RAHARAHAM-PIRENENA

1. kidoropamba ( 09/02/2010 12:57)
Ela ela izay. Mahakivy ny fanaovana politika eto madagasikara ka lasa mankarary fo.

Izao ny vaovao faramparany:

- Saika TSY SAHY nody tany antanindrazana Rajoelina RAHA NOLAZAIN'NY GUEANT fa "Tsy manohana anao @ unilatéralisme intsony izahay...ny UA dia efa tsy voafehinay sahala t@ taloha". Kentrina TGV ka LASA niresaka tany @ Ratsiraka tao Neuilly. Ka izao no sosokevitry Rajoelina: "Miangavy antanan-droa amin-dRatsiraka mba handresy lahatra ny movansa roa (Ra8 sy Zafy)à Mba HANAIKY ny soso-keviny (conseil de contrôle de transition). Nitomany TGV fa raha tsy izany dia tsy "zakany intsony" ny pression ataon'ireto olona manodidina azy ireto (Ratsirahonana, Hajo, Ramaroson, Julien razafimananjato...)

- Raha vita ny resaka t@ Rajoelina dia niantso an'i Ra8, zafy sy ny ekipany any Dago Ratsiraka nilazany fa "mifori-dambo" ilya bandy kely KA MITADY HAMPIASA NATIONALITE frantsay KA TSY HODY INTSONY any Dago.

- Tsapan'ny Ratsirahonana fa TSY HANDEHA @ fifidianana ity TGV ity ka EFA MANOMANA AN'I HAJO (min decentralisation) ingahy Ratsirahonanan antsokosoko @ fifidianana présidentielle.

- Hoan'i Annie2006 manokana: Mampitandrina anao aho fa IZAO NY VAVA NAVOAKAN'ITY HAJO ITY tao amin'ny ministeran'ny decentralisation (talohan'ny nivoahana**n'ny MDM an'ingahy Rajaonarivelo): ATAONAY MIHINANA NY AMANINY IO RAJAONARIVELO IO fa TSY AFAKA MILATSAKA EO IZANY IO.

- Tena TE-HANIPY GANT i TGV ao fa tsy hay ahoana ny atao. Tsy hisy karama intsony ny mpiasam-panjakana @ volana MARSA.

- Nahavidy trano any Frantsa ny ministra roa ao @ governemanta izay avy any @ Diaspora. Ao Paris (6ème arrondissement) no misy ireo trano ireo ka ny iray koa any @ 77 izany.

- Tadiavin'ny TGV ho positivé-na ny sazy arangarangan'ny UA MBA TSY HILATSAHANY @ fifidianana. Te hanao "legislative" mantsy TGV mba ahafahany manery ny deputé hifidy ny filohampirenena. Kanefa ny UA miziriziry amin'ny sazy. Ka mandeha ny tsaho ao Iavoloha sy Ambohitsirohitra fa "METY HANARARAOTRA "io sazin'ny UA io TGV HILAZANY FA "TSY HILATSAKA IZY" noho ny fitiavany tanindrazana.

- Farany: Tsy hay na mbola milalao eseky ingahy Ratsiraka fa izao no resany t@ TGV sy communauté internationale: "TSY HANDEHA ANY DAGO IZY RAHA TSY MIARAKA MODY AMINY RAVALOMANANA MARC".

