REGARDER VIDEO Journal-Fetison a pu s'échapper au FIS-04 fev

1. vatofototra ( 04/02/2010 18:41)
REGARDER VIDEO Journal-Fetison a pu s'échapper au FIS-04 fev2010

- Fetison a pu s'échapper à l'arrestation du FIS
- Proposition de la mouvance Ravalomanana au GIC
- Rencontre de Rajoelina avec quelques membres de l'assemblée nationale et quelques sénateurs français

- Participer au Débat National

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 07/02/2010 23:37
2. pikatti ( 04/02/2010 22:36)
Toafihetsiketsehana koa ny FIs dpte,raha tena hisambotra ve izy tsy efa azony handramin'izay, efa avela handeha ny olona vao mody be zesta fotsiny eo , satria mazava ny antony, tsy sahy ry zalahy raha mbola zao aloha,zao izay hatogavan'ny GIC ^ ty faran'ny herinandro ity,tadidio fa io ihany no nataony farany teo , nahantona ny mandat d'errét ,tsy serieux mihitsy reto FAT reto e, tena kôzy io :roll: :roll:
Mbola tsy hita aloha ny sos-kevitra atolotrin'ny TGV hatramin'izao raha tsy hoe izay tsy hiara-miasa @ mouvances hafa raha tsy après fifdianana , dia hita eto ary zany taim-bava zany :-D
3. patrick2002 ( 05/02/2010 02:24)
tena marina ny anao rapika ah! fihetsiketsehana no be satria efa manomboka ,mibaboka ra fetison ,fa tsy mety intsony ny fizirizirina @ hangalana ny fitondrana fa haleo hiara hiasa @ HAT mba hisiany fampandrosoana tadiaviny malagasy , izany ahay ka mba tia tanindrazana :lol: :lol: ,dia hanaovana cinema ny fisamborana an`i fetison :lol: :lol:
4. Rajakoo ( 05/02/2010 11:04)
Antsoiko eo ndray rapika hanamboatran-drangahy :lol: Miaramila paiso marina ty e,efa firy andro izay no nampandrenesana fa hisy io nefa vita kabary vao iny ry zalahy vao minaonaona :-DPaiso Patrick
5. terrywui ( 05/02/2010 19:17)
sssshhhh !! FILM budspencer sy terrence hill be !! mankaleo !!!!!!
6. pikatti ( 07/02/2010 23:37)
Miaramila paiso marina ty e
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1034