ataovy anaty akondro leisy rawix a, :lol: :lol: sao ataon'elah fa masikita eo ndray iny :-D :-D fa ny mampmé anie de tsisy hotapaihina hono ny azy ao hoy Mialy :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D omena ze mpanohitra tratra hono le zavatra kah !!! otran'ny nanomezana andrasendrahasina pipitsaka iny ihany ee!! nareo zao no efa nisantatra kouuu !! mazotoa rapika a! hoano amin'ny kebab letsy aa!! hin hon hin hon hin hon hon!! :-D :-D :-D :-D :-D