RAVA HAITI
21. rzakarivola
(
20/01/2010 09:01)
rakapy:
Lasa contradictoire be ilay famakianao baiboly raha ny fijeriko azy. Voasoratra ao nefa ny hoe "Raha misy roa na telo mijoro @ anarako dia tsy ho rava ny tanana" .Mino ve ianao fa tsy nisy na iray aza olo-marina tao Haiti? New Orleans , Thailand , Sri lanka, Madagasikara....?
==> Tsy hitako izay contradictoire. I Jesoa no Tenin' Andriamanitra velona, koa velona Izy ary miteny, izay manontany Azy dia valiaNy, na dia ireo namandrika Azy aza, ary hatramin'izao izany. @ maha-velona Azy, dia tsy mamaly anao ny cas nisy tany Galilia t@ 2000 taona lasa Izy, fa izay cas entinao eo amiNy no valiaNy, na dia mety mitovy @ izay nitranga tary ananona t@ X taona lasa aza ny valin-teny.
Ny amin'ireo firenena maro ireo dia tsy haiko satria tsy nanontany aho, fa ianao mahazo manontany, ary efa nanontany ianao, ary fantatro fa mamaly Izy fa asa raha renao ny valin-teniNy.
Ny amin'i Madagasikara dia tena izay nolazainao izay, satria nisy anakiray nanontany hoe "dia tsy hamindra fo ve ny Tompo raha misy roa na telo mibebaka?"
Raha iverenantsika ny tao @ Sodoma sy Gomora, raha niteny Abrahama hoe : "Dia tsy hamindra fo ve ianao raha misy olona 5 marina ao?", nanaiky Andriamanitra, saingy tsy nahita olona dimy marina tao fa 4, ary ny anakiray aza mbola voasedra fa tsy marina ka lasa vongan-tsira.
Fitiavana Andriamanitra ary malemy fanahy sady tsy miavona am-po, araka ny tenin'i Jesoa. Saingy mitoetra ho marina Izy ka tsy manao diso na fitaka, rehefa 5 dia dimy, saingy tsy nisy ny dimy, moa i Abrahama tsy nidina intsony.
Fa izao, ny ilazana fa marina ry Lota, tsy hoe tsy nanao fahadisoana izy akory (satria ny Baiboly dia tsy nanambara an'izay), fa ny zavatra nambaran'ny Baiboly dia i Abrahama no nofidian' Andriamanitra ho fitahiana ny firenena rehetra, ary i Lota dia ankohonana iray tamin'i Abrahama, satria nanaraka an'i Abrahama izy niala ny tanin-drazany sy ny fivavahan-drazany, nandeha t@ tany izay tsy fantany, nivavaka tamin'ilay Andriamanitra tsy fantany fa nampahafantatra ny tenaNy taminy.
Ankehitriny, izay mino an'i Jesoa ka manaraka Azy dia tahaka an'i Lota.
Na izany aza, fantaro ny ambaran'i Jesoa rehefa miteny Izy hoe : faharinganana, sao dia ny hevitrao no entinao mitsara ny teniNy.
22. rakapy
(
20/01/2010 09:25)
Na miova na tsy miova A/tra izay lazainao io dia ity no tokony ho fantatrao. Ity tany misy antsika olombelona ity sy ny fiainana etona kosa dia miova ary tsy hitsahatra ny tsy hiova. Ilay A/tra dia anisan'ny mpanova azy. Ka raha ry Abrahama na ry Mosesy no mbola tanisainao sy irinao hiverina dia nofy.
23. diamondra27
(
20/01/2010 13:33)
rakapy:
Ka ny SAMPY ve izany no nahatonga ny zava-nitranga tany Haiti izao sa ?
---------------
raha nanaraka ny infos ianao dia voalaza tao hoe nanorina trano tany amin'ny toerana tsy tokony hananganana trano ny olona ary t@io toerana io no betsaka ny maty
somary mila mianatra siansa kely aloha hoe: inona no mahatonga ny horohoro-tany dia mila mmaky baiboly koa hoe naninona no nisy horohorontany t@izany andro izany
Mino aho fa hahazo valiny mahafapo tokoa ianao
Ny fantatra hatreto aloha dia mihetraketraka loatra ny olona amin'ity resaka environnement ity, toerana feno zava-mitso dia simbaina harodana hanaovana trano na building sns
Matetika rehefa misy loza dia Atra foana no omena tsiny fa tsy mba manontany tena hoe inona re no zavatra natao mahatonga izao?
