mitady tononkira
1. nathie86
(
10/02/2010 06:39)
Manahoana daholo eh,
Za ry reto mitady tononkira na ilay hira miintsy eh, mety daholo nitady ihany za fa tsy nety nahita miintsy, hiran'ny Felaniary ilay izy hirainy miaraka @ Bodo izy zao. Tsy aiko ny titre fa misy an'zao ny refrain "Fa nahoana moa isika roa no mbola hiteny oe tiako enao, nefa mifankafantra ao am-po".
Misaotra anareo mialoha eh :)

répondu par fahamarinana le 12/03/2010 15:03
3. titilea
(
23/02/2010 07:38)
Manaona daholo,
Izao koa mitady ilay tononkiran'i Felaniary sy Bodo hoe "Ny fitiavako anao", dia tao @ momba an'i Solo za no nahita hoe efa nisy nampiditra ato ilay tonony nefa tsy hitako ilay izy.
Raha mba azo atao dia mba avereno atsofoka fa tsara be lé hira sady be mpitady ilay izy.
Misaotra mialoha e

4. nannie
(
23/02/2010 12:31)
Narahiko koa io dia tena tiako !!! Ny ahy na ny clip-ny koa aza ilaiko raha sendra azy aho ! (l)
6. maeva74
(
12/03/2010 14:05)
http://www.youtube.com/watch?v=RdVBmwROgQ8&feature=player_embedded
NY FITIAVAKO ANAO
Nahoana moa isika roa no dia voatery hiteny hoe « tiako ianao »
Nefa mifankafantatra ao am-po
Nahoana koa no rehefa tonga ny fotoana toy izao
Vao holazaiko NY FITIAVAKO ANAO
Tsy ho voalazako an-teny fohy raha ny fitiavako anao
Tsy ho ampy izao fankalazana izao
Manomboka izao raha sitrakao, izaho ho anao mandrakizay
Ny momba antsika ankinina amin-dRay
Satriko ho ren’izao tontolo izao
Raha NY FITIAVAKO ANAO
Saingy efa ampy ahy, ho ahy irery
Ny bitsiky ny masonao mijery

Saingy ny androany, hafa ihany
Tiako ho ren’izao tontolo izao
Ny mari-pitiavako anao
Nahoana moa no dia voatery hifanolotra ny peratra
F’efa ela no nivoady tao am-po

Tiako ho ren’izao rehetra izao
Ny mari-pitiavako anao
Tiako ianao!!

7. fahamarinana
(
12/03/2010 15:03)
:arrow: efa tafiditra ato koa kah !
http://www.youtube.com/watch?v=v0ArphCQ4p8 (l)