VATOFOTOTRA=be kiry ngah zany? misy lalàna anie ny Firenena

1. terrywui ( 25/02/2010 10:33)
Rehefa sarotra hazavaina resaka ingahy , na tsy azon'ingahy mitsy le fanazavako (misy mantsy ny olona na averina in-25 aza de mbola tsy azony iany ) izay resak'i Hery mamporisika eo ve no harahin'ingahy fa ze marina lazaiko inoy : izao: sady tsy nahazo alalana hono ingahy no sangan'asan'olona ireo alefan'ingahy ireo ka mety ahitan'ingahy angano io ny farany ! ka izao :Ajanony miaraka amin'ny vava io video , video alefalefan'ingah io ! sady tsy de misongadina anie le izy fa ny olona rehetra tonga de mijery mivantana any amin'ny site n'ny TVPLUS any e!!
--raha ohatra ngah ka mbola maniry te handefa reportages eto de ngah mitsy no mitadiava vaovao any de alefaso eto !!!!.... sady mahamenatra koa anie ty fomban'ingah ty e! an'ingah angah ireo vaovao ireo?? sangan'asan'ingah angah ireo ?? misy mondronkerin'ingah naka an'ireo ?? ireo anie sady archives n'ny TVPlus no efa tafiditra ao amin'ny OMAPI ee!
--Ataoko kosa angamba fa mba azokazon'ingah kely na ampahany ny tiko ho tenenina ka tsy hanao be marenina eto tsony ngah !!
novalian'i pikatti ny 27/02/2010 21:52
2. terrywui ( 25/02/2010 10:36)
raha ohatra moa ka maizina amin'ingah ny tiko ahatongavana de antsoy kely mitsy ah hiresaka isika roalahy! aza asiana Hery fa iny ny hanenjika ny TGV fona no masaka andohany fa isika roalahy irery !! okay ??
3. Mirananirina ( 25/02/2010 10:54)
maninona aloha ry terrywui raha tsaraina daholo ireo tgv mandika lalàna eh!sady mandray volam-baza ve ny vady aman-janany no mandray vola gasy ry zalahy...aiza ry zalahy no mandoa impot izao???eto sa any???sao tsy rariny ranga.
4. terrywui ( 25/02/2010 11:01)
mandika lalàna sy mangala-bola ve ny tgv ho voaefa daholo ny karamampanjakana , miodina tsara ny machines admin rehetra ! vita ny foto drafitr'asa lehibe eto amn tanàna sns ......le filazan'ny mpisera mpanohitra azy ato mantsy de otran'ny lany daolo ny vola nangalarina daolo!!! ra izany ve no marina hisy fanjakana hiodina zany eo !!! otrinnnn ny karamam-piasam-panjakana , fournitures des bureaux rehetra ,ny fikojakojana ny lalàna tsy mijanona ataon'ny FER , Agetip ,SAMVA isan'andro sns......sssssh aza be resaka mou fa tena miodina ny fanjakana sady tsisy mangalatra zany eo eee!! ze marina resahina fa aza de manarak'ambokony ze hevitr'i Hery eto fotsiny !!!
5. Mirananirina ( 25/02/2010 11:07)
ary ireo volam-panjakana anaovana vacances impiry Dago-france+ famille sa dia efa mpanakarena be daholo ry zalahy izao.(akoatra i Andry izay efa manana)
6. terrywui ( 25/02/2010 11:10)
ary ireo volam-panjakana anaovana vacances impiry Dago-france+ famille sa dia efa mpanakarena be daholo ry zalahy izao
tsisy anzany ry mirana fa manao mission ry zalah matoa mivoaka ivelany zany a!! itanao fa fetsy ratsy mpamono olona ny adva ka mila mailo ....!!
7. Mirananirina ( 25/02/2010 11:15)
tsisy anzany ry mirana fa manao mission ry zalah matoa mivoaka ivelany zany a!! itanao fa fetsy ratsy mpamono olona ny adva ka mila mailo ....!!
mission???vacances hoy aloha ireo tamiko e!
8. Noue ( 25/02/2010 11:39)
http://www.youtube.com/watch?v=b4m9i5n7WUY&feature=related

http://www.youtube.com/watch?v=qw2KPW3BLzg&feature=player_embedded


http://www.youtube.com/watch?v=U7Xs23GfG3Y&feature=related


http://www.youtube.com/watch?v=b4m9i5n7WUY&feature=related

Tsy hitako mahintsiny aloha oe aiza ny olana @ fangalana ny vidéo ee

ao @ youtube daholo ny vidéo TVPlus rehetra ka raha mivoaka ao @ youtube ireo, misy soratra ve milaza oe tsy azo alaina ireo ?? ka naninona no natao ao ??