Mbola misy ve zao Atra zao? sns
Efa voasoratra anefa fa Atra mandrakizay , tsy miova io Atran'ny Kristiana io, Dieu tout puissant Tsy hoe rehefa maty akory dia vita hatreo ny fiainana fa ozy we mbola misy fiainana be de be ao ambadik'izao fiainana izao
"Izaho ho avy mba hananareo fiainana be dia be", koa raha kristiana marina ianao tsy misy maharatsy izany maty izany. Fandalovana ny eto an-tany, mission no ataontsika eto.
Voasoratra ihany koa fa hoe: misy andro hifaliana ary misy andro hitomaniana sns
Tsy hoe manao tsinotsinona ny zavatra niseho tany haiti akory ny tenako fa io moa samy manana ny finoany.Mivavaka ho azy ireo no azo atao.
24. rakapy
(
20/01/2010 14:08)
Hoy i Diamondra27
Dia ahoana izany ilay hafatry ao @ baiboly hoe "Miteraha dia mameno ny tany ?"
Notanterahin'ny xana maro sy raolombelona tokoa ilay teny. Efa manomboka feno ny tany. Mila ny filany anefa raolombelona, mila toerana hamahanana ireo vahoaka maro be,mila toerana honenan'ireo vahoaka maro be, voararan'ny baiboly sy ny fiangonana nefa ny aborition.... Hatramin'izao anefa mbola tsy nahita ressource sy vahaolana avy teny @ volana na ny planeta Marsa hoe azo ambolena na hiompiana ve eny. Noho izany dia tsy maintsy ny tany aloha no hanaovana izany filana rehetra izany . Vokany miharava ny tontolo ihainana araka ny voalazanao. Iza no tompon'antoka???
Angamba kosa tsy misy fanomezana tsiny an'A/tra eto fa fanotaniana no apetraka ary lesona no alaina.
Ny fantatra hatreto aloha dia mihetraketraka loatra ny olona amin'ity resaka environnement ity, toerana feno zava-mitso dia simbaina harodana hanaovana trano na building sns
Dia ahoana izany ilay hafatry ao @ baiboly hoe "Miteraha dia mameno ny tany ?"
Notanterahin'ny xana maro sy raolombelona tokoa ilay teny. Efa manomboka feno ny tany. Mila ny filany anefa raolombelona, mila toerana hamahanana ireo vahoaka maro be,mila toerana honenan'ireo vahoaka maro be, voararan'ny baiboly sy ny fiangonana nefa ny aborition.... Hatramin'izao anefa mbola tsy nahita ressource sy vahaolana avy teny @ volana na ny planeta Marsa hoe azo ambolena na hiompiana ve eny. Noho izany dia tsy maintsy ny tany aloha no hanaovana izany filana rehetra izany . Vokany miharava ny tontolo ihainana araka ny voalazanao. Iza no tompon'antoka???
Matetika rehefa misy loza dia Atra foana no omena tsiny fa tsy mba manontany tena hoe inona re no zavatra natao mahatonga izao?
Mbola misy ve zao Atra zao? sns
Angamba kosa tsy misy fanomezana tsiny an'A/tra eto fa fanotaniana no apetraka ary lesona no alaina.
25. diamondra27
(
20/01/2010 14:29)
rakapy a, mamenoa ny tany tsy midika hoe simbao ny tany
koa mahagaga ange ho'aho dia niandry nisy ilay horohorontany vao naroso ilay hevitra hoe: afindra-monina izy ireo fa tsy azo hapetraka ao intsony e, satria tany tzy azo hanonganana trano no nanaovana trano
Tsy mila ho any amin'ny planeta hafa any ireo fa hitan'ny olona foana hoe ary no andefasana ireo olona ireo.
