RAVA HAITI
41. rzakarivola
(
27/01/2010 09:08)
Ikaretsaka:
Manomboka ety an-tany ny paradisa raha isika olombelona no mifankatia...
==> Raha toa ka (si et seulement si) : tsy diso hevitra ny amin'ny fitiavana.
Ary izao ny fitiavana : tsy ny nitiavantsika an' Andriamanitra, fa ny nitiavaNy antsika ka nanoloraNy ny ZanaNY ho avotra noho ny fahotantsika.
Nifankatia be tamin'ilay tovovavy aho, tsy azoko ny aiko raha tsy niresaka taminy isanandro. Na mahafaly, na mampalahelo, na mahasosotra, na mampihomehy, na tsy nampihetsi-po koa aza, izao rehetra izao tiako nifampiresahana taminy daholo, tsy motivé t@ inona na inona aho rehefa tsy teo izy (ary io no gravy satria tsy teo tokoa izy, zah taty fa izy tany).
Nanomboka nianatra ny tena atao hoe fitiavana aho, mbola toy ireo ihany ny fiainako saingy i Jesoa amin'izay no ilay olona tsy maintsy nifampiresahako sy nilazako ny rehetra, ny mahasamy hafa azy ? I Jesoa eo foana, ary afaka mifampiresaka foana izahay, fantatro fa mandre Izy, ary miteny koa, ary fiadanana ny mandre azy.
Tamin'ilay vehivavy nolazaiko teo aho, isaka ny nahita ny sariny aho dia nalahelo, isaka ny nandray ireny fitaovana novidiany ho ahy na zavatra niarahanay niaina dia rotsa-dranomaso, isaka ny nandre ireo hira nosafidiany manokana hohenoina ary nomeny ahy mba hohenoiko koa (nisy an'ilay anakiray iny hoe : Embona sy hanina, tena tahaka ny niainanay mihitsy) ... dia nitomany aho. Izy koa toraka izany tany @ izay nisy azy (fa nanamboarako compilation manokana, nasiako hira maromaro mitantara ny niainanay roa, ary nisy t@ireo hira ireo izaho mihitsy no nitendry sady nihira t@ilay izy : fitia voarara).
Miaraka amin'i Jesoa, na dia nisy ihany aza ireo hira nampihetsi-po sy nampirotsa-dranomaso ... tsy toy izany mandrakariva ny fiainana. Misedra olana foana aho, fa izay ifampiresahako amiNY, rehefa reko ny feoNy manazava ny zava-drehetra dia fiadanana no ahy, ary tsy matahotra eo anoloan'ny olana aho.
Farany, ho avy ny andro iray, tsy maintsy hifandao pour de vrai (fahafatesana), ahoana amin'izay no ho tohiny ?
I Jesoa tsy mba mandao na ety na any ankoatra
"Izao tontolo izao ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona"
Koa raha zatra miara-miaina amin'i Jesoa dieny ety, dia ho mora ny fiarahana amiNy ao ankoatra. Raha zatra tsy nivaky loha tamiNy tety, tsy niraharaha ny teniNy na nandray izany ho tena faran'izay sérieux, dia hahita olana ao ambadika ao.
Izany no nilazako hoe : il faut ne pas se tromper sur ce qu'est l'amour
42. xxx
(
27/01/2010 19:43)
Ninann nemmm ammm ' nnnny mpanondrana annnnddddevv oooouuuuuu !!! ououououououou !! way aaaiai aiiia aiiia !!! :-D :-D
43. diamondra27
(
28/01/2010 10:56)
ika mitovy hevitra aminao sady azonao ntsara ilay tiako lazaina
rzakarivola: ny eto an-tany dia santatry ny fiainana any ankoatra. Raha eto aza tsy hain'olona ny mifankatia amin'ny fomba ahoana no hitiavany any ankoatra
ka tsy mila mitady lavitra fa ny eto aloha atao izay mety hifanaraka amin'ny sitrapon'Atra vao maika hitady ilay paradisa any an-danitra.
Raha tena kristiana marina dia tsy maintsy volavolaina , hiharan'ny fitsapana maro isankarazany, jerena raha mahatanty na miova filamatra satria kely finoana dia tsy mino an'Atra intsony.
Jesosy Kristy ihany no lalana ankanesana any amin'Atra ary ety an-tany dia azo ampiasaina izany @ alalany. Hohitanao ny voninahiny sy ny heriny sy ny fitiavany antsika olombelona.
Misaora ny zavatra rehetra hoy izy fa tsy hoe misaora azy rehefa metimety ny fiainanao

