SADC VS FRANCEAFRIQUE

1. TEGEVE ( 15/01/2010 07:17)
La Communauté de développement d’Afrique australe (SADC) réunie jeudi a décidé de rejeter les élections législatives prévues le 20 mars.
La SADC a appelé Andry Rajoelina à revenir à la table de négociations tout en rejetant sa décision unilatérale d’organiser des législatives.
Voilà une décision qui remet tout à plat. Le Groupe international de contact (GIC) sur la crise malgache avait prévu de déléguer le président de commission de l’Union africaine, Jean Ping à Antananarivo entre le 22 et le 25 janvier. Il est censé faire des propositions aux quatre mouvances qui ont quinze jours pour faire des commentaires. On se demande si la décision de la SADC s’inscrit dans cette démarche ou va à son encontre
2. xxwx ( 15/01/2010 08:39)
Sahady 8O
3. xxwx ( 15/01/2010 09:02)
Sahady 8O
4. pikatti ( 15/01/2010 12:52)
To atsy hitan'ny Frantay mihitsy koa ny fomba hamonoan'io aloha e, efa tonga saina ny SADC,elah mantsy rawix nilaza fa efa nivalona ry zalahy ireo ,aiza namono biby tsy nahafaty lesisy a, zao lisany tsy amelany ao
5. bebonga ( 15/01/2010 13:51)
Izany no alehany , izao ny vahoala no minan'ny fatiny izy ao ambony ao ve miraharaha!!!, aleo amboarin'ny sadec any
6. milamm ( 15/01/2010 14:34)
araky fanambarana an-gazety nataony i lavanify de manomana ny 3 aprily 2010 izao izy Assises Nationales ,ifantoka fitsapana ny hevitr\'izy ireo momba ny fifidianana filohampirenena ny oct 2010,zay no antony hanafainganana ny fifidianana legislative ny 20 marsa izao
http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/04/03/madagascar-rajoelina-promet-des-elections-au-mois-d-octobre-2010_1176490_3212.html
mila vola izy hanohanana izany ny cellules d\'Afrique ao quay d\'orsay(service secrets,mercenaries,intellingences,sy mpibizina otrany delmas) de mbola manantena fandresena ra mbola mitohy ny fitondram-bahoaka miatrika vava-basy
7. patrick2002 ( 15/01/2010 18:40)
ay ve mba tonga saina ihany ianareo hoe misy 2 ny GIC ,mazava izay misy GIC frantsay misy ny GIC anglisy ,
Ka amiko raha hiala @ fanandevozany frantsay tsy mila fanandevozany anglisy ,tano ny azo fa sarotra ny mila .
8. milamm ( 15/01/2010 19:51)
sali rapa efa 2010 les zao mbola tsy azon\'ela ihany oe tsy resaka hitady mpanandevo hafa ankoatrany frantsay akory no olana,ra tsy tiany rapa i Ravalomanana de tsy mikasika tombotsoam-pirenena iombonana izay fa raha nampanatena demokrasia kosa i fosa lavanify 2009 nefa vava basy sy herimpamoretana ,ary aondrana tsikelikely @ zao tany mikorotana zao ny harempirenena de tsy mety,aiza zao le oe air force 1,2 saika amidy hanaovana hopitaly teo ? sady tsy ahafaka ny hanoanany olona izany iza t@ reny fianakaviany maty teny Ambohitsirohitra reny no nojereny fitondrany lavanify.Ny ekonomia 1 manontolo no potika ary mikatso na secteur informel na publique varotra antsokosoko ny zv rehetra rehefa very ny asa ary mihena ny ppn tsy ho ela ary ireo olony fat no hanankarena @ zany,tsy maintsy hirongatra reo kibo noana fa tsy ho voatanany basy

