REGARDER VIDEO leo politika hon hon hon

1. ndotofetsy ( 01/02/2010 13:44)
REGARDER VIDEO LEO POLITIKA
http://www.youtube.com/watch?v=kwpOdUTAa_I

hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i pikatti ny 02/02/2010 17:05
2. vatokilonjy ( 01/02/2010 21:38)
ialahy kosa aza mangalatra ny fihomezany bandy e
mba ataovy @ le her her her
3. pikatti ( 01/02/2010 23:07)
Potika fa lasa "génération rebelle" daholo ny tanora Malagasy @ izao fotoana izao lé,ny zavatra tsapa dia hotran'ny lasa fifanenjehana daholo ilay rafitra nisy teo aloha , mba hita teny ihany fa mifandray ny Gasy , zao zay aleha lasa manao lohan'i rabitro daholo ny forumistes :oops: :oops: :oops:
Be doika nefa tsy alehany
4. AndriambyII ( 02/02/2010 07:31)
Ka ny fanabeazana ny kilonga ihany koa nefa no nahatonga izao toe-javatra izao .Raha mba nahatsinjo lavitra mantsy ireo mpitondra teo aloha mba nety ho hafa ny olana mitranga ankehitriny. :oops: :oops:
5. wxxx ( 02/02/2010 07:48)
Ka izay indrindra no tokony hamaizana TSARA an ty Rajoelina ity mba tsy hisian'io hala-mpanjakana io intsony ,tsy ho hisy mihitsy mantsy izany stabilité politika izany ary lasa ny fanbeazana kolontsaina tsy misy mandeha @ laoniny intsony !! TENA GÉNERATION REBELLE :roll:
6. terrywui ( 02/02/2010 15:50)
satria efa nahavoa laisany teo aloha tamle Generation rebelle de refa mba misioka ny hafa de vorondolo...!!! tssssh elah sy i Hery no mitovy ! tozoro voromanga lery sy ny akolitany ato fa ny ankotra izay vorondolo !!! tena mpams zany rainikoto fa ovay le fotopisainana aa...!!
7. pikatti ( 02/02/2010 15:56)
Tratran'ny taona aloha elah e, zay vao mimenomenona e, efa firy volana lesy elah natao sesi-tany de mbola miwawawa foana :-D :-D
tssssh elah sy i Hery no mitovy ! tozoro voromanga lery sy ny akolitany ato fa ny ankotra izay vorondolo !!!

K' elha ry anie rawix mba voromanga nateraborondolo fa elah no tsy mahay mijôky :-D :-D
8. terrywui ( 02/02/2010 16:24)
K' elha ry anie rawix mba voromanga nateraborondolo fa elah no tsy mahay mijôky
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ary taiza elah lety tam sabotsy teo nantsoinay elah hatramin'ny 23h30 fa tsy azo mitsy a! misy korontana be zay fotsiny no heno de zay !! anotanio ra batista !! sur ah fa koboko tao elah tamin'iny samedi alina iny ,fa elah kou otran'ny nody faninnn zay de nipitsika zay fa maika ho any corbeil esson
9. pikatti ( 02/02/2010 16:32)
Fa nisy inona leisy t@ sabotsy , mbola tsy navelan'ny Madana nivoaka ndray ngah elah :lol: zah leisy niantso impiry fa ny tel lah nikatona
10. terrywui ( 02/02/2010 16:40)
koboko elah tao amin'ny soirée tam samedi alina e! fa niaraka tamin'i ra eric tselatra maika be ah raha kobolah de nipitsika zahay fa elah mbola taraiky tao anatiny tao iny :-D :-D :-D :-D
11. pikatti ( 02/02/2010 17:05)
Kobo leisy ny laingan'elah klé, :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903