44. fijo
(
28/01/2010 21:02)
zakarivola an,hafaka mamono tena anie de tsy mipody e,fa apetrao eto aloha le didimpanana an
45. diamondra27
(
29/01/2010 08:52)
teny tiako hatsipy izay voalaza ao @ baiboly:
na haiti na perou na aiza na aiza , tsy resaka hoe sampy no tena zava-dehibe na koa hoe mamono olona ve Atra sa tsia fa voalaza mazava tsara araka ny Soratra Masina fa hoe" inona moa no soa azon'ny olona raha mahazo izao tontolo izao izy nefa very ny ainy?
Ny fanarahana ny Tompo dia mila fandava-tena tanteraka, hoy Izy raha misy te-hanaraka ahy dia aoka izy handa ny tenany, izany hoe na dia misy zavatra tianao hatao na ankafizinao rehefa tsy sitraky ny Tompo iny dia lavina.Raha ny ray amandreny na mvady na namana manakana anao tsy hanaraka ny Tompo raha vonona marina ianao dia tsy hihaino ireo olona ireo.
Hoy ny tenin'Atra hoe " tsy misy hahasaraka ahy @ fitiavan'i Kristy, na LOZA , na FAHAFATESANA, na inona na inona ka rehefa miseho ve ilay loza dia mametra-panontaniana hoe nahoana no tonga izao? smpy ve sa tsia.etc...
Izay no nolazaiko fa raha tena miray @ kristy ny olona milaza azy ho tena kristiana( mpanara-dia an'i Kristy) dia tsy mampaninona azy ny maty raha tonga ny fotoany , na loza no nahafaty azy na maty ny aretina sns

46. rzakarivola
(
29/01/2010 16:20)
Ny diamondra dia zavatra tena lafo vidy be eto @ izao tontolo izao, manganohano (transparent) izy raha jerena.
Izy no vato faran'izay mafy indrindra.
Mivavaka aho mba tsy ho tahaka izany ny fon'izay mamaky an'izao resaka izao.
==> Marina izany. I Jesoa raha niteny hoe : ny Didiko dia ny mba hifankatiavanareo, tsy ny olon-drehetra no nilazaNy an'izany, fa ireo izay nilazaNy koa hoe : "Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko izay nolazaiko taminareo". Tsy misy afaka hifankatia raha tsy mandalo amin'io aloha. "... tahaka ny nitiavako anareo" hoy Izy, fa tsy hoe tahaka izay heverinareo fa fitiavana.
Ny fahendrena dia sarobidy lavitra noho ny voahangy (perle).
Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena.
Car l'Éternel donne la sagesse,et ce sont ses paroles qui procurent la connaissance et l'intelligence
Ny Tenin' Andriamanitra no fahamarinana
Jesosy Kristy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana.
==> Ary ahoana izany fitiavan'i KRISTY izany ? Jesoa Kristy no Tenin'Andriamanitra Velona, ary izao no lazaiNy : "Tahaka ny nitiavan'ny Ray ahy no nitiavako anareo koa ... satria izay rehetra reko tamin'ny Raiko no nambarako taminareo."
"Tomoera amin'ny fitiavako. Raha mitandrina ny Didiko ianareo dia hitoetra @ fitiavako, tahaka ny nitandremako ny didin'ny Raiko ka itoerako amin'ny fitiavaNy".
Noho izany : tsy misy hahasaraka ahy amin'ny fitiavan'i Kristy raha toa aho ka mitandrina ny Didin'i Kristy.
Mangataha amin'i Jesoa ireo olona hiarahana manatanteraka ny DidiNy, ary tanteraho.

