AIZA NO MISY NY POINT G NY VHV

1. xxx ( 25/01/2010 12:50)
Ahoana ny fomba atao mba hanomezana fahafampo ny vehivavy rehafa manao firaisana, misy teknika ve sa ahoana,aiza koa no ahitana ny point G
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:42
2. xxx ( 25/01/2010 17:30)
xxx:

Ahoana ny fomba atao mba hanomezana fahafampo ny vehivavy rehafa manao firaisana, misy teknika ve sa ahoana,aiza koa no ahitana ny point G


amiko aloha tsy miexiste izany point G zany! miankina @ zay fahaizanao mamily ny volant ihany no hahitanao ny lalàna tsara.
3. xxx ( 25/01/2010 20:52)
Misy ary tena misy ny point G ho an'ny vehivavy. Eo ho eo ami'ny 12 à 14 cm any ambany ao @ fivaviana no misy azy io; Raha io no voakitika tena tsy zakan'ny vehivavy. Mitsamboamboatra izy raha io no voakitikitaka amin'ny fanondro adala; misy mihitsy aza manaikitra, mikiakiaka, mitomany, miodikodina ny lohany. Mazotoa
4. sitlo ( 26/01/2010 02:09)
Ny ao an-tsainy idirana fa raha mbola mahatsapa ny vatany izy dia tsy poinss mihitsy. Ataovy lasam-borona aloha fa rehefa avy eo na ny takolany fotsiny aza no omena bisous dia efa point-G daholo.
5. Mirananirina ( 26/01/2010 10:43)
Misy ary tena misy ny point G ho an'ny vehivavy. Eo ho eo ami'ny 12 à 14 cm any ambany ao @ fivaviana no misy azy io; Raha io no voakitika tena tsy zakan'ny vehivavy. Mitsamboamboatra izy raha io no voakitikitaka
raha metarina izany dia any aminy fitombenana hihihi..
amiko aloha tsy miexiste izany point G zany! miankina @ zay fahaizanao mamily ny volant ihany no hahitanao ny lalàna tsara.
marina izany.rehefa hay ny manao azy dia izay.
6. salopard ( 26/01/2010 15:37)
le point G c'est le point Q

donc le G est dans ton CUL
7. xxx ( 26/01/2010 16:07)
salopard:
le point G c'est le point Q

donc le G est dans ton CUL

Ah! le salaud. =)) =))
8. vatokilonjy ( 26/01/2010 16:47)
xxx:

salopard:
le point G c'est le point Q

donc le G est dans ton CUL

Ah! le salaud. =)) =))




:-D :-D :-D
9. muro ( 27/01/2010 12:36)
kaiz! misy ny point G fa zay mitady no hahita ka tadiavo e!
10. xxx ( 27/01/2010 23:17)
muro:

kaiz! misy ny point G fa zay mitady no hahita ka tadiavo e!



ka dia izay zany e! fakafakao dia karakarao fa ho hitanao ao ihany i kala G e! :lol: :lol:
11. xxx ( 27/01/2010 23:31)
Le point G se trouve dans le caca . :lol: :lol:
12. vale ( 28/01/2010 13:53)
[quote=salopard]
--------------------------------
le point G c'est le point Q

donc le G est dans ton CUL
______________________
ataovy sérieux ranga aa! tsss



=)) =)) =))
13. sitlo ( 28/01/2010 18:48)
:-D
14. xxx ( 28/01/2010 18:54)
salopard:

le point G c'est le point Q

donc le G est dans ton CUL


tena manaraka ny anaranareo ianareo no sady tsy misy dikany raha ny tena marina!!!
:-P :-P :-P Mampihomehy fa vennnnnnsssss!
Tsss mba mianara ihany hoà
15. xxx ( 28/01/2010 21:50)
:-D :-D :-D :-D mbola tsy tapatsinahy hoatr'izao aho ry reto a!ary maninona tokoa ary raha ohatra ka mba mandefa sarin'ilay izy eto ilay nanokatra ilay hevitra e! satria refa namaky hatrany amboalohany ny tenako! dia mety ho marina ihany lay voalazan-draSalopard hoe (le point G c'est dans le cul!!!!!!) ary misy koa milaza fa 12 na 14cm eo no misy azy.ka izay eh! ataovy serieux amzay lay resaka fa tsss!
16. Papoose ( 29/01/2010 19:13)
xxx1, efa hitanao daholo nga ny A,B,sy C ary ny D sy ny E sy ny F no G sahady no jinery? :lol:
17. xxx ( 29/01/2010 21:57)
Papoose:

xxx1, efa hitanao daholo nga ny A,B,sy C ary ny D sy ny E sy ny F no G sahady no jinery? :lol:



ilay F sy O ary R sy Y klou no mbola hitany hatramzao! :lol: :lol: :lol:
18. soanja ( 30/01/2010 03:07)
Afakafaka aho mahita
Resak'olondehibe
Bakobako, ngitangita
Feno hadalana Be
19. sipagasy ( 30/01/2010 20:10)
mmhhhhhhh
20. pikatti ( 31/01/2010 22:08)

Misy manam-pahaizana vao haingana anefa nilaza indray fa tsy misy hoy izy io point G io ,sikitsokiro ao ary zany e,fa rehefa tsy point G dia point T(ay) :-D :-D
Ary misy efa mpisokotra kalaza lahy anie ato izany fa miafina xxx daholo e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0172