safidy sekoly
1. ANARIM
(
20/01/2010 08:40)
Mianadahy ny zanakay!!!Feno 9 taona ny desambra 2009 teo i Mirana, vavy kely, ary ho feno 3 taona amin'ny aogositra 2010 izao i Miranto, lahy kely.
Efa dodona ery i Miranto hoe hianatra amin'ny septambra, rehefa mahita ny zokiny miomana isa-maraina hamonjy lakilasy!!!
Nanomboka CP kahatramin'izao CM1 izao i Mirana dia ao amin'ny sekoly manaraka programa frantsay izay no mianatra!! Io sekoly io dia tsy manao ny fanadinana CEPE. Fa nefa kosa manao ny BEPC sy ny BAC malagasy.
Anisan'ireo meilleur élève i Mirana hatramin'izay!! Ary raha mifindra CM2 izy amin'ity 2010 ity dia mifanandrify amin'ny kilasy tokony hanala CEPE amin'ny programa malagasy.
- raha mifindra CM2 somatsara i Mirana, ka ajanoko ao amin'io fianarana io ihany, dia tsy afaka hanala CEPE amin'ny anaran'ny école
- mety misy mpampianatra mampanao cours ho an'ny ankizy te hanala CEPE nefa dia vola amboniny iny ary mety rythme be ny an'i Mirana sady hanaraka ny ao ampianarana no hanaraka ny cours ary mety mbola ho tantara be koa ny hikarakara ny dossier maha candidat libre azy
- tiako ampanalana CEPE nefa izy satria io mba diplaoma voalohany manamarika ny fiafaran'ny primaire
- mba hananany base tsara no antony nisafidianana io ecole io dès le début izay lafolafo ihany ny ekolazy fa nezahina!
- ampidirina hianatra amin'ity 2010 ity koa i Miranto, donc ho double amizay manomboka eo ny sarampianarana rehetra!
- izaho nianatra tam CEG sy Lycée tsy nandoavana ekolazy fa mba "mijoro ihany" fa ny tsy haiko fotsiny dia hoe manahoana ny eny anivon'ny sekolimpanjakana ireny am zao fotoana izao.
raha ianareo no eo amin'ny toerako :
- ijery ecole manaraka programme malagasy mampanala CEPE ve dia afindra ao Mirana d lasa 7ème am année scolaire manaraka, dia ao koa no ampidirina i Miranto
- raha afaka CEPE/6ème izy dia ampidirina am CEG Avaradoha ve, sa aleo ihany ecole privée
- ajanona ao am lay sekoly izao iany ve i Mirana dia mikafiry mandoa ny ekolazy mandrapahafany BAC (misy hatramin'ny terminale ao amin'io sekoly io) fa dia efa tsy hanao CEPE izany izy mazava oazy
- raha ajanona ao i Mirana dia ampidirina ao koa ve izany i Miranto, sa dia ijerena sekoly malagasy dieny voalohany i Miranto, fa dia ho samy hafa be ny vola lany amin'izy dahy an, na ny resaka boky fotsiny aza, dia mety hisy dette morale eo aminay ray amandreny ve ary hampisy jalousie eo amin'izy dahy
- tsy haiko tsony kaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa donto b zà mandinika an zany! :oops: :/ :^) :oops:

novalian'i ANARIM ny 27/01/2010 08:26
3. Ratoa
(
23/01/2010 21:50)
Tsotra fotsiny ny amin'izany: kely ihany ny fahasamihafana amin'ny sekoly gasy sy frantsay. Satria raha tsy izany dia tsy ho tafiditra amin'ny université frantsay mihitsy ny gasy ankehitriny, anefa be ny miditra any.
1° aoka izy dahy samy ho ao amin'ny sekolin'i Mirana satria ny mampazoto ny zandriny dia hoe handeha hianatra koa. Mazava ho azy fa ny fianarana alehan'ny zokiny no andrandrainy. Na kely aza izy dia mahatsapa fa samihafa ny fitondrana azy dahy.
2°Manantona mpampianatra mitàna CM1 dia asaivo ampanaoviny devoirs fanao eny amin'ny sekoly gasy i Mirana, itsapana ny fahaizany io. Mazava ho azy fa tsy maintsy mianatra manoratra sy mamaky ary mamakafaka ny teny gasy izy. Tsy sarotra izany ary ilaina mba hampijoro azy ho malagasy tokoa.
Rehefa tsapa izany dia ho hita eo izay atao na anao cours matetika na indraindray ihany na isan-kerinandro.
3° tsy ny sekoly sy ny mpampianatra ihany no mampahay na tsia ny mpianatra fa ny fanaraha-maso izay ataony koa sy ny fiaraha mianatra aminy. Ny fiaraha - mamerina izay natao tany an-tsekoly. Tsy voatery atao entitra be koa fa somary atao kilalao. Ny ankizy kely rehetra dia malady saina daholo, indrindra raha ampanaovina zavatra tiany izy. Izany hoe "motivé" izy. Anjaran'ny raiamandreny ny mi"-motiver" ny ankizy: atao tonga mahafinaritra ny mianatra.
Mpampianatra aho miresaka aminao

4. ANARIM
(
25/01/2010 09:34)
merci doly!!! fa ny manahirana ahy koa anie Rtoa dia hampidirina ao i Miranto izany dia nefa am ilay année scolaire tokana iny ihany no ho iray fianarana izy dahy, raha ampanalana CEPE Mirana ka tafiditra any am CEG ohatra dia ....efa lasa any!!
raha ajanona ao iany izy atao 6ème dia méme école iany izy dahy saingy toerana samy hafa no misy ny établissement ... donc ....
eny e! mandinika lalina klou zao sady miandry anareo zay mazoto handray anjara am dinika

5. Ratoa
(
25/01/2010 22:14)
marina ny voalazanao anefa diniho fa efa faly ery Miranto handeha hianatra. Ilay mianatra aloha ao amin'ny sekolin'ny zokiny no masaka antsainy.
misy lanjany be dia be izany aminy . Tsy tsara ny mandiso fanantenana azy fa hanjary kamo izy. Efa izay ny filamatra hoe: tato i Zoky no nianatra, nakoa hoe iray sekoly izahay sy zoky.
Tena maha be motivation ny ankizy ny manara dia ny zokiny.
Ny vola fandany é! Inona indray no lafo vidy kokoa noho izy dahy?

6. ANARIM
(
26/01/2010 08:29)
oui oui
hatreto alou zany ny andrian'ny eritreritra refa nandinika zay mivady d hoe afindra ao am zay sekoly malagasy izay Mirana am rentrée manaraka, dia miara-miditra ao izy dahy, dia manao examen CEPE/6ème i Mirana, dia raha afaka dia miditra ao am CEG Avaradoha, dia i Miranto mijanona ao ihany, dia on verra pour la suite.
Ilay iray fianarana ao am lay ecole française koa tsinona ny 1 aterina any atsimo ny iray aterina any avaratra rehefa une fois miditra am secondaire ilay zokiny...

7. Ratoa
(
26/01/2010 22:34)
Aza atao fitondra-mitanila ny ankizy. Ny tsy azoko dia ny maha may anareo hampanao azy CEPE, die alana tamin'nilay sekoly natao hoe hanome azy fiandohana tsara (bon début). I Mirana izany omena bon début fa i Miranto tsy omena satria tsy maintsy manao CEPE i Mirana.
Dia rehefa mahazo CEPE izy dia maninona? Mety hifamaofao ny lohany rehefa avy eo. Ianao milaza fa mahay izy, dia hiditra hanao ny tsy mahazatra azy; mety hatsiaro tena ho very izy satria ny hafa mahay malagasy daholo. Fantatry i Mirana ve ny hoe "matoanteny, fameno, fameno atao, fameno iharana sns?..." ohatra fotsiny ireo.
Amin'ny fanaterana, angaha tsy mba misy manodidina na raiamandreny azo ifanarahana? Ohatra ny andaniny manatitra y maka ny madinika dia ny ankilany maka sy manatitra ny zokiny?