REGARDER VIDEO Journal 13 jan 2010-Perquisition chez Ravalom

1. vatofototra ( 13/01/2010 19:19)
REGARDER VIDEO Journal 13 jan 2010-Perquisition chez Ravalomanana à Faravohitra

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 14/01/2010 22:21
2. pikatti ( 13/01/2010 20:03)
Nody gôna ry zalahy le, tsssss, mahina ihany ity ny mpanao ratsy
3. vatofototra ( 13/01/2010 20:09)
REGARDER SUITE interview Nathalie Rabe confirmant une galerie souteraine chez Ravalomanana à Faravohitra

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
4. pikatti ( 13/01/2010 20:12)
Ary mbola baomba lmandatsa-dranomaso foana izay rehatra miseho klé, ny teny Antsimbazaza anikeo , lasa lamaody ity zava-baovao @ FIS ity marina
5. pikatti ( 13/01/2010 20:21)
Mampihomehy i Nath Rabe klé :-D :-D :-D :-D
L efanondroany le hoe antenne , le filazany fa nainona no tsy hita , ha ha ha, miala sirika sisa marian ry mpanampim-bava, mantahotra sahady ve ry zalahy ireto fa samy hanao propangady de kendaina daholo ny adversa tssssssssssss
Misaotra ry vatofototra nizara =D =D
6. ramosekely ( 13/01/2010 20:34)
aiza izy izany mr pikatti an ,inona indray hono vao2 ao e
7. pikatti ( 13/01/2010 20:40)
Betsaka lesy izy ao henoy tsara anie leity le ao video vatofototra ao e, lisany koa anie tsy mihaino e, afaka mihaino elah no manohy manoratra , :lol:
8. xxxw ( 13/01/2010 20:49)
Cette affaire met à nue la stratégie de la terre brûlée de la hat contre Marc Ravalomanana. Elle repose visiblement sur des suspicions, sur des rumeurs et finalement sur de la rancÅ“ur, voire de la haine. La question se pose comment pouvait-on imaginer que quelqu’un allait cacher un émetteur dans une maison surveillée nuit et jour ? Une question de bon sens que semble ne pas avoir les commanditaires de cette opération. Bref, c’est par l’absurde que l’ont vient de démontrer l’insensé. Absurde :oops: :oops:
9. ramosekely ( 13/01/2010 21:04)
NY HENOKO DIA NAKA ENTANA T@ CAMS TAO NY RASIL
10. hery ( 14/01/2010 00:03)
Misy zavatra tsy mazava ao.

Miaramila amin\'ny kamiao mihitsy no tonga teny. Tamin\'ny voalohany dia saika tonga dia hiditra tsy nisy mandat, fa nony tonga ny mpisolo vava ny tompon-trano vao lasa indray aloha naka mandat... dia nolazaina hoe ao no miafina izany Radio pirate izany ka hisava.

Ny vokany moa dia tsy nisy na inona na inona (indray) tao, ary niaiky mihitsy ilay minisitra Natalie Rabe hoe tsy nisy zavatra hita tao dia notohizany hoe ... angamba efa nalaindry zareo tamin\'ilay fotoana nandehanana naka mandat (lolll) dia hoe misy lala-miafina ao ka mety nivoaka tany amin\'ilay lala-miafina ny olona nitondra an\'ilay emetteur.

Zavatra roa ihany no azo lazaina. Na dia tena \"donto\" mihitsy ny mpitondra (mety ho izany tokoa aloha), na nisy fikafika maizimaizina tao fa mody notakonana tamin\'ny hoe perquisitions.

- Tena donto ve ny HAT?

Raha tadidintsika dia tsy voalohany no misy fahadontoana (absurdité na stupidité) tahaka izao rehefa misy resaka perquisitions. Imbetsaka ny FIS no nanao perquisitions fa naheno hoe misy fitaovam-piadiana etsy na aroa (tadidy ilay teny Ivato?) teny @ magazay TIKO? Ny olona donto ihany no mino hoe raha hanao trafika-na fitaovam-piadiana dia ao amin\'ny magazain\'ny TIKO no hametrahana azy. Toa izany koa, ny donto ihany no mino hoe mpanohitra HAT manao radio piraty dia ao Faravohitra ao amin\'ny tranon-dRavalomanana no hanaovany azy. Satria fantatra fa raha misy ny oaraoara dia ao no hosavaina voalohany. Ka mety hoe donto tokoa ve ny HAT?

- Sao dia fikafika maizina kosa?

Ny ahiahy tsy ihavanana. Raha toa ka tsy donto ary ny HAT nisava tao dia inona no mety ho antony? Sao dia mba...? Sao dia mba...? Ny krizy hono mahalava tanana (ohabolana nandritra ny fotoan\'ny HAT io), ka mety hoe fomba iray handrobàna tranon\'olona indray ve? Akaiky ny fifidianana, ka mety hoe fomba iray hijerena indray hoe misy osy mainty (sisa nanamborana) indray ve tao? Sa ve efa ho tapitra ny HAT ka jerena ihany sao dia tokony mamono trasy aloha mba tsy handehanana eny Tsiafahy raha sendra mivadika ny kodiarantsarety? Sa ve hoe sao niverina tsimoramora tao Ravalo? lolll

Dia tsy haiko ry zareo fa raha olona normal dia tsy tokony ho nisy akory iny perquisition iny raha toa ka ilay hoe \"Hijery fa sao dia ao ilay Radio pirate\" no tanjona.

Saingy tsy hay intsony moa fa efa krizy izao ka rehefa tsy voa ny kibo dia voa ny saina...
11. xxx3 ( 14/01/2010 01:14)
efa lany fika ireo e hoavy indray mantsy izao i GIC dia mitady fikan'antitra indray handotoana an'i ra8,
12. katrikatry ( 14/01/2010 01:56)
Mahita lalana tsy ofisialy nanafenana emetera ity marina Nathalie Rabe,sipa dimbaka BE ,sady mimé ihany izy, asa lavaka aiza zao no eritreriny :D
13. rivlalaina ( 14/01/2010 04:43)
Amiko ry zareo de ny fankahalana ny Prezidà Ravalomanana no mankarary fo ireo vendrana ireo ka mampanaonao foana azy toy izao!

Raha ny voalazan'ny olona iray niantso tao @ fandaharana ampenjiky omaly dia possible nametraka zavatra tao ry zareo fa ny mpanao gazety moa zany tsy nisy nahazo miditra afatsy ny mpomba azy ireo.

Na ny azo eritreretina de ity , saika nanao amboletra toy ny fanaony hatrizay zareo de tsy tafiditra, fa mino aho fa nisy emetteur sy basy ary fitaovana marobe any amin'izy ireo, de rehefa tafiditra zareo de hiantso mpanao gazety @ zay de hilelalela hoe ireto no hita tao aminy!

Aoka anefa ho fantany tsara fa ny zavatra rehetra manampetra ihany, eny na io basy entina hamoretana io aza, rehefa mifototra io de izy ihany no voa voalohany!

Asa ianareo raha mba mandinika toa ahy fa ny fomba iray hahafoana ny HAT dia ny fifamonoana eo amin'ny samy zareo ihany, ry zareo samy manana basy sns...

14. AndriambyII ( 14/01/2010 08:52)
Zavatra mora afenina ny antenne émétteur ireny ary ny appareil de diffusion radiophonique dia na sobika le ngeza be ireny aza dia ampy hitondrana azy !!
na @ ordi portable aza ry zareo afaka hanaovana station radio a!!
donc l' essentiel c' est l' existence de la radio pirate 89.6 sur FM
15. dadabe ( 14/01/2010 12:27)
:roll: :roll: danz b zany efa mivotra be ny gasy
16. papala ( 14/01/2010 12:31)
:-@ :-@ :-@ :-@ le kala nathalie rabe, miezaka hamoron-javatra foana, sady LAINGA, MAMORON-DAINGA. tena ho lasa gaigy reo rehefa kelikely an!
17. pimaso ( 14/01/2010 12:45)
Hinana
Am' any sy
Thay
18. pikatti ( 14/01/2010 13:03)
Nath Rabe sipa mila 19 @ tgVery fotsiny, reny anie olona mpiaraka tao @ Hilton tao taloha ,t@ izany DJ nanafana an'izao mpampan-dihy vody isan-karazany tao,anisan'ny kalaza vavy koa iny :lol:
19. NathalieRabe ( 14/01/2010 13:08)
Diso fitenennana re zah ry reto a, ianareo kounkou masiaka be ,ndao hidance ary tsika e, io indray talentako :wink: izaho anie no nahalala voulou an'i Andry e, izay vao i Mialy fa iny hono manakarena , izaho angaha nanaiky raha tsy mahazo ministera !!ndry !!tsy entana bôtsy intsony eto ry dadatoa :lol:
20. pikatti ( 14/01/2010 13:14)
KLEULEU fa tena zany tokoa ve ry Nath ny paikanareo tao, ary hitako ry Mialy tsy mandrevy an'i toi :?: :idea: :idea: :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438