\" ny ratsy atao loza mihantona,ny tody tsy misy fa ny atao no miverina \" hoy ny fitenin-drazana,ny tena akaiky anlery no hamely azy ao,ny hasina kalo tsy hita tabilao tao ho ato fa mbola mifitsaka
9. patrick2002 ( 15/01/2010 20:06)
sali milamm
Efa mazava be letsy izany ah! raha tiana handroso i gasikara dia tsy maintsy mipetraka ilay hoe milamm- ina ry vahoaka malagasy .
inona no tsy ma-milamm azy
satria ravalo manao barazy
:-D :-D :-D
zany ve dia tsy takatry ialahy ,ireo fahoriana tanisain`ialahy eo ambony ireo dia izaho milaza fa mbola i Ravalo no rangory fontotry ny afo ,mbola dingana voalohany io fa tsy hamelany Ravalo io ,izao efa miantso miaramila SADC indray Mogabé no nasaina niteny aloha ,ary hodinihana any Maputo hono .
Ny ahy letsy na inona krizy ao madagasikara na inona rehefa tsy hipetraka tsara sahala @ nataony AREMA ny TIM ,dia mbola tsy hitsara TGV mihintsy izaho fa mbola hitoraka voninkazo azy
VIVE TGV
10. milamm ( 15/01/2010 20:20)
ka mila averina ndray v le fanotaniana oe iza no eo zao,no i Ravalomanana any ivelany indray no omena tsiny @ tsy fahaiza-mitarika ?tsy mitombona mintsiny e, ka tsy mba lasa saina zany ela oe noeritreretin'ela ho joba ngamba lavanify de torahan'ela vonikazo 8O tsy norma zany zoky ra tsy oe pelaka nga rapa leuleu,zahay eto mo de tsy manana olana na bi- aza =)) =)) =))
11. 08051972 ( 15/01/2010 21:10)
Isika Gasy rehetra mihintsy no omena tsiny e!Ôtrin'ny hoe manononofy zany ny Gasy!N'izan'iza mpitondra eo de hameno pôsy de hitsôka daôlo fa i Gasikara hijanona ho mahantra mandrak'izay ary de omena tsiny daôlo ny firenena retra eto ambonin'ny tany nefa tsik'aza tsy sahy managadra an'ireo mpangoronkarena mpametsifetsy vaôk'ireo! Iza t@ nareo teto zao no mba efa sahy nadé nakany Dago nitarika vaôka ka sahy nanambara sy nanokatra ny masom-baôka tany ary nandresy lahatr'azy ireo hitaky ny Zo maha olombelon'azy? Amiko na Ravalo na i Andry de samy diso ary samy mpamita-baôka! Samy mpanararaotra ny fahalemen'ny hafa! Izah no milaza an'izany ary tsy mentra satri TIAKO I MADAGASIAKARA TANINDRAZAKO
12. patrick2002 ( 16/01/2010 03:00)
milamm:

ka mila averina ndray v le fanotaniana oe iza no eo zao,no i Ravalomanana any ivelany indray no omena tsiny @ tsy fahaiza-mitarika ?tsy mitombona mintsiny e, ka tsy mba lasa saina zany ela oe noeritreretin'ela ho joba ngamba lavanify de torahan'ela vonikazo 8O tsy norma zany zoky ra tsy oe pelaka nga rapa leuleu,zahay eto mo de tsy manana olana na bi- aza =)) =)) =))



amiko letsy ny TGV dia mbola tsy mpitondra fa mbola namany mpanohitra ah! miharo tena ,ary manaratsy ny vitany teo aloha ,ny antony dia satria mbola tsy feno ny fepetra maha mpitondra azy ,ary izay no tsy hitsarako azy .
Raha ny toraka vonikazo tsy i Andry no torahana vonikazo fa ny TGV fantatr`ialahy ve ny maha samy hafa anireo !
raha i Andry tsy nahazaka fitondrana mihintsy ,sahala @ hoe milamm tsy haazaka fitondrana satria tsy misy manohana.
13. xxx3 ( 16/01/2010 06:47)
izay indray aho vao naheno an'izany,lisany ireto wa mampihomehy mihitsy,entiny le tsy fitiavana an'i ra8 no betsaka dia miteniteny foana
14. xxxw ( 16/01/2010 12:14)
noeritreretin'ela ho joba ngamba lavanify de torahan'ela vonikazo tsy norma zany zoky ra tsy oe pelaka nga rapa leuleu,

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
15. AndriambyII ( 16/01/2010 13:36)
Mba hialàna @ idées réçues dia aleo faritana @ teny hoe OCCIDENTALAFRIQUE ireo teny matetika niverimberina tato ato teo @ lafin'ny politique regionale de l'ocean indien fa sao dia mampisavorovoro saina ny operateurs sy facteurs économiques isan-tsokajiny. Efa hita fa misy karazany ireo groupes d' influences miseho miray ao @ io GIC io , ary mbola betsaka koa ny sasany izay tsy mbola fantatry ny malagasy ny fisiany nefa dia manana main mise mahery mamoritra ny toekaren' ireo firenena tsy dia matanjaka misy eran' izao tontolo izao.
Ny GIC Anglophone , ny GIC Francophone , Gic Russophone ,Gic Hispanophone , Gic Nippon Asiatique ,Gic Islamique...
Ary ny fahafantarana ireo tena mitondra ny tontolo iainantsika @ izao fotoana izao ohatry ny vondrona faran' izay matanjaka indrindra toy ny Franc maçon , ny Rotary ,lions club ,Alquaida ,Triade , Yakuza , Nazi , Mafia , .. izay samy miankina @ ity atao hoe THINK TANK .
http://www.brainsfeed.com/categories/14-Livres

