SADC VS FRANCEAFRIQUE

21. AndriambyII ( 17/01/2010 22:48)
Raha tsy voahova @ izao io systeme archaique io dia mbola hitohy mandritry ny générations 2 na 3 aoriana 8) 8)
22. patrick2002 ( 18/01/2010 02:16)
andriambyll: na tianao na tsy tianao dia voany manipulation politique i Andry , satria notohanany frantsay haka fahefana nefa avy eo tsy tohanany nahazo fahefana .
Izay no mahatonga izao savorovoro izao ,ary mampahazo vahana an`i Ravalo,
amiko izany dia misy vahaolana roa @ krizy dia voalohany ny fanohanany frantsay an`i Andry ,faharoa ny fandeferany Ravalo sahala @ nataony ratsiraka t@ 2002 ,
Ianareo mahita fa tokony hiala Andry dia hoy izao hoe fahefana eny ampelatanany koa homeny anao ,
dia sonegaly miady @ maizina izany ka izay mitsiky aloha no resy :-D :-D :-D
23. AndriambyII ( 18/01/2010 08:12)
Hoy iTEGEVE :
______________________________________________________________________
"La SADC a appelé Andry Rajoelina à revenir à la table de négociations tout en rejetant sa décision unilatérale d’organiser des législatives.
Voilà une décision qui remet tout à plat. Le Groupe international de contact (GIC) sur la crise malgache avait prévu de déléguer le président de commission de l’Union africaine, Jean Ping à Antananarivo entre le 22 et le 25 janvier. Il est censé faire des propositions aux quatre mouvances qui ont quinze jours pour faire des commentaires. On se demande si la décision de la SADC s’inscrit dans cette démarche ou va à son encontre "
_______________________________________________________________________

Ka inona no mbola hidiran' ny SADEC @ ny raharahan-tokatranon'i Mada ?
F'angaha moa tsy efa nahantona tao @ io fikambanana io i MADA ?
Izay anie no tena olana @ ireto Afrikana ireto e ! ny vavany no mitondra ny atidohany !! :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1692