voatsoka koa ny SADC e! iza sisa fanantenanreo ry reto a!

1. terrywui ( 07/01/2010 16:39)
politika
Vondrona Afrikanina-krizy Malagasy

Tapa-kevitra fa hanala ny SADC ao anatin'ny mpanelanelana

Sosokevitra roa no heverin'ny Fianakaviambe Iraisam-pirenena haroso hamahana ny olana: fifikirana amin'ny fifanarahan'i Maputo sy Addis-Abeba andaniny ary fandresen-dahatra ny samy Gasy hanangana governemanta iraisana ankilany.
Andro voalohany nanombohan'ny fivoriana nomanin'ny Vondrona Afrikanina any Addis-Abeba hanombanana ny zava-bita manodidina ny fanelanelanana ny krizy sy hanohizana ny fijerena vahaolana, omaly..........

novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:40
2. terrywui ( 07/01/2010 16:42)
mangidy ny rora e..!! ny toro hevitro ????

alao atao ny fifidianana deputé zany amn marsa de atao daholo ny fifidianana rehetra de aleo hiasa malalaka amzay ny Fanjakana fa tena handroso io tanindrazantsika io ....!!
ny olana arak'asa mivaha ho azy eo rehefa mitombina tsara le Fanjakana jojopîl .....satria ho avy daholo izao karazana AGOA rehetra izao ...!! :lol: :lol:
3. terrywui ( 07/01/2010 16:47)
aza miditra manao koudetety tsony oa ry zalah TIM fa petsa eo ane eee....!! raha tsy petsan'ny bala de ho petsan'ny tsy mahazo miditra M/car tsony hin hin hon hon hon her her her :-D :-D :-D :-D :-D
4. pikatti ( 07/01/2010 17:17)
Inona ndray aza no mampimenomenona anelah ato rawix a :idea:
5. xxx3 ( 07/01/2010 17:38)
namboarin'i dada anie hono fere an'i rawix t@ 2002,aiza kosa ka efa ho 5000 be izao no maty tany @ faritany
6. pikatti ( 07/01/2010 17:46)
:-D :-D :-D :-D :-D de ahoana leisy izany rawix , tsy mba efa nisy dadakely kosa ve ialahy zay bainn :lol:
7. fozabe ( 07/01/2010 17:50)
aza aton'izany koa ny fianakams e
vive tgv
8. Bigmaman ( 07/01/2010 17:54)
Kely loha ty ouioui ty raha tsy izany nalaiko ho vady 8O
9. esserra ( 07/01/2010 19:17)
Aza manonofy an'io fifidianana io ianareo , efa impiry no lazaina fa nofy ratsin'ny tgv no nahatonga azy niteniteny foana iny
10. fijo ( 07/01/2010 22:34)
tsy hisy io e,fa alaivo ihany wiwi ry big tit an
11. TWING ( 08/01/2010 07:33)
essera

dia tsy misy fifidianana ve nefa za vô zay vô mba hifidy?
lol
12. terrywui ( 08/01/2010 16:47)
Tsisy afa tsy teny tokana sisa ataoko anareo ry TIM a....!! mampalahelo be nareo ...!!
13. pikatti ( 08/01/2010 19:40)
Aza zany fifidianana zany leisy ,resaka vonovorona ny anelah , ary inina ndray no nahazo tany no be taraina klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478