:idea: :idea:
16. dadabe ( 16/01/2010 14:33)
:roll: :roll:
17. milamm ( 16/01/2010 23:26)
rapa ela aza mikafara les,ny koziko @ la resaka ady fahefana ara-politika de misy n'aiza2 ao frantsa oh. de i villepin sy sarko(clearstream sns...),Angletera sy lib.dem,conservative miady @ Brown ho avy ny fifidianana manaraka hiaraka ampiakatra ny euro ho devizy asolo ny dolara alohany hafa rehetra izy ireo ary merkel,resaka hafa izay aorinany global recession .i kouchner de mazava fa mbola anitatra ny empire frantsay no heviny otrany reo teo aloha,t@ androny foccart nampiasa mercenaires sy vola ary miaramila atrany M.kara zao vao nokotabaisiny frantsay @ terivozona eken'ela manokana ve izany na politika,sosialy,toekarena ary kolotsaina satria nisy kofa lavanify tsy afaka moly te androba i Gasikara sy ny harempireneny de ho ekena izany ? zao no lazaiko anla ho rava io fandrobana firenena io ary hisaina kokoa ny rehetra tandrify azy @ izay mendrika ho fidiany solombavambahoaka,filoha manaraka eo satria misy ny omaly de androany mahita rapitso koa andro hafa 8)
18. patrick2002 ( 17/01/2010 04:48)
Ny ady fahefana dia misy n`aiza n`aiza fa tsy misy miantso firenena vahiny hiaro azy afa tsy ny firenena mahantra ohatry ny madagasikara ihany ,na any Iran aza misy ny ady lahy politika fa tsy miantso firenena vahiny izany izy ,
Raha ny ady fahefana teo @ Rajoelina sy Ravalo dia tsotra ny fiantombohany ,fitiavany Rajoelina hiaro ny entreprise-ny tsy ho potehany Ravalo ,sahala @ nanaovanireo entreprise ny gasy milliardaire maro ,nilatsaka ho ben`ny tanana izy ,mbola tsy nohajainy Ravalo ny fahefana @ maha-ben`ny tanana azy ,nikorotaniny Andry amin`izay teo no nanampiny frantsay an`i Andry ,tsy hitako izay maha-diso an`i Andry amin`izany ,raha misy firenena manaiky ny hanohana .
I Andry tsy te handroba firenena mihintsy fa te hiaro ny an`azy izy nefa indrisy fa i Ravalo tsy nety nandefitra ,i Andry koa tsy nanaiky fa rehefa tsy nandefitra ny iray ,dia ny fahefany @ maha filoha azy mihintsy no nesoriny ,ary nampiany frantsay .
@ izao sahirana i Andry satria ny frantsay te hiala aminy fa te hametraka an`i mouvance ratsiraka dia io misafotofoto io ny raharaha .
19. pelaka2002 ( 17/01/2010 05:47)
Ahoana ry chérie a, hay ve isé tato e, :* :* :* :*
20. milamm ( 17/01/2010 18:27)
aza avadika resaka ho victim @ manipulation d\'oeuvre politique ny resaka nahazo an\'i lavanify da\'toa rapa a,tsarovy ny 2001-2002 niakarany Ravalomanana @ magistrature supreme fa noekeny rehetra hatr@ GIC satria nila rivo-baovao i Gasikara.Tsy mitovy ty ndry nande ty satria novaliany ingahirainy ny hetahetambahoaka @ ankapobeny,oh fialana ny fiankinan-doha @ frantsay nandritra ny 42 taona @ fitantanana fitondram-panjakana ekonomika sy politika ary koltoraly sns tao M.kara.Fantatr\'ela tsara fa tsy misy madio tanana ny mpitondra rehetra eran-tany,iza no Malagasy ampitahain\'ela namorona asa @ fivelomana 10.000 tsy nila antoka @ fanjakana Malagasy hatao trosa ???nandiso fanantenana izy tsy azo lavina ary tsy azo adinoina nefa @ zao fotoana firy no very asa @ fandrobana fahefana sy fampihorohoroana ary ny fiantraikany izany @ fianam-pirenena isan\'andro.
\" too many excuses ,we\'ve heard it all b4\"
Olona mieritreritra ela fa tsy tapena-maso ,mahasoa ny tanindrazana v zao ataony andry zao?raha eny,nahoana tsy azo raisina ho valinteny ny tsy fitiavana an-Ravalomanana manokana satria ao koa ry tsiranana,ratsy iraka,andry hevitra mitodika @ fanorenana sehatra fototra ara-politika sy indrindra ekonomika no resaka
refa mikozy za de ny hevitro zay no lazaiko fa tsy mila tohanana na irahina,na koa mitady mpanohana toy ny hevitry ny olompirenena rehetra miresaka ny tanindrazany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1299