Diamondra27:
Raha eto aza tsy hain'olona ny mifankatia amin'ny fomba ahoana no hitiavany any ankoatra
==> Marina izany. I Jesoa raha niteny hoe : ny Didiko dia ny mba hifankatiavanareo, tsy ny olon-drehetra no nilazaNy an'izany, fa ireo izay nilazaNy koa hoe : "Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko izay nolazaiko taminareo". Tsy misy afaka hifankatia raha tsy mandalo amin'io aloha. "... tahaka ny nitiavako anareo" hoy Izy, fa tsy hoe tahaka izay heverinareo fa fitiavana.
Ny fahendrena dia sarobidy lavitra noho ny voahangy (perle).
Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena.
Car l'Éternel donne la sagesse,et ce sont ses paroles qui procurent la connaissance et l'intelligence
Ny Tenin' Andriamanitra no fahamarinana
Jesosy Kristy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana.
Diamondra27:
Hoy ny tenin'Atra hoe " tsy misy hahasaraka ahy @ fitiavan'i Kristy, na LOZA , na FAHAFATESANA, na inona na inona ka rehefa miseho ve ilay loza dia mametra-panontaniana hoe nahoana no tonga izao?
==> Ary ahoana izany fitiavan'i KRISTY izany ? Jesoa Kristy no Tenin'Andriamanitra Velona, ary izao no lazaiNy : "Tahaka ny nitiavan'ny Ray ahy no nitiavako anareo koa ... satria izay rehetra reko tamin'ny Raiko no nambarako taminareo."
"Tomoera amin'ny fitiavako. Raha mitandrina ny Didiko ianareo dia hitoetra @ fitiavako, tahaka ny nitandremako ny didin'ny Raiko ka itoerako amin'ny fitiavaNy".
Noho izany : tsy misy hahasaraka ahy amin'ny fitiavan'i Kristy raha toa aho ka mitandrina ny Didin'i Kristy.
Mangataha amin'i Jesoa ireo olona hiarahana manatanteraka ny DidiNy, ary tanteraho.
47. fijo
(
29/01/2010 20:35)
ny ahy ry diams ny eto aloha no itako ,ka izay aloha no ezahiko hatsaraina mafy.rehefa vita ny eto ,mijery ny manarakaindray aho,rah amisy le manaraka tsy hinoako
48. diamondra27
(
30/01/2010 15:56)
rzaka: ny didy folo izany dia efa tanteraka tao amin'ilay fitiavan'i Kristy ho antsika e
tamin'ny fanolorany ny tenany teo amin'ny hazo fijaliana.
rehefa miray amin'i Kristy dia mahalala izay tokony hatao, Izy no mpanolotsaina, tompon'ny fahalalana sns hazava aminao ny dikan'ny hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao , sy ny hoe manaja ny ray amandreninao sns
tsy mivelona ho anao intsony ianao fa velona ho an'i Kristy.

49. xxx
(
30/01/2010 19:18)
Ninann nemmm ammm ' nnnny mpanondrana annnnddddevv oooouuuuuu !!! ououououououou !! way aaaiai aiiia aiiia !!!aza dia mifaly @ fahavoazan'ny hafa e!
Hoy ny teny hoe: aza mirehareha ny amin'ny ho ampitso hianao; Fa na dia ny havoaky ny anio aza tsy fantatrao
50. fijo
(
30/01/2010 22:34)
izay iray alehany ry diams,
raha ity teninao ity:"efa tanteraka tao amin'ilay fitiavan'i Kristy ho antsika e
tamin'ny fanolorany ny tenany teo amin'ny hazo fijaliana."
ka raha io no jerena,dia izao,i lery no nanao izay ahafaty azy hamonjeny ny hafa.
vokany tsy meloka jodasy.ary agnostika jesoa satria nilainy ny hanafahana azy avy ao amin'ny nofony izay mangeja azy.
na misaina sahala amiko ndry hoe olona meloka izy dia nosaziana"nohomboina fa izay no sazy tamin'izany andro izany."de tsy fitiavany ny olona indray eto no nahafaty azy.