Ny blog-ko zao dia FENO VIDEO NALAIKO TAO @ YOUTUBE SY DAILYMOTION KA AIZA NY BL7M EEE ??????
9. terrywui ( 25/02/2010 11:48)
Noue elabe elah..! fa taiza fona e!! manaona alou !! :* :* :* :-* :-* tena malaelo anlah mitsy alou ah fa lainga lainga ry Noue a! tena tsisy arrangement mitsy ve ny hiverenanlah eto e! io ataon'i Vatofototra io tokoa anie le fanaonlah teto talou reny e! miverena amzay mou letsy Noue aa! hany ?? :* :* :-*
10. terrywui ( 25/02/2010 11:49)
ataoko mihinana le Pikatti mpanadala anlah io fa andraso !!! okay an ?? :-*
11. terrywui ( 25/02/2010 12:03)
Ny blog-ko zao dia FENO VIDEO NALAIKO TAO @ YOUTUBE SY DAILYMOTION KA AIZA NY BL7M EEE ??????
fa iza ny adresse n'ny bloginlah ry Noue ! mba hiditra fan ah...! an an an raha ny an'i Noue ndray tsy maninnn fa mety kah satria ao anaty bloginalh iany le izy fa ny anlety vatofototra ty anie ka entiny ampalazana ny blogy vatofototran'y ny reportages n'olona e! zay le tsy mety !
12. pikatti ( 25/02/2010 12:59)
:-D :-D :-D
petsa tsara elah zany ato rawix klé :-D :-D :-D
Zay ny anelah zay , ary aza mandosindositra eo elaha aloha!!!!
Zao fotsiny leisy a, asaivo tadiavin-dry Cnel Ravalomanana ndray ny emetteur Tv Plus e :-D :-D :-D
13. terrywui ( 25/02/2010 15:28)
fa iza no tena petsa lety a?? za ndray ve ?? ary zao kou vao koboko fa refa eto itanlah eto de tsy sahy miditra elah fa avelanlah ho lasa 10 na 15mn eo aho vao manao be lazao eto elah rapika a!! ngah misy hamono anlah eo ee!! resaka no atao eto fa mivoaha elah tao !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. Mirananirina ( 25/02/2010 15:40)
za alo hifidy tgv amin'izay lasa ohatra an'i France Gasikara keliko dia mody any aho.Mahaso RSA any Dago fa tsy anasa.
Fa raha ohatra ka ho lasa 4mi any aho eh!eh! aleo tsy hifidy tgv indray :) :cry: :cry: :cry:
15. terrywui ( 25/02/2010 16:13)
za alo hifidy tgv amin'izay lasa ohatra an'i France Gasikara keliko dia mody any aho.Mahaso RSA any Dago fa tsy anasa.
tena lasa tiko be zany oa Mirana io tato ho ato e! tsy haiko mitsy ze antony fa ny porofo alou izao de ity zahay efa mitady hitovy tadindokanga ity ! fa hifidy TGV kou zany izy !! merci Mirana je t'aime mon coeur :* :* :* :* :*
16. ifiona ( 25/02/2010 16:53)
terrywui:

merci Mirana je t'aime mon coeur :* :* :* :* :*


Mirana + terrywui = (l)

:roll: :roll: :-D :-D
17. terrywui ( 25/02/2010 17:03)
tsy voatery ho fitiavan'olondroa foana anie ny fitiavana r'ifiona e!
--mizara telo ny fitiavana
1/ Fitiavana Agapé = ny fitiavan'Andriamanitra
2/fitiavana an'olondroa (vady , sipa )
3/fitiavanjanaka ,ray amandreny , mpiray tampo ....

ka raha miteny ah oe tiako i Mirana de secret anay sy mirana izany hoe tiko amin'inona moa izy ?? defa io novaliako io hoe ;
ny porofo alou izao de ity zahay efa mitady hitovy tadindokanga ity ! fa hifidy TGV kou zany izy !!
noho izany fitiva-namana no hitivako be an'i Mirana keliko hon hon hon hon
18. fijo ( 25/02/2010 22:09)
ny an'ialahy kay fitiavana aingam pe ko
19. pikatti ( 25/02/2010 23:47)
Mirana + terrywui = (l)
:lol:
noho izany fitiva-namana no hitivako be an'i Mirana keliko
ary aza mihatsaravelatsihy elah rawix ary fa io ihany no mapisara-bady anelah lava io :-D
20. Mirananirina ( 26/02/2010 06:46)
Voalaza teo :
za alo hifidy tgv amin'izay lasa ohatra an'i France Gasikara keliko dia mody any aho.Mahaso RSA any Dago fa tsy anasa.
tena lasa tiko be zany oa Mirana io tato ho ato e! tsy haiko mitsy ze antony fa ny porofo alou izao de ity zahay efa mitady hitovy tadindokanga ity ! fa hifidy TGV kou zany izy !! merci Mirana je t'aime mon coeur
oadray ary ny tohiny adinonao hoe
Fa raha ohatra ka ho lasa 4mi any aho eh!eh! aleo tsy hifidy tgv indray
hihihi....ka ahoana ,iza no tanteraka,lasa matanjaka sa mihamikoroso Gasikara?????
Voalaza teo :
Mirana + terrywui =


Voalaza teo :
noho izany fitiva-namana no hitivako be an'i Mirana keliko
ary aza mihatsaravelatsihy elah rawix ary fa io ihany no mapisara-bady anelah lava io
raha tena namana tokoa moa :-* fa raha hafa :-@ :-@ ^:^ ^:^ ary isika tsy hitovy fitia mandrakizay,enao tgv sa contre tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1194