Hatreo indray aloha.
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:40
2. milamm ( 09/02/2010 14:59)
sali kidoro,m\'si @ tatitra vao2 e mifandray @ zvmisy le sasantsasany @ le izy no misy itovizany @ eritreritro reto
-efa nisokatra ny fanadihadiana any @ tribonaly iraisampirenena momba ny zon\'olombelona raharaha 07 fev,sns 5 andro lasa izay,aorinany didim-pitsarana afaka andro vitsivitsy de afaka mampiakatra any @ cour d\'appel ny voampanga,de hitohy ...fampanoavana no mamoaka ny valiny fitsarana avy eo (mandat d\'arret international)sarotra an\'i klody no haka immunity any @ sarko ho anreo mpitolony frantsay toa an\'i lavanify satria tsy mbola vita ny misaka,(ndana klo mody sao voadaka vody ozy klody :-D )
-reo manodidina azy toa an\'i ratsy rahonana mamporisika ty fifidianana ty sy reo lalampifidianana tandrametaka(atelier ivato),ny hasina raharaham-bahiny,zaza ramandimbiarison Dir.cabinet hat,haja resampa(sg prezidansa)izay manapaka ny ao ambohitsirohitra,i le hajo andrainarivelo(ministre de l’Aménagement du Territoire et de la Décentralisation) tsy ho lasa @ fifidianana zany eo le farany io fa anisany voaroiroy mivantana @ fanondranana hazo niaraka t@ governora sava,tsy milamm tsony io e
zao ao Barikadimy tany mirefy 24 ha tanimpanjakana nisy nivarotra @ fikambanana manokana tsy ara-dalana ireo lebany kominina ao,toliara,manakara migrevy tsisy lebany ny kominina koa fa migrevy ny CU satria tsy voaloa ny karaman\'izy reo efa atr@ dec lasa teo,ny port Toamasina ko de otranzay migrevy reo syndicats t@ aferany furenco ka milaza hanao fahirano ny seranantsambo,de ho sempotra eo tokoa ny fitanterana sy famoahambokatra rehetra.
-farany na manana nationalite frantsay aza izy efa nolazaiko an\'i rapa 1 mande teto fa averiko tsy maninona
lavanify ra mijanona @ moly de mety mahatakatra fa tokony mametra-pialana manaja tena e miala tsy hitany pokn tsony,afaka mitsotsotra ao maorisy @ le holiday home $ 5 millions fa sao ho voatifitry ny 1 @ reny secu perso reny fis reny ko ka lasa mihakondrana(daddis no fetra e ),zay no efarany lery io mpijoko voajoko,teniko mialoha mba tsy hisiany fanomezantsiny aorina ny service secret frantsay aza nge mahalala fa raha voajedaka eo lavanify de Ravalomanana foana no ho voahosompotaka,ny asolo an\'i andry fotsn no mbola tsy hitan\'izy reo ka lery kalo no atao ankalana .Tsisy tany hisitrihana tsony io lavanify io atsy ho atsy sady mbola kimbiany mitapitapy ka sao mamoaka secret any aorina refa dizina na any frantsa az riska B fa de tsy ho ela velona andrikely,tsy sekre na boite de nuit akory io fa firenena 1 manontolo no tazominy,ho avy manko ny tsy mety ahazo azy satria tsy ho tafajanona ela zany eo tsony
3. ifiona ( 09/02/2010 15:14)
d maninn koa zao no tsy nataon'lery lé conférence de presse tokony natao omal??
4. vatokilonjy ( 09/02/2010 15:18)
inona indray izao rediredin lisany izao ,mbola rajoelina aloha no president na faly lisany na tsy faly sady ny PPN avy any @ arabo koa ty ho tonga tsy ho ela ,tsy mila fanampiana avy any ivelany izany fa ireny no nampahantra ny gasy,isika manakarena ka eo no ilaina olona havana toa an'i Andry rajoelina hitondra ny tany sy ny firenena :-* :-* :-*
5. nancy ( 09/02/2010 16:11)
Film efa mpandeha izany PPN avy any amin'ny arabo ho tonga tsy hoela izany ry vatokilonjy a. Tsy efa tamin'ny herintaona ve io no nolazaina teto foana e?
Maninona raha tsorina hoe tsisy leizy e?

vatokilonjy:

inona indray izao rediredin lisany izao ,mbola rajoelina aloha no president na faly lisany na tsy faly sady ny PPN avy any @ arabo koa ty ho tonga tsy ho ela ,tsy mila fanampiana avy any ivelany izany fa ireny no nampahantra ny gasy,isika manakarena ka eo no ilaina olona havana toa an'i Andry rajoelina hitondra ny tany sy ny firenena :-* :-* :-*



6. vatokilonjy ( 09/02/2010 16:28)
taraiky be nareo ,i rajoelina aza efa nahazo reconnaissance international fa miandry kely sisa :-* :-* :-*
7. locl ( 09/02/2010 16:49)
fa mba iza aloha no haenonareo izany vaovao rehetra zany e
8. kidoropamba ( 09/02/2010 18:10)
Avy aiza ireo vaovao arosoko ireo?
Tsotra: Ilay "information" ange maro no maheno azy fa miparitadritaka ilay izy ka miankina amin'ny fahaizanao mandalina azy. Ry zareo ao @ HAT ao ohatra dia manana information be fa tena tseinstina ny ati-doha ka lasa sahala amin'ny harenam-pirenena ilay information: "Sous employé na mal employé".

