Vaovao misongadina
1. ronaldo09
(
12/02/2010 13:31)
Raha namaky ireo gazety mpiseho isan'andron'i Madagasikara isika liam-baovao politika dia saika niompana tamin'ny fametram-pialan'i SEM Ny Hasina Andriamanjato ny rehetra , betsaka ny nidingi-drambo indrindra fa ireo tsy maty voalavo ankibo fa mikorontana ny fitondran'i Filoha hajaina Andry Rajoelina ,valalanina anefa izy ireo fa tsy fisarahana amin'ny filoha hajaina Andry iny fametraham-pialana iny fanatsaran-javatra ary isaorana ny olona mendrika toa ny Minisitra Ny Hasina amin'ireny fihetsika ireny " Vao maika hanakaiky ny Filoha RAJOELINA aho hoy izy"
Ho anareo izay efa naloam-bahoaka kosa:
Fanin’ ny adilahy politika ny vahoaka malagasy amin’ izao fotoana izao. Satria tokoa mantsy ireo mpanao politika no manao ny ataony amin’ ny fikatsahana ny tombontsoany, dia ny vahoaka madinika no mahita « angano ». Voizin’ izy ireo mafy ny hoe « tombontsoa ambonin’ ny Firenena », io hatrany no dradradradrain’ ireo milaza azy ho tia Tanindrazana. Raha ny tena marina anefa dia tombontsoan’ ireo mpanao politika sy ny Firenen - dehibe mpanohana azy io lazainy fa « ambonin’ ny Firenena » io. Raha hotsorina, dia ny an’ ny mpanao politika no ambony sy laharam - pahamehana fa ny an’ ny Firenena ambany sy afaka mandefitra. Tsy takona hafenina toy ny vay an - kandrina ary miharihary toy ny Tafika andrefan - tanàna ny fihetsika asehon’ ireo mpanao politika raha vao io « tombontsoany » io no voakitikitika. Iza tokoa moa no tsy nahalala fa ireo Filoha telo teo aloha ireo dia sakay sy maso ? Kanefa rehefa voahozongozona ny « fihinanany », dia niombona avy hatrany izy ireo. Izy ireo mihitsy ankehitriny no lasa volo manoha - randrana ny tolon’ ny fanovana izay nateraky ny hetahetam - bahoaka. Varotana am - pitsanganana amin’ ny « fahaiza - miresaka » hatrany ny valalabemandry. Heverin’ ireo Filoha telo efa naloam - bahoaka ireo ho zaza tsy mahataka - javatra foana ny vahoaka malagasy, ka azo lalaovina amin’ ny kopaka am - bava sy volana an - tenda. Eritreretin’ izy ireo fa ho « ririnin - dasa tsy tsaroana » ny fandatsahan -drà nataony teto amin’ ity Firenena ity. Tsy azo kosehina anefa ny tantara ary tsy azo hadinoina ny lasa, satria miantoka ny ankehitriny izany no manomana ny ho avy. Koa efa nihinana ny voa mahatsiahy ny sarambabem - bahoaka, ka mahatsiahy ny rà malagasy nalatsak’ izy ireo.

répondu par pikatti le 15/02/2010 13:58
2. ifiona
(
12/02/2010 14:48)
resabe fotsiny iny hoe mba hanampiana an'i TGV no antony nialàny e!!! zany ve dia lojika aminao??? hiala mba hanampiana azy, nefa ny hevitra efa tsy mitovy??
zao ny antony nahatonga azy niteny an'izany, dia satria matahotra sao endasin-dry Sarla sy Lylison!!! dia tsy azony atao aloha ny manaratsy an-dRajoelina fa manao lèche botte ihany!
jereo fotsiny i Roindefo e! t@ 7 février ninia tsy niara tonga t@ Rajoelina, dia rehefa anontaniana dia maika ery mamaly hoe: izahay tsy miady fa ny hevitray no tsy mitovy! eissey ao e! matahotra mafy an-dry Sarla izy @ io!

