Politika

1. AndriambyII ( 31/01/2010 19:15)
Maivana ve ny malagasy @ lafiny politika sa tena efa maty fisainana é !!!!
Aiza daholo ny generations geo-politiciens 70 -85 ???? hon hon hon !!!
novalian'i pikatti ny 01/02/2010 23:15
2. pikatti ( 31/01/2010 22:47)
Asa less Billy raha mbola misy an'izany aloha ao , toa efa voavidy daholo angamba,na matahoatra kosa ry zalahy fa sao maty2 foanade aleony mimpirina :lol:
3. Mirananirina ( 01/02/2010 09:49)
Maivana ve ny malagasy @ lafiny politika sa tena efa maty fisainana é !!!!
Aiza daholo ny generations geo-politiciens 70 -85 ???? hon hon hon !!!
tsy hoe maivana ny gasy ...fa matahotra ny ho faty ,izay mihetsika dia maty na very
4. ndotofetsy ( 01/02/2010 13:51)
gasy katahotra daholo hon hon hon
afatsy za
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. pikatti ( 01/02/2010 23:15)
Tsisy mahatoraka an'i Mr Razily =D :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469