Atsipy ny teny

1. Picsou ( 29/01/2010 12:44)
Mba fantatreo moa fa Ravalomanana anie izao dia efa nahatsangana orinasa iray any afrika atsimo e; miampy centre commercial 2 be izao. Aiza ho aiza ny tgv amin'izany? Isika lany andro miady seza eto Dago, izy milamina tsara any ivelany. Sao dia mba tokony hieritreritra ny mpanenjika azy fa toa manenjika aloka.
Milaza tsy miady fa kibay an-kelika ihany, raha izaho ry zalahy mpitondra ireo dia arahina izay lazain'ny gic satria mino aho fa tena misy tokoa ny olona manaraka azy ka afaka manohana azy amin'ny fifidianana ho avy.
Reko ihany koa fa misy olona lasa mpitsara avo nefa dia olona tratran'ny bianco nanao kolikoly tamin'ny fifidianana maire farany, soa fa niala ravalo dia nahazo poste ambonimbony, mafy mantsy ilay tsy niasa taona 1 teo, fa raha mbola teo lery dia potika tanteraka ny carrière. (mpitsara hatagny fianara io an, tsa azo lazaina ny anarany fa anjaranareo ny manamarina azy).
Atsipy ny tady any an-tandroky ny omby, atsipy ny teny any am-pon'ny mahalala.
novalian'i pikatti ny 31/01/2010 23:04
2. radomelina ( 29/01/2010 13:54)
inona moa no de olana @zany na nahatsangana orinasa azaizy any sady efa any ange no tanindrazany fa sao de taraiky ary ary nareo .ty mbe teny kely ho an ,le tim e .aza mandany andro mankeny anosy tsony fa izay inanakanina atao. jereo ty mba ataony ny mpitarika anareo vao misy miaramila dia mitsaoka aaaaaaaaaa iza marina moa no hotafiny eo fa tsy ny rainy iany e vao mipaokany basy tonga de tsy ita :-D
3. nancy ( 29/01/2010 15:40)
Dia sans qualite mitovy amin'ny mpitarika azy tokoa radomelina. Tsy mba mijery lavitra ny eo antampon'ny orony ihany no hitany.

radomelina:

inona moa no de olana @zany na nahatsangana orinasa azaizy any sady efa any ange no tanindrazany fa sao de taraiky ary ary nareo .ty mbe teny kely ho an ,le tim e .aza mandany andro mankeny anosy tsony fa izay inanakanina atao. jereo ty mba ataony ny mpitarika anareo vao misy miaramila dia mitsaoka aaaaaaaaaa iza marina moa no hotafiny eo fa tsy ny rainy iany e vao mipaokany basy tonga de tsy ita :-D



4. locl ( 29/01/2010 17:07)
Amiko aloha manamarina ny efficacité Ravalo aminy resaka fitantanana, jereo izany fa ny Afrikanina tatsimo no mahazo asa satria hitany fa ilaina izy,, ny antsika teto nodorana satria nentiny fialonana sy fitiavantena.

Tsy mahagaga ahy izany mpitsara izany fa ny mpitondra Malagasy amin'izao aza jereo ity ataony.

Maty aho taniko
5. Papoose ( 29/01/2010 19:21)
Jereo @ zany ny herin'ny vola e!
6. fijo ( 29/01/2010 20:40)
ny herin'ny vola eo ihany ry papoose ,fa ny fahaizan'ilay olona koa jerena ihany;iz ano gasy nahavita nanao zavatra toa izany ivelan'ny taniny?????sa henatry ny gasy izany?
7. vatokilonjy ( 30/01/2010 05:47)
locl:

Amiko aloha manamarina ny efficacité Ravalo aminy resaka fitantanana, jereo izany fa ny Afrikanina tatsimo no mahazo asa satria hitany fa ilaina izy,, ny antsika teto nodorana satria nentiny fialonana sy fitiavantena.

Tsy mahagaga ahy izany mpitsara izany fa ny mpitondra Malagasy amin'izao aza jereo ity ataony.

Maty aho taniko


efficacité Ravalo t@ fangalarana ny tanin'olona,ny fivarotana ny tanindrazana


:lol: fanglarana ny volam panjakana,ankehitsiny @ izao fitondrana misy izao dia efa mihaina ao anatin'ny democratie tanteraka ny firenena,tsy izay andian'olona 200isa etsy anosy akory no hampikatso ny firenena,izay marihiko fa manao otage ny malagasy 25tapitsisa
vive andry rajoelina notre heros national :* :* :*
8. fijo ( 30/01/2010 22:40)
fa ravalo ngah teo amin'ny fitondrana vao nanankarena???
9. milamm ( 31/01/2010 01:26)
vatokilonjo voplosy ry fijo ,tampiny volany lavanify ny mason'io de zay tsisy raha hainy aby ko ny dinidinika eto.Misy hevitra sy resaka azo isainana ve ny nolazainy rehetra teto TSIA...tsy mi :-D ny hadalany fa otrany biby hafa amboa mivovo no asany fa tsy natao ifanakalo hevitra satria tsy hainy zany =)) =)) peace les ra wui :-$
10. fijo ( 31/01/2010 21:19)
maty anao vatokilonjo hennnn,sitrany mivadiky vatopilosy
11. pikatti ( 31/01/2010 23:04)
Petsan-dry zalahy ato vatoplôsy klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484