Momba ilay tany dia averiko ihany fa na eto an-tany aza isika dia misy loi tokony harahina , rehefa hoe tsy tokony hanamboarana trano dia tsy tokony hatao.
Rehefa hoe tsy tsara ny doro0tanety dia tsy tokony hatao fa indray andro any dia mijinja ny nafafy. Tsy hoe mamenoa ny tany dia samia manao izay tiany hatao.

26. rakapy
(
20/01/2010 14:49)
Hoy I Diamondra 27
Ohatra tsotra no omeko anao.
Raha efitra 2 no trano fonenareo mivady t@ voalohany. Taty aorina nitombo ny taranakareo lasa 8 ianareo. Mbola hitovy ny t@ nareo roa ve ny filaminana sy ny hatsaran'ny ao an-tranonareo?
Ataoko fa mahalala an'izany avokoa ny olona fa mbola averiko indray fa nohon'ny tsy fananana no mahatonga ny olona tsy mahavita manaraka ny loi de construction ara-dalana. Ataoko fa na ny trano misy anao any M/car aza dia tsy maharaka ny loi de contruction ara-dalana sy tokony ho izy.
rakapy a, mamenoa ny tany tsy midika hoe simbao ny tany
Ohatra tsotra no omeko anao.
Raha efitra 2 no trano fonenareo mivady t@ voalohany. Taty aorina nitombo ny taranakareo lasa 8 ianareo. Mbola hitovy ny t@ nareo roa ve ny filaminana sy ny hatsaran'ny ao an-tranonareo?
Momba ilay tany dia averiko ihany fa na eto an-tany aza isika dia misy loi tokony harahina , rehefa hoe tsy tokony hanamboarana trano dia tsy tokony hatao
Ataoko fa mahalala an'izany avokoa ny olona fa mbola averiko indray fa nohon'ny tsy fananana no mahatonga ny olona tsy mahavita manaraka ny loi de construction ara-dalana. Ataoko fa na ny trano misy anao any M/car aza dia tsy maharaka ny loi de contruction ara-dalana sy tokony ho izy.
27. fijo
(
20/01/2010 20:35)
oka letsy rakapy fa vao tsy eo aho ,de mamely be ery ialahy.
izao izany ry zareo an,samy hialao na finoana silamo"maro maty tamin'ny tsunamy" na ny finoana kristianina,"maro maty tany haiti.
misy finoana iray izay ,tena fifaliana foana no ao ary fitiavana no tena manjaka ao.any indray handramana,sady ny rakitra any tsy mila vaniny fa na 1€ aza dia isaorana ampitiavana be.

28. rakapy
(
21/01/2010 06:49)
Fijo> Aiza kosa dia hoe mamely be eo letsy. Mba milaza sy mizara izay mba fantratro aho .
29. diamondra27
(
21/01/2010 07:33)
rakapy:
Hoy I Diamondra 27rakapy a, mamenoa ny tany tsy midika hoe simbao ny tany
Ohatra tsotra no omeko anao.
Raha efitra 2 no trano fonenareo mivady t@ voalohany. Taty aorina nitombo ny taranakareo lasa 8 ianareo. Mbola hitovy ny t@ nareo roa ve ny filaminana sy ny hatsaran'ny ao an-tranonareo?
Momba ilay tany dia averiko ihany fa na eto an-tany aza isika dia misy loi tokony harahina , rehefa hoe tsy tokony hanamboarana trano dia tsy tokony hatao
Ataoko fa mahalala an'izany avokoa ny olona fa mbola averiko indray fa nohon'ny tsy fananana no mahatonga ny olona tsy mahavita manaraka ny loi de construction ara-dalana. Ataoko fa na ny trano misy anao any M/car aza dia tsy maharaka ny loi de contruction ara-dalana sy tokony ho izy.
azoko tsara mihintsy ny tianao lazaina ka, taloha ohatra de mpivady fotsiny , avy eo niteraka de nananjafy etc etc, raha tokony ho izy moa dia hoe rehefa hanambady dia tsara raha mitokantrano ny mpivady, hiala ny rar dia hitambatra izy roa, mbola nampiana an'ty hava-tiana tsy hiaraha-monina hoy ny ntaolo, dia tokony hifindra monina zany ny amkizy aloha hiala ny rar fa tsy hiara-hipetraka ao sinon tokony hanaraka ny tenin'Atra hoe: aza mamoha ny fitiavana raha tsy fotoany fa responsabilite be ny resaka fitiavana, raha manana famille tsy maintsy mi-assume.