3. AndriambyII
(
12/02/2010 14:58)
Ny olana dia ny miaramila foana !! ny miaramila ihany , ny miaramila hatrany !!! :idea: :idea:
4. milamm
(
12/02/2010 15:39)
aza manao ranomasom-boay eto les ry ron a,tsisy zazakely eto nefa ela mitady hivarotra saka be loha eto njay =)) =)) =)) marina fa bado nieritreritra ho tsy tratrany aloka ny tgv,hat kanjo ny tody tsy misy fa ny atao no miverina...
i pierrot MDM sisa no fanatenany nefa kobo be reo no andevo vaovaony frantsay,
sady tsy reviny olona tsony e...efa eo ampotorana ireny heloka be vava ireny ny tribonaly iraisam-pirenena nahoana no itsoaka sahady ny hasina,mahina @ ratsy atao nga leuleu....le fampiresahana kalo ajanony ron fa mirefarefa le tanjona feno ra mandriaka sy famoretana nandritra 1 taona tsy azo kosehina @ zany,ny olona rehetra sy ny ivelany no vavolombelona ka mahatantesa valinkitsaka,faut assumer les responsabites petit quand tu veux jouer dans la cours des grands
Andriambyll,ao ireo rasil mpioko fa lavanify,hajo, ratsy rahonana,ndrema mianakavy,ramaroson,hypolitte,rajemison,odon sns...nandray reo vola mihoson-dra t@ frantsa izay voaroiroy @ zao no tsy afaka tsony mendrika ny sazy any ivelany sy sesi-tany voarara tsy handia ny faritry Madagasikara mandrakizay,satria masina ny TAnindrazana tsy mila ireo mpamadika sy mpivarotra ny zo-ny ireo olompirenena ao MAZAVA tsara @ ela ngmbany zay

5. milamm
(
12/02/2010 15:44)
zafady Andriambyll,@ le teny farany MAZAVA tsara ...fa i ronaldo no iantefan'io
(sy tiako lazaina)fa tsy enao satria miaro ny havany ao @ hat lety fa tsy misy resaka tombotsoam-pirenena zany eo satria azony tanisaina reo asa vita raha nisy,indrisy fa heloka itsarana azy reo no betsaka ka manao lalam-poza toa ny fanaony rainy i hasina :wink:

7. feticon
(
12/02/2010 18:32)
fafao ny ranomaso ry ronaldo an any coupe du monde lesy manarina an :-D :-D :-D
9. patrick2002
(
12/02/2010 23:01)
Dia mankasitraka makatelina amin`izany fandinihana nataony Ronaldo izany ,betsaka ny famendrofendrohana hataonireo tayny Tanindrazana ,aminy tsy fahombiazana lalopviny HAT amin`izao aminay mpandinika anefa dia i Dada ihany dada hatrany no tompon`antoka ,tsipazana Bloc de beton ny rail handehanany TGV ,tapahina ny connection electrique ,izany no fitiavan-tanindrazana hataonireo tainy Tanindrazana .
10. klitika
(
13/02/2010 06:12)
patrick2002:

Baomba miafina aza henon'i TGV amin'ny fofony, ka maika ve fa beton eo amin'ny lalam-by?
11. vitamatavy
(
13/02/2010 07:16)
aza dia manana rancune lesy ry rapa an,ho teraka foana io na dia @ volana juin aza f'aza manahy ialahy,fa zavatra fanatara aloha izao dia hoavy ny enquette international,dia lazao fa novidiany i ra8 koa ny parlement eropeanina
12. Annie2006
(
13/02/2010 12:39)
Mahazo miteny izay te hiteny. Mahazo maneho ny heviny izay te haneho ny heviny. Fa na izany kosa dia TSY MISY OLONA afaka hiteny amin'ny anaran'ny vahoaka manontolo. Tsy fahendrena ary fahadisoana goavana ny fiheverana ny tena ho "solontenan'ny vahoaka" , "mamin'ny vahoaka" KANEFA tsy nisedra fifidianana filoham-pirenena amin'ny fomba mirary, malalaka ary mifanaraka @ safidy marin'ny vahoaka malagasy tsy vaky volo.
Raha ny hery politika aloha dia samy naneho ny azy. ka izay miseho izy ho mazana DIA aoka hametraka ny "fomba fifidianana mazava", "malalaka" ary "hiarahana", dia izay manan-jo hilatsaka (fa tsy noho izy atahorana sao lanim-bahoaka ka dia sakasakanana), izay tsy misy rà amin'ny tànana, no hilatsaka eo ka ho hita eo izay tena mamim-bahoaka.
Apetraho tsara ny fitsipiky ny fifidianana ka dia izay mahery no handresy. Vonona ny hanaja ny safidim-bahoaka izahay na inona no mitranga na inona.

