efa manomboka mihetsiketsika i tgv

1. Scofield007 ( 05/02/2010 21:04)
mijanona any paris i tgv mikarakara manafina an'ireo hareny voahangona t@ izao fitondrana izao,efa fantany fa tsy maintsy hilatsaka ny sazy ka dia efa nafindrany @ anaran'olona hafa daholo ny fanany aty france,izay no mahatonga azy tavela aty io
novalian'i fijo ny 09/02/2010 20:59
2. tchoupi1 ( 05/02/2010 23:02)
tena marina izany f'efa mikarakara ny fanany any france i andry satria tsy afaka ny hiverimberina any intsony bientot ka dia manararaotra farany aloha
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
3. Toumba ( 05/02/2010 23:13)
Ultimatum anonyme. Un tract non signé mais assez menaçant contre le régime de transition circule depuis trois jours au sein des différentes casernes militaires d’Antananarivo. Il s’agit du troisième appel du méme genre recensé ces dernières semaines. Les autorités ne semblent pas vouloir montrer l’air de céder à la panique, mais des confidences susurrent que l’ultimatum serait plutôt pris au sérieux en haut lieu.
:evil: :evil: :evil:
4. ifiona ( 06/02/2010 05:16)
hita oa! ilay ultimatum efa tapitra androany, lé boay kely anefa mbola variana any France any... fa inn fooooooooana no atao aty ivelany aty e? maninn raha manambara ny tena anton-dia?

dia mbola atao hahagaga ve rehefa maheno an'ireo frantsay milaza oe:" laissez Andry Rajoelina organiser les élections, il en a la capacité'"...

:roll: :roll: :roll:
5. andywui ( 06/02/2010 07:32)
mbola nanao paika ady @ fomba hitsoahana dago lery fa matahotra mafy,mbola aiza no ahazo any ela ry lavanify a
6. xxx3 ( 06/02/2010 09:37)
hafotak ny lalao @ ity volana fevrier ity fa dia miomana daholo
misy raha la tera http://www.dailymotion.com/video/x67qaj_jarifa-hery-puisancetsiliva-korana_music :evil: :evil: :evil:
7. Mirananirina ( 06/02/2010 10:18)
lé boay kely anefa mbola variana any France any... fa inn fooooooooana no atao aty ivelany aty e? maninn raha manambara ny tena anton-dia
tsy misy anton-diany izany aty fiona an!aty no mipetraka ny vady aman-janany dia izay no alehany aty.Ary tsy izy irery fa ireo tgv maro2 dia aty daholo ny famille.
8. ifiona ( 06/02/2010 10:37)
lé gasy kely anie efa miandry ny compte rendu avy @ ilay dia tany Paris e! izy no miseho mitondra an'i Dago nefa laozany mandany andro aty an dafy! sady @ zany tsy mi-rendre compte momba ny activités-ny akory!
9. Scofield007 ( 06/02/2010 10:41)
efa mitady fika iza hanafenana an'ireo fanany aty france mba tsy ho voan'ny le sanction individuelle,toy izany koa ireo namany ao @ hat ,manararaotra fa bientot tsy mahazo mivoaka an'i madagascar intsony,efa matahotra mafy lery
10. Scofield007 ( 06/02/2010 10:45)
ary ny rehefa milatsaka ny sazy dia mazava ho azy fa tsy maintsy ho tonga ny SADC @ angady sy harona
dia hitondra pancarte be izahay hoe welcome
11. terrywui ( 06/02/2010 11:51)
Scofield007 ==========aza mamorondainga be eo elah fa mba malalà menatra !!!! :evil: :evil: :evil: :evil: ary esory teo io sarin'i Brad Pitt io fa fopla otran'ny TIM sy ny 3mvs iany no adinareo ato !!!!ny sarinlah atao eo !! :-D :-D :-D :-D :evil: :evil: :evil:
12. ifiona ( 06/02/2010 12:18)
brad pitt hono! nandra a! :twisted: :P 8) :lol:
13. Scofield007 ( 06/02/2010 12:32)
tena tsy maharaka mihitsy ialahy ry baina,kozy izany e mba manaraha ihany vao2 ihomezana ifiona fotsiny
14. bazylou ( 06/02/2010 18:22)
ry be fialonana and co infdray no ato le aza, rehefa tsy nahavita ianareo tamin'ny andronareo dia akombony ny vava e, beuuurk :-D :-D :-D :-D
15. Scofield007 ( 06/02/2010 19:20)
ndana ialahy ry bazylou makaRMIizay lasa nivadika RAS,izay no sahaza an'ialahy sady ny dinik'ialahy tsy hasiany kil sira intsony :-D :-D :-D
16. bazylou ( 06/02/2010 19:23)
zanyangah ano betsak any aminareo any leaza, tsssle, vavan'ny maty andrano ny anareo mianakavy kay kle; de hoe brad pitt hono nefa sco pete be nyanareo , :-D :-D :-D :-D :-D :-D , ka aiza kosa no hisy course tsy akihaka lasantsy zany e, :-D :-D
17. Scofield007 ( 06/02/2010 19:38)
itony foza intony wa tena taraiky be, io dia brad pitt ,tena sanana lisany tsy mahagaga :-D :-D :-D
18. Rajakoo ( 06/02/2010 20:38)
terrywui sy bazylou beeeeuuuurrrrkkk sady badraodra novendrapouuuuuuuRRRR :-D
19. Noue ( 06/02/2010 20:46)
Mirananirina:

tsy misy anton-diany izany aty fiona an!aty no mipetraka ny vady aman-janany dia izay no alehany aty.Ary tsy izy irery fa ireo tgv maro2 dia aty daholo ny famille.
tsy naharaka vaovao indray Mirana aaa !!!


20. vitamatavy ( 06/02/2010 21:18)
fa ahoana ry noue ny zavatra nisy tany paris mba lazao anay moa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049