Noho nyfitiavatena ankehitriny anefa dia tsy arahin'olona intsony ny loi , misy ny corruption , ny tena koa may tsy te-hipetraka any andalambe, hany ka manaiky na dia efa fantatra fa hoe tsy azo hanaovana trano ilay toerana.
Fanontaniana: raha fantatrao fa misy lavaka be manoloana anao, fantatrao tsara fa raha latsaka ao ianao tsy tafavoaka intsony dia mbola hi s'aventurer ve ianao? 2 ny valiny , na hitady vahaolana hafa ianao na tsy manana choix dia manaiky ka anisany responsable ihany koa ianao amin'iny fanekenao iny satria fantatrao fa indray andro tsy maintsy ho avy ny loza.
Ilay firenena moa dia firenena corrompu na dia betsaka aza ny kristiana, dia iaraha-mahalala ny fiatraikan'izany corruption izany. Mety azo raisina amin'ny cote positive ange ilay izy e fa tsy ratsy foana e: misy izany ny corruption , hors la loi sns tezitra Atra dia naringany ny olona. Fantany tsara fa be ny mijaly tao amin'ilay toerana ka raha hoy aza izy hoe tsy aleo alaiko ny ain'ireo izay tsy afa-manoatra manoloana ny zava-misy toa izay hijaly ka lasa hiova hanana toetra ratsy daholo, donc izay mbola velona aloha dia tokony hijoro hatrany @ maha Xna azy ary ireo tra-boina kosa dia tsy tokony asiana polimika be fa dia manaiky.
Ny zavatra rehetra dia mahasoa , na zavatra heverinao fa ratsy izao aza rehefa mifandinika @ Tompo ianao hotsapanao fa tsy ratsy iny fa nisy lesona azonao .
Omeko ohatra 1 ihany koa ianareo: misy olona marary mijaly be efa miandry ho faty ireny, inona no tianareo mahita azy velona mijalijaly sa mahita azy hoe maty dia vita hatreo ny fanaintainany?
Sarotra ho an'ny tsy convertie ny manaiky io lazaiko io hoe aleo mahita ny olona maty toa izay aleo izy ho velona foana nefa ny fijaliana efa tsy ho zakany. Ary mbola averiko ihany fa tsy mitovy @fihevitsika ny fihevitr'Atra, ary azy ny aintsika , izay tiany ihany na oviana na oviana ny fotoana hiainantsika eto fa na izaho na ianao dia tsy maintsy mbola o faty indray andro any.
30. rakapy
(
21/01/2010 08:20)
Hoy i Diamondra 27
Io voalazanao io aloha dia ekeko fa marina, nefa eo no anisan'ny ipetrahan'ny olana ankehitriny. Hifindra sy hanorina tokan-trano, midika izany fa mila toerana vaovao angovo vaovao .Dia eo isika dia tsy maintsy miverina @ ilay voalazanao tary aloha hoe
Hoy i Diamondra27
Marina izany ,nefa aza adino fa mbola maro koa anie ny olona no tsy mahafantatra na voaterin'ny zava-misy na koa minia tsy mahafantatra.
Iaraha-mahalala izao fa sarotra izany hoe manan-janaka nefa tsy an'asa. nefa jereo fa dia maro ihany ireo miteraka .Eny fa na dia ny tenany aza tsy vitany.
Indraindray rehefa mandinika aho dia toa mahatsapa fa be loatra ny olona eto ambonin'ny tany. Tsy misy maharatsy izany nefa kosa dia hita fa mila filana be dia be ny fisian'ny olona maro satria samy mba te hiaina ara-dalana avokoa ny zanak'olomelona rehetra.