51. diamondra27
(
31/01/2010 18:56)
fijo: satria ve hoe niteraka tamin'i marie magdalena dia voasazy
toa tsy hay nge na meloka na tsia i jodasy e , tsy voasoratra ao zany, fa dia hoe nanenina ny nataony izy de namono tena

52. fijo
(
31/01/2010 21:26)
anan ,tsy hoe niteraka tamin'i maria magdalena ka,fa nanongam panjakana,dia voaheloka ho faty.
misy manameloka rajoda"sy" ka.hihihihhi azafady letsy e,vakio tsara fa i jaona sy matio sa i marc ,dia samy manana ny fomba filazany an'i rajoda"sy" io;

53. rzakarivola
(
03/02/2010 13:37)
diamondra27:
rzaka: ny didy folo izany dia efa tanteraka tao amin'ilay fitiavan'i Kristy ho antsika e
tamin'ny fanolorany ny tenany teo amin'ny hazo fijaliana.
==> Ny hoe tanteraka tao amin'ilay fitiavan'i Kristy ho antsika ... tsy azoko loatra ngamba, raha izany, maninona no nomena hotanterahin'ny Jiosy ny Didy folo ?
Fa izao ka, misy ny tsy maintsy notanterahina, fa nisy koa ireo tsy azo natao (noraràna). Izay no tsy ahazoako io affirmation - nao io.
Marina tokoa fa fitiavan'i Kristy antsika ny fanolorany ny tenany teo amin'ny hazo fijaliana. Izany rahateo no voasoratra. Fa ahoana no ilazanao fa marina tokoa izany ? Afaka hino ianao fa marina izany raha toa ka manolotra ny tenanao eo @ hazo fijalianao koa ianao noho ny fitiavanao ireo notiavin'i Kristy. Fa raha tsy izany dia tsy hitoetra amin'ny fitiavan'i Kristy ianao.
diamondra27:
rehefa miray amin'i Kristy dia mahalala izay tokony hatao, Izy no mpanolotsaina, tompon'ny fahalalana sns hazava aminao ny dikan'ny hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao , sy ny hoe manaja ny ray amandreninao sns
tsy mivelona ho anao intsony ianao fa velona ho an'i Kristy.
==> Marina daholo irezo lazainao ireo sady voasoratra. Ny firaisana amin'i Kristy izany no lakile. Akaiky ny fanjakàn'ny Lanitra izay mahafantatra izany, fa ao anatiNy kosa izay mino sy manatanteraka izany, izany hoe, miray amin'i Jesoa Kristy.
Ny firaisana amin'i Kristy dia ny finoana Azy (ny teniNy, dia izay lazaiNy) sy ny fanatonana Azy (fampiharana ireo teniNy).
54. rzakarivola
(
03/02/2010 14:05)
diamondra:
toa tsy hay nge na meloka na tsia i jodasy e , tsy voasoratra ao zany, fa dia hoe nanenina ny nataony izy de namono tena
==> Andriamanitra ve hamela olona tsy meloka ho very ?
Andriamanitra mpitsara marina, ka tsy manao ny meloka ho marina na ny marina ho meloka.
Tandremo fandrao voafitaka ka hanadino fa rehefa miteny hoe : "voavela ny heloko ary azokony famonjena", dia mila mahatsapa fa meloka tokoa (na dia tsy nanao ny helok'i Jodasy aza), ary nila vonjy. Fa ny olona milaza fa "mino fa ... voavela ny heloko ary azoko ny famonjena", kanefa mi-ignorer ny fahamelohany ka mihevitra ny fahadiovan'ny tenany (mihoatra noho izay heveriny fa maloto), dia misotro fanamelohana ho an'ny tenany.
55. ikaretsaka
(
03/02/2010 14:36)
ka iza no nahalala fa very i jodasy na tsia?efa nihaona taminy tany @ ze misy azy tany nga razaka ?
aza mi assume hoa
aza mi assume hoa
56. rakapy
(
03/02/2010 14:44)
Io koa i Rzaka fa manameloka an'i Jodasy. Ohatra ny tsy arak'i lery hoe raha tsy nanantateraka an'iny mission iny angaha lery lasa populaire be ohatran'izao i rajesosy.
57. fijo
(
03/02/2010 20:59)
izay mihintsy,manameloka an'i rajoda"sy" razaka,nefa milaza ihany koa ifa hiraka no nataon'i rajoda"sy.