La ministre de la justice Christine Razanamahasoa

1. pikatti ( 12/01/2010 11:52)

Naninona hono no tsy nolazaina ny fitondrana raha nisy nikotrika fanakorontanana !!!! Oadray zany Ramatoa , fa avy aiza ty ramatoa ity no nipoitra klé, fa angaha ny journalisme mpanitsoka na mpitsikilo ho an'i Etat :?: :?: :?: :?:
Lazaina fa t@ 3h maraina ry zareo no teny nefa @ 5h30 tena téte à claque marina ty ramatoa ity,ary ny journalistes mitady ny vaovao any @ izay misy azy any , tandremo izany fa izay jounaliste tonga voalohany @ toerana mafanafana dia ho samborina:oops: :oops:
novalian'i xxx3 ny 14/01/2010 01:07
2. esserra ( 12/01/2010 12:04)
Milaza ry HAT fa mahaleotena ny fitsarana gasy,aiza no tsy nisy voasambotra ireny capsat mpanakorotana sy nanambana ,nandrahona jeneraly ireny?????nahoana no ahemotra foana ny didim-pitsarana mikasika ny tsy maha légale ny nanesorana an'i PM Mangalaza izay olona voafidin'ireo 4mouvances ???? sy ny tsy maha ara-dalàna ny fanendrena unilateral an Ingh Vital?????
Fakana fotoana sy tahotra ny pressions GIC no tena resaka mazava,resaka politika no tena ao ambadik'io justice fantoche io, demokrasia fantoche,prez fantoche
Tsy mila an'io ny Malagasy sy Madagasikara
3. ifiona ( 12/01/2010 12:06)
ny an-dry zareo anie efa hita be hoe te hanapi-bava an'ny radio fahazavàna fotsiny, indrindra ny fandaharana ampenjiky ! aiza ve ka tsy ampy une semaine après ny nahazoana sursis à exécution an'ilay fampiantoana ny vaovao sy ny fandaharana ampenjiky dia hoe convoqués ndray fa hoe impliqués @ resaka mutinerie! ny olona visé amin'io mitovy ihany, dia ny olona miandraikitra ny fandaharana apenjiky! pff!

sady @ zany anie ny olona ampanantsoiny dia toy ny olona efa coupable nefa tsy mbola nisy fitsaràna, ary manana droit @ présomption d'innocence, kanefa ry TGV moa zany vao nampanantsoina fotsiny lé olona dia mivazavaza be ery ry wiwi ato hoe zany ny mpanogampanjakàna eee, blablabla bliblibli!!! eny e, ts atao mahagaga fa efa izao foana ny stratégie HAT! lotoina ny anaran'olona nefa avy eo tsy mahita porofo akory?? nankaiza ireo olona dimy nampanantsoina t@ resaka bomba zao? nalaina baraka tsotra izao ny anarany, aiza ho aiza ny tohin'ny tantara?

ah zalah :twisted:
4. Mirananirina ( 12/01/2010 12:09)
Ka nianatra droit daholo ry zalahy president sy ny akolitany ko.
5. pikatti ( 12/01/2010 12:18)
Slt ny akama e
Ka io Ramatoa mpisolelaka io anie ry Mirana mitady ny hiakatra galona :-D :-D :-D raha izaho ianao Madama dia manaja tena , :-D :-D :-D tsy hatakalony an'i Mialy ianao aloha na handeha mbamin'ny lohanao :-D :-D :-D
ny olona ampanantsoiny dia toy ny olona efa coupable nefa tsy mbola nisy fitsaràna, ary manana droit @ présomption d'innocence,