Etsy andaniny anefa dia tsy eken'ny xana sy ny finoana maro ny fanalanan-jaza sy ny fampiasana fanabeazana aizana ka dia aleon'izy ireo " velona fa mitsipozipozy" toy izay esorina na mampiasa fanabeazana aizana.
Io dia olana iray koa.
raha tokony ho izy moa dia hoe rehefa hanambady dia tsara raha mitokantrano ny mpivady, hiala ny rar dia hitambatra izy roa, mbola nampiana an'ty hava-tiana tsy hiaraha-monina hoy ny ntaolo, dia tokony hifindra monina zany ny amkizy aloha hiala ny rar fa tsy hiara-hipetraka ao
Io voalazanao io aloha dia ekeko fa marina, nefa eo no anisan'ny ipetrahan'ny olana ankehitriny. Hifindra sy hanorina tokan-trano, midika izany fa mila toerana vaovao angovo vaovao .Dia eo isika dia tsy maintsy miverina @ ilay voalazanao tary aloha hoe
Ny fantatra hatreto aloha dia mihetraketraka loatra ny olona amin'ity resaka environnement ity, toerana feno zava-mitso dia simbaina harodana hanaovana trano na building sns
Hoy i Diamondra27
Fanontaniana: raha fantatrao fa misy lavaka be manoloana anao, fantatrao tsara fa raha latsaka ao ianao tsy tafavoaka intsony dia mbola hi s'aventurer ve ianao? 2 ny valiny , na hitady vahaolana hafa ianao na tsy manana choix dia manaiky ka anisany responsable ihany koa ianao amin'iny fanekenao iny satria fantatrao fa indray andro tsy maintsy ho avy ny loza.
Marina izany ,nefa aza adino fa mbola maro koa anie ny olona no tsy mahafantatra na voaterin'ny zava-misy na koa minia tsy mahafantatra.
Iaraha-mahalala izao fa sarotra izany hoe manan-janaka nefa tsy an'asa. nefa jereo fa dia maro ihany ireo miteraka .Eny fa na dia ny tenany aza tsy vitany.
Indraindray rehefa mandinika aho dia toa mahatsapa fa be loatra ny olona eto ambonin'ny tany. Tsy misy maharatsy izany nefa kosa dia hita fa mila filana be dia be ny fisian'ny olona maro satria samy mba te hiaina ara-dalana avokoa ny zanak'olomelona rehetra.
Etsy andaniny anefa dia tsy eken'ny xana sy ny finoana maro ny fanalanan-jaza sy ny fampiasana fanabeazana aizana ka dia aleon'izy ireo " velona fa mitsipozipozy" toy izay esorina na mampiasa fanabeazana aizana.
Io dia olana iray koa.
31. rzakarivola
(
21/01/2010 08:43)
fijo:
oka letsy rakapy fa vao tsy eo aho ,de mamely be ery ialahy.
izao izany ry zareo an,samy hialao na finoana silamo"maro maty tamin'ny tsunamy" na ny finoana kristianina,"maro maty tany haiti.
misy finoana iray izay ,tena fifaliana foana no ao ary fitiavana no tena manjaka ao.any indray handramana,sady ny rakitra any tsy mila vaniny fa na 1€ aza dia isaorana ampitiavana be.
==> Fa inona no lazainao hoe "fitiavana" ?
Samy manana izay tadiaviny tokoa aloha @ finoana e! Misy mitady fahafinaretana, misy mitady fahasambarana, misy mitady harena, misy mitady ... inona koa ? Fahafaham-po ? Fiadanana
Tsy ny fitadiavana ireny ngamba no misy olana fa ireo mitady zavatra tsy maharitra ka voafitaka.
32. diamondra27
(
21/01/2010 18:18)
rakapy: tena zay mihintsy ilay izy saingy tsy maintsy fankatoavana ihany no solution e.
na xna na tsy xna sarotraa ihany ilay manatanteraka raha tsy hoe tena mifitra @ Atra mafy dia mafy, kanefa lasa fanatika ndray ny an'ny sasany no hiafarany.
Tahaka ny resaka nucleaire sns ireny , ny olona ihany nge no manimba le tany fa zavatra paradisa be ny eto an-tany e.