Efa misy ekipa koa any Villa Madrid ao Neuilly ka miasa mafy.

Matetika miresaka amin'ny vahiny ihany ny ekipanay; matetika koa maheno feo avy ao amin'ny villa elisabeth ao. Ny eny @ Magro sy ao afrika atsimo aloha dia mora sokirina satria mila fifandraisana avy @ olona any dago hanaovana ny fihetsehana ka mahatonga ny information mitobaka avy any afrika atsimo.

Ny réseaux maromaro koa moa samy manana ny azy ary matetika mifanerasera amin'izany fivoriana izany ny ekipanay.

Ampifangaroana ireny information ireny: atao ny sivana, atao ny recoupement, atao ny analyse dia...Mitsikafona sahala amin'ny tavin-kena ao anaty vilany ny marina.

Santionany foana no aseho eto ireo mba ahafahan'ny maro mandinika sy manao recoupement koa amin'izay info mety ho azony any ho any.

Farany: Mitandrema ihany amin'ity olona any frantsa atao hoe Mamy andriamasimanana ity fa bandy mianakendry hanao "tandem" amin'ny HAJO izy io ka miady mafy mba ho ambasadera ao frantsa ao. Mila asehony anefa fa misy olona mpanaraka izy ka izany no mahatonga ireny kaominiké ireny.
9. milamm ( 09/02/2010 18:19)
ifiona,tsy ho voavaliny reo fanotaniana mirarakopana miandry azy de aleo elana kalo ny media fa ny sasany @ reo aza mbola voafonja ko :(

locl,le oe iza kalo tsy de misy antony firy na ilaza anaran'olona aza fa ny vaovao voalaza ngamba jerena raha mifandray @ zvmisy ,samy mandray ze tandrify azy fotsiny e

:wink:
10. vatokilonjy ( 09/02/2010 18:35)
locl:

fa mba iza aloha no haenonareo izany vaovao rehetra zany e

vaovao tsiambaratelo io fa ho hitantsika eo ny fahamarinany,aza mbola maika aloha lisany fa mbola tsy nilaza ny dernier mot an'i rajoelina e


11. fijo ( 09/02/2010 19:57)
mamy andriamasomanana anie,efa tamin'ny andron'i ravalo no efa fantatra ny tiany hoatao e,sirik'i ravalo lery,de napetrany ,ka romotra be
12. pikajunior ( 09/02/2010 20:05)
akamanay be mihitsy iny mamy iny fa milay ka
13. fijo ( 09/02/2010 20:32)
hihii tena milay tokoa ka
14. terrywui ( 10/02/2010 16:17)
taraiky be nareo ,i rajoelina aza efa nahazo reconnaissance international fa miandry kely sisa
vatokilonjy a!!... angah fantatry Kidoro paty io zany lety fa izy aza kofon'ny fofon'amany amin'ny kidorony tsy nisasa heritaona io ka ze politika kou hainy aiza!! aza mitsoatsoaka mou elah ry Kidoro paty refa tonga eto fa ataoko mahamay eto elah raha tratrako eto ! elah mantsy malaky miforidrambo mipitsika fa mamely tampoka amin'ity lainga tsara lahatr'elah ty !!!..... :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
15. fijo ( 10/02/2010 21:05)
ie efa nahazo felaka be itampoko teny NY lery ka
16. pikatti ( 11/02/2010 13:40)
d maninn koa zao no tsy nataon'lery lé conférence de presse tokony natao omal??

Efa mifezaka mafy izy ao ry ifiona , ny fianakavian ary ty efa mifampitsako ao, nefa ny hery vaika manohitra efa tsy hitany izay atao, manginy fotsiny ny sazy miandry avy any @ GIC :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0584