13 Mai
1. dinitra
(
04/02/2010 13:32)
Ianareo izay nitolona teny @13mai, sy izay nankasitraka fa tsy tonga teny noho ny tahotra na ny halaviran'ny toerana: Mandeha ve ny raharam-pirenena amin'izao fotoana izao? Mahavaly ny fitakiana nataonareo ve ny zava-misy ankehitriny? Milamina ve izao ny sainareo ka sahy hilaza hoe mety izao? Tsy mamendrofendro akory izahay fa mampatsiahy ny lasa ka mamerina manotany ny hevitrao. Tsy manaiky ve ianao raha ilazako fa marary ny ferenena ankehitriny. Mety hiteny ianao heo efa ela izy no narary. Hangina raha izay no valiteninao. :?
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:35
2. pikatti
(
04/02/2010 15:23)
Nihena an-toerana hotran'ny fen'antitra ny mpanohana an'i tgv ny teny Ivato hoe hanomana ny daty anaovana législative azy ty rah nisy dia nisy dia 70 ,ny mpilelaka azy anefa teny Ivato taloha nisy 300 teo ho eo,midika izany fa tsy mametraka fitokisana @ io olona nandositra adidy io intsony ny akamany,izao aza rabitro nanao sambo lentika any Parisy any
3. milamm
(
04/02/2010 15:40)
ny filohany hat aza efa nibaboka oe tsy tafavoaka ao anaty kizo,ry ndrenarijaona,sarla,lylison(fitaovany frantsay)no miambina reo takalon\'aina mitady hivoaka sy hanafaka reo ambiny mihitsoka sempotra ao andavaky ny jadona.Mila fanampiana sy tosika aty ivelany izy ireo amerina ny fahafahana,zo,safidy nalaina taminy.ny aktera-ny lavanify indray no misandoka ny anaranreo vahoaka ataony takalon\'aina.raha lahatra no isokajiana azy de sarcastic b ihany,raha juridical contest =crime against our nation(constitutional coup 17/03/09 & non-consensual gov.transition,economic logging rosewood & non-suspension daewoo agreement...,social crime perpetrated by the junta fis,diplomatic relation/suspension agoa,human right/public & media repression...)
Ra reo 3 mouvansa reo(ampiatoana hat @ alalany fitsapan-kevibahoaka momba reo heloka reo) fotsiny nge no mahavita petition marobe sy evidences momba ireo heloka rehetra reo any @ security council ny UN satria isika raha tsy diso taorinany 26/01/2009 de eo ambany fiarovany satroka manga raha toa mipoaka ny ady antrano ka misy fandringanana marobe,efa hitondra ny tatitra any @ UN ny GIC nefa ala-nenina ny antso ataony UA,SADC farany izao.Izay aloha no dingana maika avy eo any @ fifidianana mifapitady reo antokony movansa 3

4. milamm
(
04/02/2010 16:17)
efa manomboka mitsatsaka i vital e,http://www.laverite.mg/actualites-a-madagascar/premier-ministre-camille-vital-l-armee-prete-contre-une-invasion-militaire-r.html
5. patrick2002
(
04/02/2010 17:11)
izahay aloha dia mandry ny sainay satria efa niala tao anaty ny fanompoana olo-tokana ny malagasy .
tsy ny malagasy no hiasa handoa hetra ,hividy vary lafo sy menaka lafo hividianana fiaramanidina hiasany FILOHA ,
Raha hiteny ianareo dadiste hoe ka i Ravalo nanome asa maro ho an`i malagasy dia hangina izaho :cry: :cry: :cry:

7. pikajunior
(
04/02/2010 17:52)
ny an'ialahy kosa rapa dia efa tsy fitiavana an'i dada no betsaka(tsy i pikatti io an)izao izany mandeha tsara ny bizna an'ialahy @ resaka fandefasana vola any dago
11. radomelina
(
04/02/2010 22:52)
izao vao manomboka miaina ny olona e aza de mijery vilana fa mandehana eto antananarivo de mba manaova sondage hoe iza mba olona manaiky an r8manana?r8 zany tsy miverina eto dago zany tsony e na sadc na rikanina ho entiny zahay tsy mila hoy ny hira fa samy mafoaka e :twisted: