La ministre de la justice Christine Razanamahasoa

21. terrywui ( 12/01/2010 13:57)
raa mbola be kozy eo ihany elah anio rapique de hiantsoko andrapà eo ndray elah hampihinana anlah eo ..!! iny ihany no tsy hainlah !!!!! :-D :-D :-D :-D
22. pikatti ( 12/01/2010 14:00)
aza manilika eo elah bainn, rapatin'elah zany efa hors d'état de nuire, ialahy no tena lasibatra eo , fa aza mifezaka eo elah :-D :-D :-D :-D :-D :-D
23. ifiona ( 12/01/2010 14:05)
patrick2002 >> za anie tsy miteny na marina na lainga no nolazain'i Lôlô e. Mitatitra fotsiny za hoe zay no teniny. Fa ny anao kosa ny version HAT no raisinao ho toy ny vérité absolue. NEfa mbola tsy nisy afaka hanaporofo zany, sauf angamba raha nisy caméra cachée ohatra na tsy haiko! lol!

ahoana tsara hoe ny nataon'i hery? :roll:
Mpandefa : hery [ Valio ] 28-12-2009 15:40:07
Lohateny : Hipoaka io... miala any koa ny RAS
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV.

Efa manomboka miala any koa ny RAS taorian'ny RFI. Ny RAS (Régiment d'Appui et de Soutien) ihany koa dia manana fitaovam-piadiana.

Iny niseho androany iny no tsapa rano avy amin'ny kintana vitsivitsy. Efa mifezaka i Vital... mety ho lasa Fatal.


@ 5 maraina any Dago ve lery no nanoratra? hounnnnnnnnn otran tsy zany no hitako eo :lol:
d ahoana fotsny zany
24. terrywui ( 12/01/2010 14:05)
hikandrana ahona letsy a...! fa ho aiza elah e! eo alou petsaina mafimafy vo mandé fa tsss! mbol tsy afapo amlah ony rapà ozizy ! fa mbol te hananatr mafy anlah aloan andehananlah
25. terrywui ( 12/01/2010 14:12)
tsisy manenjika andry Didier nalh sy ry Lolot anlah anie eo rapique fa le hala-bola sy vaky trano ary fanonganampanjakana sy fanapoahana bombe no hanontaniana azy fotsiny hoe taiza izy no nahita an'ireo bombe ireo de alefa mody ee :roll: :roll: :roll: :roll:
26. pikatti ( 12/01/2010 14:18)
Vonona tsara @ zay ve elah zany zao an,!!!
Zavatra adin'ny fitondrana jadona lesy zany a, elah ve mbola tsy mahalala fa zany daholo ny fanaon'ny pays totalitaire!!!
:roll: :roll:
27. esserra ( 12/01/2010 14:32)
Ramatoa mpangalatra io t@ andron'i deba, mpamadika palitao, ramatoa tsy fanao enao , jereo fotsiny tsy sahy mipoipoitra ampahibemaso io ramatoa io, manenjika azy loatra ny eritreriny :idea: :idea: :idea: :roll: :roll:
28. pikatti ( 12/01/2010 15:23)
Io le kôziko io hpa ramatoa miafinkafina io hafahafa saina,
tratran'elah rawix klé ,kôpy elah
29. Toumba ( 12/01/2010 15:25)
pikatti:


Naninona hono no tsy nolazaina ny fitondrana raha nisy nikotrika fanakorontanana !!!! Oadray zany Ramatoa , fa avy aiza ty ramatoa ity no nipoitra klé, fa angaha ny journalisme mpanitsoka na mpitsikilo ho an'i Etat :?: :?: :?: :?:
Lazaina fa t@ 3h maraina ry zareo no teny nefa @ 5h30 tena téte à claque marina ty ramatoa ity,ary ny journalistes mitady ny vaovao any @ izay misy azy any , tandremo izany fa izay jounaliste tonga voalohany @ toerana mafanafana dia ho samborina:oops: :oops:

minisitra fopla tsy ,mpinono bibita kalaza vavy


30. jarifa ( 13/01/2010 05:45)
Efa mankaleo ny Politika ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
31. Radidier ( 13/01/2010 12:40)
Makanesa ary @ resa-dehilahy ary elah ry jarifa any elah mpanao xxx ,eto elah tsy afaka manao xxx :-D :-D :-D :-D :-D
32. terrywui ( 13/01/2010 15:32)
tsisy manenjika andry Didier sy ry Lolot anie eo fa le hala-bola sy vaky trano ary fanonganam-panjakana sy fanapoahana bombe no hanontaniana azy fotsiny hoe taiza izy no nahita an'ireo bombe ireo de alefa mody ee
33. ouioui ( 13/01/2010 18:43)
radomelina no gadraina @zay efa tsy namokatra efa heritaona tsisy zavatra vitany na iray aza
34. xxx3 ( 14/01/2010 01:07)
pikatti:


Naninona hono no tsy nolazaina ny fitondrana raha nisy nikotrika fanakorontanana !!!! Oadray zany Ramatoa , fa avy aiza ty ramatoa ity no nipoitra klé, fa angaha ny journalisme mpanitsoka na mpitsikilo ho an'i Etat :?: :?: :?: :?:
Lazaina fa t@ 3h maraina ry zareo no teny nefa @ 5h30 tena téte à claque marina ty ramatoa ity,ary ny journalistes mitady ny vaovao any @ izay misy azy any , tandremo izany fa izay jounaliste tonga voalohany @ toerana mafanafana dia ho samborina:oops: :oops:

io ve le razanakisoa christine ,maty aho marina mafy manohatra noho ireny pute eny @ pigale ireny ,jereo anie ty molony e breurk,efa zatra minona ny an'i satanier sy ndrinarijaona ary kotondrasana ka tsy hivaralila ohatran'io

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0412