Tsara kapoka tsaratsara

1. ndotofetsi ( 07/01/2010 22:15)

Nahazo daka tany @ GIC i Radomelina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:42
2. fijo ( 07/01/2010 22:31)
Tanà
Sarina kolonely natao rakitra

Sarin’ny kolonely iray fanta-daza, mpiseho matetika amin’ny haino aman-jery, no nisy nandrotsaka tao amin’ny vata fasian-drakitra tao amin’ny fiangonana iray teto an-drenivohitra. Talanjona ny tompon’andraikitry ny eglizy raha nahita izany nandritry ny fanisan-drakitra. Tamin’ny faran’ny taona teo no nisian’ity tranga hafakely ity. Raha araka ny fitantaran’ireo nahita dia mbola nahitàna soratra ihany koa tao ambadik’ilay sary. Soratra manao hoe « eken’ny biraom-piangonana ve ny toe-javatra toa izao ? ». Raha ny fantatra dia sary tao anaty gazety io notapahina io ka natao rakitra.
Toetra tsy zaka. Vaovao tsy dia mifanalavitra amin’izany ihany, fantatra koa izao fa misy tompon’andraikitry ny FAT roa hanaovan’ny sasantsasany amin’ny mpiray fiangonana aminy toetra tsy zaka. Olona izay nanana andraikitra ambony tamin’ny fitondrana teo aloha izy ireo. «Vao miditra ny eglizy izy roa lahy dia miataka ireo andian’olona ka mampiseho ny tsy fankasitrahany. Dia toa izany hatrany no miverimberina isan’alahady» raha ny fitantaran’ny mpiray fiangonana amin’ireo olona ireo.
Fetim-piangonana. Dia mbola tranga mitovitovy hatrany ity niseho manaraka ity. Raha vao nandeha ny hira faneva izay fandefa matetika teny amin’ny 13 mey nandritry ny tolom-bahoaka dia nisy andian’olona tsy nahazaka ka nivoaka ny efitrano. Nanditry ny fetim-piangonana iray no nitrangan’izany seho hafakely izany. Ireo tranga telo samihafa ireo dia milaza avy hatrany fa entin’ny olona am-po tanteraka ny zava-misy eto amintsika ary hita taratra hatrany am-piangonana mihitsy izany…
izany.

vao izao aho no miditra rahery ,nefa tsy hafaka manokatra hevitra eto?????maty aho fat kely
3. Bigmaman ( 08/01/2010 08:43)
Ka be loatra ireo amboadia mitafu volon-kondry,aleo hiavaka tsara ny vary sy ny tsiparifary,raha no yokony ho izy aza dia maniry tandroka daholo ireo jiolahy ireo rehefa tonga ao ampiangonana ao :lol:
4. Mirananirina ( 08/01/2010 12:28)
gravy indray izany ry fijo
5. terrywui ( 08/01/2010 16:26)
gravy indray izany ry fijo
zany kozin'i fijo tsisy dikany zany ve ry mirana de gravy ??? mba hafahafa ko ny gravy aminareo kah ...! zao chien de salon miwouwouwouwouwawawa eran'ny fiangonana reta zao ve hiasanay loha eee...!! zao fotsiny ... an'ny TGV ny Fitondrana manomboka amin marsa ...!!!
6. pikatti ( 08/01/2010 19:42)
Aza be fialonana leisyt a, manaova elah fa tsy ny olona no rebirebena eo .....!!!!
Ary lisana tena efa koditra sahady lé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.168