REGARDER VIDEO Journal-Affaire BoisDErose-Tantely afa-drakot

1. vatofototra ( 05/02/2010 18:18)
REGARDER VIDEO Journal-Affaire Bois de rose -Tantely afa-drakotra-05 fev2010

- Affaire Bois de rose -Tantely afa-drakotra

- Ecouter Rajoelina sur RFI le 04 février 2010

- Participer au Débat National

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:43
2. terrywui ( 05/02/2010 19:09)
FILMA EFA MANDEHA LAVA ETO NY ANLAH RY VATOFOTSY A

PRETTY WOMAN BE NA BLOOD SPORT VE DE HO TSARA INTSONY

MANINONA RAHA MAMORONA FIKA HAFA NDRAY FA EFA MANKALEO BE ELAH :�) :�) :�) :�) :�)
3. andywui ( 06/02/2010 07:34)
Mahatsiro voadona indray nga ela ry terrywui maivana de midelira
4. vatokilonjy ( 06/02/2010 12:45)
alefaso daholo ry le tia vatofotsy ireo vidaka hitan'ialahy tany mikasika an'i madagascar fa ho lasa azon'ialahy ny marché ny chaine reconciliation national :-D :-D :-D
5. pikatti ( 07/02/2010 23:43)
Vatofototra , mialy leisy bainn, tsy mahaza ilay porofo ty marina ny tgv :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3338