Marina mihitsy io ry Ifiona tsisy sekré mihitsy ny fitsarana sy ny fizotrany fa vao hosamborina dia naman'ny "jiolahy" aminy, mbola mila mianatra tsara ny droit zany ry zareo ry Mirana a
6. vitamatavy ( 12/01/2010 12:57)
tena lozabe mihitsy ity HAT ity e
7. terrywui ( 12/01/2010 13:26)
aok'izay ny ranomaso e :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: X
8. pikatti ( 12/01/2010 13:29)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy hitan'elah mitomany ny ho voahongany ve io ramatoa miafina @ io solomach be io bainn a
9. patrick2002 ( 12/01/2010 13:30)
Tratry ny taona aby eh!
Izay indray vao tafaverina !
Tena nanao ny asany Ramatoa minisitra fa nanagadra ny mpanakorotana ,ary nampiantra ny lalana ,nazaava ho azy nalaina ambavany teny @ brigade de recherche teny fiadanana aloha ny journaliste mbola tsy nohazonona avy eo nalaina ambavany faharoa ary dia nalefa teny @ procureur nalaina ambavany fahatelo dia teo vao notazonina ,
Midika izany fa nisy ny nampiahiahy anireto journaliste ireto anisany izany ny fahatongavany t@ 3 maraina teny antoerana i adjudant chef moa dia miaraka @ vola iray sakosy mihintsy ,rehefa natao enquete nandritry ny adiny 3 dia hita fa anisany organisateur fa tsy informateur Mr le journaliste ary dia nahiditra amponja ,tsy nanao ny asany naha journaliste azy izy fa ,fauteur de trouble ,accusés de preparation de coup d`Etat .
10. terrywui ( 12/01/2010 13:33)
tsy hitan'elah mitomany ny ho voahongany ve io ramatoa miafina @ io solomach be io bainn a
aoka lesy zay ny ranomaso fa innn ary ty le ... mba mifalia amzay letsy de andao ho any amin'ny àgogo zany a.......
11. pikatti ( 12/01/2010 13:37)
Ahoana lesy rapaty a, tratra ny taona elah e, dia ahoana zany , mikonaina be anie ry tgv ao e, matahotra tsy mahatombotsiraka ,tsy matory matahotra ny ho voahongana :-D :-D :-D ka te hanao aminy ao
Elah rawix be resaka elah hoa,efa taty daholo anefa ny ekipa fa elah no voa mafy , henon'elah reny t@ telefonina ireny , sombintsombiny fotsiny :lol:
12. terrywui ( 12/01/2010 13:41)
ssssh ! maizina daholo ary reny kofy ampiresahanlah tamin'ny phon reny kou ! tsisy Cyril , tsisy penguin , tsisy hery henoko tao fa maizina entinlah mandroba eran'ny tanana fotsiny hin hin hon hon hon
13. pikatti ( 12/01/2010 13:44)
:-D :-D :-D :-D i bitrokel leity iny dia i ramatoakely nanararaotra nijery RIJA -LALATIANA-TOVO-BODO, tant pis pour toi :-D :-D :-D efa hoe sombintsombina hoa fa elah ve ahoana e
14. ifiona ( 12/01/2010 13:47)
patrick2002:

Tratry ny taona aby eh!
Izay indray vao tafaverina !
Tena nanao ny asany Ramatoa minisitra fa nanagadra ny mpanakorotana ,ary nampiantra ny lalana ,nazaava ho azy nalaina ambavany teny @ brigade de recherche teny fiadanana aloha ny journaliste mbola tsy nohazonona avy eo nalaina ambavany faharoa ary dia nalefa teny @ procureur nalaina ambavany fahatelo dia teo vao notazonina ,
Midika izany fa nisy ny nampiahiahy anireto journaliste ireto anisany izany ny fahatongavany t@ 3 maraina teny antoerana i adjudant chef moa dia miaraka @ vola iray sakosy mihintsy ,rehefa natao enquete nandritry ny adiny 3 dia hita fa anisany organisateur fa tsy informateur Mr le journaliste ary dia nahiditra amponja ,tsy nanao ny asany naha journaliste azy izy fa ,fauteur de trouble ,accusés de preparation de coup d`Etat .



Version HAT zany. Fa ny nolazain'i Lolo Ratsimba dia hoe t@ 5h30 izy no tonga, ary efa une heure talohan'izany no nisy ny korontana tao @ RAS.
Enao manokana ve rapà teny an-toerana no afaka hanamarina fa tany an-toerana t@ 3 ora maraina tokoa Lôlô Ratsimba?

15. terrywui ( 12/01/2010 13:49)
ifiona =====ka kobo tany amin'i LOLO mitsy anie ny S iray sakosy e! porofo ve hisy tahakizay tsony fa any Tsiafahy ndray izy manome porofo amin'ny barre vy.....!! hin hin hon hon hon her her her her :-D :-D :-D :-D
16. ifiona ( 12/01/2010 13:51)
lolo ferrari ihany no hainlah ra wiwi

:-@ :-@ =)) :@
17. pikatti ( 12/01/2010 13:52)
Enao manokana ve rapà teny an-toerana no afaka hanamarina fa tany an-toerana t@ 3 ora maraina tokoa Lôlô Ratsimba?

Ny an'i rapaty anie hevitra bateau fotsiny , dia mbola rediredy 2009 ihany ny ao an-dohakeliny :-D :-D :-D
18. terrywui ( 12/01/2010 13:53)
hanaraka tsy ho ela i Mamy Rakotoarivelo sy i Cdt Daniel fa aza maika ndry r'ifiona a!!!!! tsisy lohany tsony io MAGRO io ny farany fa vodiny daholo de rava hoazy ...!!!! hin hin hin h :-D :-D :-D :-D
19. patrick2002 ( 12/01/2010 13:55)
ary enao manokana ve teny antoerana no hafaka hilaza fa t@ 5h30 ,i Hery tompony serasera no efa nandihy teto @ forum politika ,@ 5 maraina any madagasikara fa ho lasa ity fa efa mihetsika koa ny ao @ RAS ,ny heno radio fahazavana online angamba ilay ry dia tonga dia namoaka ny vaovao teto .
Nefa inona ny teo adjudant chef manaparitaka vola no mitarika ny zazavao hietsika .
Ary mbola misy parlementaire TIM voarohirohy aminio raharaha io fa lasa nitsoaka.
20. pikatti ( 12/01/2010 13:55)
ifiona le lolo be air bag iny no mba hainedala :-D :-D :-D :-D
ary marenina @ zay lesy elah rawix fa tsisy hikandrana leuleu :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.231