Jereo fotsiny ohatra any dago ste-marie , nosybe , majunga sns tena manjabe nefa dia zao no mahazo , tsy hoe ny mponina malagasy rehetra no ratsy fa tsy afa-manoatra satria misy ny manome loi de manaraka tsy satry e

33. ikaretsaka
(
21/01/2010 21:11)
nyahako le fomba fisainana mi "forcer" izao rehetra izao rehefa metimety @ le tadiavina ho avy @ Atra de rehefa tsy mety de devoly ity no tsy mety azoko mihitsy..
ny atsy mamono silamo de hoe sitrapon'Atra hono satria namono ny tsy ohatra azy
ny arokatra mamono Xtianina de sitrapon'Atra hono satria mamono ny tsy ohatra azy
na catastrophe naturel aza

34. fijo
(
21/01/2010 22:17)
zakarivola an,le fitiavan aany amin'io finoana io misy azy rehetra ireo mitambatra.mety hiakatra vetivety any an danitra mihintsy aza ianao raha tena mifantoka tsara.fa miverina avy eo ka
35. diamondra27
(
22/01/2010 06:55)
ika ; ho an'ny xna ngehefa tsy asan'Atra dia asan'ny devoly kosa izay e fa tsy misy hery hafa ankoatran'izy 2
fa za miombonkevitra aminao hoe misy xna na dia zavatra tsy mifanaraka am sitrapon'Atra zao azade lazaina fa sitrak'Atra sns satria zay no mampiety ny fisainany, manao fitaovana an'Atra fotsiny zany ilay olona.
raha mamono olona izany kosa dia efa mandika didy e! na tsy antsy na basy ihany nge no mety hamonoana olona fa ny teny aloakan'ny vava, tena misy mandratra fo sy matiny mihintsy rehefa tsy mafy saina

37. rzakarivola
(
26/01/2010 15:25)
diamondra27:
rakapy: tena zay mihintsy ilay izy saingy tsy maintsy fankatoavana ihany no solution e.
na xna na tsy xna sarotraa ihany ilay manatanteraka raha tsy hoe tena mifitra @ Atra mafy dia mafy, kanefa lasa fanatika ndray ny an'ny sasany no hiafarany.
Tahaka ny resaka nucleaire sns ireny , ny olona ihany nge no manimba le tany fa zavatra paradisa be ny eto an-tany e.
Jereo fotsiny ohatra any dago ste-marie , nosybe , majunga sns tena manjabe nefa dia zao no mahazo , tsy hoe ny mponina malagasy rehetra no ratsy fa tsy afa-manoatra satria misy ny manome loi de manaraka tsy satry e
==> Tsy azoko ny ilazanao fa paradisa ny eto an-tany. Ny voasoratra dia hoe : "Alors l'Éternel Dieu le chassa du jardin d'Éden pour qu'il travaille le sol d'où il avait été tiré.". Ankoatra izay
"Après avoir chassé l'homme, il posta des chérubins à l'est du jardin d'Éden, avec une épée flamboyante tournoyant en tout sens pour barrer l'accès de l'arbre de la vie."
Tsy mbola hitako ny soratra hoe navelan' Andriamanitra ho rava (tahaka izao misy eto an-tany izao) ny paradisa ... fa ny olona no "hita ny ony, hamaky ny afo".
38. ikaretsaka
(
26/01/2010 16:28)
Manomboka ety an-tany ny paradisa raha isika olombelona no mifankatia...
40. rzakarivola
(
27/01/2010 08:27)
fijo:
zakarivola an,le fitiavan aany amin'io finoana io misy azy rehetra ireo mitambatra.mety hiakatra vetivety any an danitra mihintsy aza ianao raha tena mifantoka tsara.fa miverina avy eo ka
==> Mazava be ny teninao, fahasambarana tsy maharitra. Nenah ny tiako miakatra any an-danitra dia tsy miverina ety intsony.
I Jesoa niteny hoe : "aza miasa hahazo ny hanina mety levona, fa miasà ho an'ny hanina maharitra ho amin'ny fiainana mandrakizay"
Ary fantatro fa Izy milaza ny marina.