@ 7 fevrier 2010 isika no mifankahita manaofety

1. vitamatavy ( 03/02/2010 10:49)
ho tapitra ny 6 fevrier ny delais nomen'ny GIC,dia ho vita hatreo ny politikan'ny hon hon hon,tsy coincidence velively fa tena realité
efa mitsipatsipaka manary aina ny hat saingy mbolamiala nenina ihany
sao mbola hifoha ao anatin'ny coma mahazo azy
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 15:32
2. fijo ( 03/02/2010 21:28)
efa tsy omby fanjaitra izao ny atsy ko
3. vitamatavy ( 03/02/2010 22:20)
toa hoe tsy mety mody i tgv nefa efa prevu omaly,matahotra f'efa akaiky ny 6fevrier,hon hon hon
4. wxxx ( 04/02/2010 08:50)
Ka mbola namela-body ho any renimalala e, mivarotena sitrany ahay misy handoavana ny miaramila,koa angaha tsy loza e , tsy misy vola koa renimalala ny azy ary dette BE mahatsiravina koa izao,22.800€/habitant ny.
Izahay aloha tsy te halala e,nampanantenainao fisondrotan-karama dia zay sinon aza miverina aty Dago aty mihitsy :evil:
Assumeo rangahy ty ny natao a!!!
5. wxxx ( 04/02/2010 09:05)

6. pikatti ( 04/02/2010 15:32)
Assumeo rangahy ty ny natao a!!!

Zay mitsy!!! ary refa tsy anon-tsianinona de mbay teo!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043