efa manomboka mihetsiketsika i tgv
21. diloo
(
08/02/2010 00:32)
ary esory teo io sarin'i Brad Pitt io fa fopla
brad pitt hono! nandra a!
itony foza intony wa tena taraiky be, io dia brad pitt ,tena sanana lisany tsy mahagaga
Controlez-vo tokoa ny zavatra lazaina fa manjary petsan'i ifiona sy i Scofield007
Pour info,Wentworth Miller io sary io fa tsy Brad Pitt izany. :wink:
22. pikatti
(
08/02/2010 00:41)
Wentworth Miller io sary io fa tsy Brad Pitt izany.
tgv manao dika vilana tsy nahy foana anie @ io habadoany io e :-D
23. diloo
(
08/02/2010 01:07)
Henoy kely ilay teny rap amin\'ny farany, manao hoe:
Madagascar man, c\'est le pays des Malgaches man ce n\'est pas aux français, ets...
Mahafinaritra mihaino ny tanora tia sy miaro ny Tanindrazantsika, izay ny basy ampiasainy sy ny bala hitifirana dia avy amin\'ny hira mifono fitakiana ny zoan\'ny malagasy hialana ny tsindry azo lena hataon\'ny mpitondra totakely ankehintriny sy ireo mpanjanaka mitady ny fanapotehana ny firenentsika.
Tsy ilaina ny lohan\'alika. Izay mihintsy e!
:wink:

24. diloo
(
08/02/2010 01:15)
Diso fitotona ny soratro etsy ambony fa mikasika ny lohateny: samia samy mieritreritra. :-D :-D :-D
26. fijo
(
09/02/2010 20:59)
izay dj andry vao tonga saina ,fa tsy mitovy ny mampandihy olona sy ny mitondra vahoaka.