mbola tsy niteraka; heritrereto fa raha mijabaka @zany ndry de sur mintsy zah fa na ny fitiavan-dry ny zanakin-dry ary mety hihena. Ekeko oe sarotra be ny manohatra ny baikon'ny fo nefa saino ny zavatra aterany ao aoriana kely. Ny tokatrano fiafiana hoy ny fitenenana, ngamba azo lazaina fa anisany fiafiana tokony hananan'ny tsirairay efa manambady ny fihafiana
18. mandrindra ( 02/03/2010 13:57)
muro, tsy voatery ho marina ny hoe misy fiatraikany amin'ny tokantrano foana ny fizarana fitiavana. ny antony dia tsotra, tsy manampetra ny fitiavana, izany hoe tsy afaka homena habeny io na amin'ny litatra na amin'ny metatra na amin'ny kilao. noho izany na zaraina aza dia tsy mihendanja mihitsy, io ilay lazaiko hoe ny fitantanana no zava-dehibe. eka manambady amanjanaka aho ary tonga amin'ilay hiran'i samoela hoe : "ny ankizy mandimandina rafotsy mihabolangina". izany dia satria mbola tsara tondraka ny ao natrano tahaka ny any ivelany koa. amin'izao rano efa miharitra manerana ny tontolo izao dia aleo manondraka aloha mba ahafahan'ny be sy ny bobaka mandray ny anjarany.
miranannirina, tsy dia azoko loatra ilay fanontanianao? asiko velakevitra ihany fa tsy haiko raha mifandraika amin'izay tadiavinao. ie, ny vadiko,mahazo mandehandeha, tsy maninona raha lasa mpinamana, fa mahazo mizara koa, rehefa mahay mitantana
19. Mirananirina ( 02/03/2010 15:56)
miranannirina, tsy dia azoko loatra ilay fanontanianao? asiko velakevitra ihany fa tsy haiko raha mifandraika amin'izay tadiavinao. ie, ny vadiko,mahazo mandehandeha, tsy maninona raha lasa mpinamana, fa mahazo mizara koa, rehefa mahay mitantana
Mahazo mizara inona aloha fa tsy azoko.Fitiavana ve????Tsar kosa raha toa anao daholo ny lhl rehetra izany.mdr...
muro, tsy voatery ho marina ny hoe misy fiatraikany amin'ny tokantrano foana ny fizarana fitiavana.
laviko izany.Raha manao fitiavana ivelan'ny tokatrano ny ol iray ,misy fiovana be izany ao aminy tokatrano.
20. botra10 ( 03/03/2010 07:37)
mandrindra:

muro, tsy voatery ho marina ny hoe misy fiatraikany amin'ny tokantrano foana ny fizarana fitiavana. ny antony dia tsotra, tsy manampetra ny fitiavana, izany hoe tsy afaka homena habeny io na amin'ny litatra na amin'ny metatra na amin'ny kilao. noho izany na zaraina aza dia tsy mihendanja mihitsy, io ilay lazaiko hoe ny fitantanana no zava-dehibe. eka manambady amanjanaka aho ary tonga amin'ilay hiran'i samoela hoe : "ny ankizy mandimandina rafotsy mihabolangina". izany dia satria mbola tsara tondraka ny ao natrano tahaka ny any ivelany koa. amin'izao rano efa miharitra manerana ny tontolo izao dia aleo manondraka aloha mba ahafahan'ny be sy ny bobaka mandray ny anjarany.
miranannirina, tsy dia azoko loatra ilay fanontanianao? asiko velakevitra ihany fa tsy haiko raha mifandraika amin'izay tadiavinao. ie, ny vadiko,mahazo mandehandeha, tsy maninona raha lasa mpinamana, fa mahazo mizara koa, rehefa mahay mitantana

HOMBA ANTSIKA MIANAKAVY ANIE NY TOMPO; VAOVAO MAHAFALY NOSORATAN'I MD.... :
" IZAY ZAVATRA TSY TIANAO HATAO AMIN'NY TENANAO DIA AOKA TSY HATAO AMINY HAFA"
HOTANTERAKA AMINTSIKA ZAY REHETRA MAHASOA AMEN. ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2208