ahoana ny vehitrareo
22. xxx
(
22/02/2010 18:20)
bobone! tsy misy fisaorana t@ lay hira.tsara be ilay izy e! sady miteny zavatra be dia be! tohizo hatrany ny fitsikitsikianao @ fiainana fa mafinaritra e.
23. njari
(
24/02/2010 09:01)
bobone:
Misaotra anareo rehetra namaly ! fa mba hambarako anareo ny nanaovako azy!
izaho moa vao niteny io resaka io ity vhv ty dia nikakakaka ny fihomehezana aho ; zaho mantsy olon'ny fihomehezana ! mistiky lava ,fa tsy taitra satria haiko loatra ny toetran'ny vadiko!! zaho koa hainy tsara ! ny hany namaliako azy dia izao!!! tianao angaha izy iny no milaza izany amiko enao !!! raha tianao izy dia eto aty amiko miresaka isika 3 hoe inona ny antony itiavanao azy ! inona no nataony taminao hifanatrehana tsika eto raha ity hoy ianareo nihodikodina ilay ramatoa!!! avy eo nantsoiko mangingina ny ramos dia nilazako azy ny resaka nataon'ilay vhv dia gaga be izy hoe inona tsara an! zaho io hoy izy tsy nilaza izany taminy akory ka inona ity lazainy, adala angaha ty ! dia hoy zaho hoe mitandrema ary sao tafatsobola @ mahamay ka ho kila forehitra eo , tandremo sao manary ny akoho taman-trano ka manome anjara tsara ny hafa sady nihomehy zaho no nitsiky !!!! rehefa eo ilay vhv dia fanahinian'i Rams mihintsy ny miantso ahy hoe cherie malala an! sns e hihihih dia lasa fihomehezana fotsiny sisa ! zaho koa moa mpananihany dia mamaly ilay resaka hoe ahoana letsy cherinakay an! hihihi menamenatra be ilay ramatoa dia lasa nitritra nandeha !!!!
ary tena marina ny teninareo hoe mahita ny fahatsaranao sy ny fifankatiavanao ny sasany dia mitady handrava fotsiny ! tsisy io!!!!
Tena mety mitsy aky a, za koa moa efa imbetsaka ny tratran'izany fa refa tsy mivaky loha ndry de mahay miala ho azy reny, en plus , tsy adversaire potentiel izy raha manao intimidation sy miseho milay ohatran'izany, fa ny atahorana de le olona misoko mangina tsy hita reny ny fiavina fa mi trav moramora any ambadika any mi séduire ny vadin-dry. Tohizo fa mety be le comportement ndry na eo imason'ny ry kala matsetsaka na eo imason'ny vadin-dry, izy koa zay mba fière hoe tsy mpiady an-tsena ny vadiny fa mahay manaja tena ......
courage e
24. bobone
(
25/03/2010 07:36)
njari:
eny akia misaotra ! ilana fitandremana ny fisehoan-javatra tahaka ireny sady fisainana mazava no milamina ! misy anie tena io no handaniany ny fotoanany e! hamotika tokatranon\'olona no handrava! mila mitandrina ny lehilahy indrindra indrindra satria azony ny mamy aminao dia avelany eo ianao (Vola io) ny vehivavy koa tokony hisaina tsara fa matoa manana tokatrano ilay olona dia tsy azo hatao ny mandrava izany ! hoy anie ny soratra masina hoe (Izay natambatr\'Atra tsy azo zarahin\'olombelona e! nefa mbola mikiry biby ihany ny sasany mandrava ! zao mitondra henatra sy fanenenana !!! dia efa courage hatrany akh !!!! izy ihany no voa eo ! hihihihi mitsiky hatrany e! :D :D :D

25. Makouto
(
29/04/2010 21:58)
misy fitenenana ray zay we ny bandy tsy maintsy miroul fa ny kibo no tsy asiana oul :-D