13. milamm
(
13/02/2010 17:40)
dodomy mintsiny ry Annie ny varavarany lavanify momba ireo resakao reo,fa betsaka reo efa nitaky zany hatr@ reny sata fampihavanana sy fandravonana maputo 3 acte additionel reny,ny any ivelany no mandray andraikitra ny farany nefa de mbola no-defier-ny ihany @ reo fandaharam-potoanany fat ,io tsy ekeny lavanify io fa laozany mihenahena miandry daroka ka de ho avy ny bokn ra sandry no resahina fa nanaovany kely tsy mba mamindro reo maro an'isa mandefitra nitaky anzany,2 ihany no farany ifandona farany eo fa tsarovy na zato amby arivo aza no hilatsaka Atoa Ravalomanana sy saribakoly hafa vaovaony frantsay...nefa Malagasy ihany no tinay e tsy mila saribakoly vazaha zany
14. Annie2006
(
14/02/2010 13:33)
Raha tena tsy saribakolin'ny vazaha mantsy dia mba tokony teto Madagasikara no nitady vaha olana sy nitady mpanohana fa tsy any amin'ny vazaha maintin'ny Sadec. Lojikan-javatra fotsiny io.
Tsy maintsy malagasy ihany tokoa no handresy eo ka aoka ho dinihina tsara ny fandehan'ny tantara.

15. ifiona
(
14/02/2010 14:40)
k'efa hita fa tsy nisy solution hita t@ fotoan'androny fa ny vava basy no miteny avy @ an-kilany e! efa adino daholo nga ireny fihaonana sy fivoariana tany Le Hintsy, gasy samy gasy, nitady vahaolana?? eny fa na ireo vazaha aza nilaza fa "la solution doit étre malgacho-malgache". Saingy zao no vokany rehefa ts mahay mifankahazo e!
16. Annie2006
(
14/02/2010 15:56)
ifiona:
Saingy zao no vokany rehefa ts mahay mifankahazo e!
Tena marina io. Izay no mahatonga anay mitaky ny fanaovana ny conférence nationale "hiarahana" mba hanajana ny sain'ny Maputo @ ilay hoe "Inclusif, neutre, consensuel", mba hamolavolana ny lalampanorenana ahafahantsika miditra amn'ny fifidianana filoham-pirenena haingana. Tokony ny tombontsoam-bahoaka no lohalohavina hatrany.
Tsara ho marihiko fa raha ny mikasika an'i filohan'ny HAT sy ny filoha teo aloha manokana, dia tsy dia misy ambara loatra izahay afa tsy ny: firariana mba hitsinjo ny tombotsoam-pirenena ireo izay mitondra @ izao; ary mirary an'ilay teo aloha mba ho mailo satria mbola maro ny mpitam-basy sy ireo izay nanohana azy teo aloha no tena mianakendry hatrany hamely azy. Kanefa, tokony fantatry ry zareo ireo, amin'ny maha olom-pirenena sy olo manankaja azy ireo, indrindra fa amin'ny maha tompon'andraikitra azy ireo, fa ny fiainam-pirenena sy ny tobotsoam-bahoaka ihany no tokony tandroina sy hiarovana hatrany ka tsy hanao sorona sy takalonaina ny firenena sy ny vahoaka na iza na iza.
17. pikatti
(
15/02/2010 13:58)
Inona leity ronaldo fopla izay vavao misongany eo leuleu :roll: :roll: :roll: resaka akoh manatody koa nen'leity :-D :-D :-D
Io ry Annie karakarao ao aloha i solapaika é :-D :-D